Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


2CO 1:1     Alignment score: 0.507
Paul , an apostle of Christ Jesus by the will of God , and Timothy our brother , to the church of God that is in Corinth , and to all God 's holy people in the entire region of Achaia :
Paoly , apostoly iray an'i Kristy Jesosy tamin ' ny sitrapon'Andriamanitra , sy Timoty rahalahintsika , ho an ' ny fiangonan'Andriamanitra izay ao amin ' ny Korinto , ary ho an'ireo mpino rehetra manerana ny faritry
Akaia .


2CO 1:2     Alignment score: 0.587 → 0.607
May grace be to you and peace from God our Father and the Lord Jesus Christ .
Ho aminareo anie ny fahasoavana ary ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Tompo Jesosy Kristy .
2CO 1:3     Alignment score: 0.444 → 0.447
May the God and Father of our Lord Jesus Christ be praised . He is the Father of mercies and the God of all comfort .
Ho deraina anie ny Andriamanitra sy Rain
' ny Tompontsika Jesosy Kristy . Izy no Rain ' ny famindram - po rehetra sy Andriamanitry ny fampiononana rehetra .
2CO 1:4     Alignment score: 0.206 → 0.217
God comforts us in all our tribulation , so that we can comfort those
who are in any tribulation . We comfort others with the same comfort that God used to comfort us .
Andriamanitra dia mampionona antsika amin ' ny fahoriantsika rehetra , ka mba ahafahantsika mampionona ireo izay ao anaty fahoriana . Isika dia mampionona ireo hafa tahaka ny fampiononana izay nampiasan'Andriamanitra ampiononana antsika .
2CO 1:5     Alignment score: 0.351 → 0.369
For just as the sufferings of Christ abound for our sake , so also our comfort abounds through Christ .
Fa tahaka ny hitomboan ' ny fijalian'i
Kristy nohon ' ny aminay , no hitomboan ' ny fampionona anay koa amin ' ny alalan'i Kristy .
2CO 1:6     Alignment score: 0.236 → 0.247
But if we are afflicted , it is for your comfort and salvation ; and if we are comforted , it is for your comfort . Your comfort is working effectively in your endurance of the same sufferings
that we also suffer .
Fa raha nampahoriana izahay , izany dia ho an ' ny fampiononana sy famonjena anareo . Ary raha nampiononona izahay , izany dia ho an ' ny fampiononana anareo . Ny fampiononanareo dia mandaitra rehefa manam - paharetana hizara ireo fijaliana izay mitovy amin ' ny fijalianay koa .
2CO 1:7     Alignment score: 0.192
Our hope concerning you is unshaken , for we know that as you share the sufferings
, you also share our comfort .
Fa ny fahatokisanay momba anareo dia azo antoka , satria izahay dia mahafantatra fa ianareo koa dia mizara ireo fijaliana , ianareo koa dia mizara fampiononana .
2CO 1:8     Alignment score: 0.215 → 0.228
For we do not want you to be uninformed , brothers , about the tribulation we had in Asia . We were utterly burdened beyond our strength , so that we despaired even of life
.
Fa tsy tianay ianareo tsy ahafantatra , ry rahalahy , ny amin'ireo olana nanjo anay tany Asia . Izahay dia novesarina tanteraka mihoatran'izay tokony ho zakanay , betsaka loatra ka tsy nanantena ny hiaina ela intsony izahay .
2CO 1:9     Alignment score: 0.272
Indeed , we had the sentence of death on us . But that was to make us not put our trust in ourselves , but instead in God , who raises the dead .
Teo aminay tokoa ny fanamelohana ho faty . Fa izany no nahatonga anay tsy hametraka ny tokinay eo amin ' ny tenanay ihany , fa kosa amin'Andriamanitra izay mampitsangana ny maty .
2CO 1:10     Alignment score: 0.179 → 0.187
He rescued us from such a deadly peril , and he will rescue us . On him we have set our hope that he will rescue us .
Nanavotra anay tamin ' ny loza mahafaty tahaka izany Izy , ary mbola hanavotra indray . Izahay dia nametraka ny tokinay taminy fa mbola hanafaka anay indray Izy .
2CO 1:11     Alignment score: 0.238 → 0.267
He will do this as you also help us by your prayer . Then many will give thanks on our behalf for the favor given to us through the prayers of many .
Izy dia hanao izany satria ianareo koa dia manampy anay amin ' ny alalan ' ny vavakareo . Ary maro avy eo no hanome fisaorana amin ' ny anaranay noho ny tombom - pahasoavana
nomena anay tamin ' ny alalan'ireo vavaka ny maro .
2CO 1:13     Alignment score: 0.188 → 0.192
We write
to you nothing that you can not read and understand , and I hope that you will fully understand
Izahay dia tsy nanoratra zavatra tsy ho voavaky na ho azonareo . Izaho dia manantena fa ,
2CO 1:14     Alignment score: 0.215 → 0.215
as you have understood us in part , that you can boast of us on the day of our Lord Jesus , just as we will boast of you .
satria ianareo nahazo ny momba anay amin ' ny ampahany , izahay dia ho anton
' ny reharehanareo amin ' ny andron ' ny Tompontsika Jesosy , tahaka anareo ho antony hireharehanay .
2CO 1:15     Alignment score: 0.166 → 0.165
Because I was confident about this , I wanted to come
to you first , so that you might receive a second favor .
Satria natoky ny momba izany aho , dia te ho any aminareo aloha , mba hahafahanareo mahazo tombony amin ' ny fitsidihana roa .
2CO 1:16     Alignment score: 0.351
I was planning to visit you on my way to Macedonia . Then I wanted to visit you again on my trip from Macedonia , and then for you to send
me on my way to Judea .
Niomana ny hitsidika anareo rehefa teny amin ' ny lalako ho any Makedonia aho . Ary avy eo dia mbola naniry hitsidika anareo indray aho tamin ' ny diako avy any Makedonia , ary ny mba hanateranareo ahy teny amin ' ny lalako ho any Jodia ay eo .
2CO 1:17     Alignment score: 0.384
When I was thinking this way , was I hesitating ? Do I plan things according to the flesh , so that I say " Yes , yes " and " No , no " at the same time ?
Rehefa nieritreritra toy izany aho , nisalasala ve aho ? Nanomana ireo zavatra ireo araka ny nofo ve aho , mba itenenako " Eny , eny " sy " Tsia , tsia " amin ' ny fotoana iray ihany ?
2CO 1:18     Alignment score: 0.268 → 0.269
But just as God is faithful , our word to you is not " Yes " and " No . "
Fa satria Andriamanitra dia mahatoky , isika dia tsy afaka ny hiteny na " Eny " na " Tsia . "
2CO 1:19     Alignment score: 0.465 → 0.481
For the Son of God , Jesus Christ , whom Silvanus , Timothy , and I proclaimed among you , is not " Yes " and " No . " Instead , he is always " Yes . "
Fa ny Zanak'Andriamanitra , Jesosy Kristy , izay nitorian'i Sylvanosy , Timoty ary izaho taminareo , dia tsy " Eny " na " Tsia . " fa Izy dia niteny foana hoe " Eny . "
2CO 1:20     Alignment score: 0.411
For all the promises of God are " Yes " in him . So also through him we say " Amen " to the glory of God .
Satria ny fampanantenan'Andriamanitra rehetra dia " Eny " avokoa ao aminy . Ka amin ' ny alalany
koa isika dia hiteny hoe " Amena " ho an ' ny voninahitr'Andriamanitra .
2CO 1:21     Alignment score: 0.356
Now it is God who confirms us with you in Christ , and he anointed us ,
Ary Andriamanitra izay manamafy anay aminareo ao amin'i Kristy , ary Izy no naniraka antsika .
2CO 1:22     Alignment score: 0.298
he set his seal on us , and he gave us the Spirit in our hearts as a guarantee of what is to come
.
Izy dia nanisy tombo - kase tamintsika ary nanome ny Fanahy ho ao am - pontsika ho antok'izay mbola ho omeny antsika ao aoriana .
2CO 1:23     Alignment score: 0.284 → 0.281
But I call God as witness to my soul that the reason I did not come
to Corinth was so that I might spare you .
Fa niantso an'Andriamanitra aho , hijoro vavolombelona ho ahy izay antony tsy nahatongavako tao Korinto mba hamindrako fo aminareo .
2CO 1:24     Alignment score: 0.242 → 0.248
This is not because we want to be lords over your faith . Instead , we are fellow laborers with you for your joy , as you stand firm in your faith .
Izany dia tsy sanatria noho izahay miezaka
ny mamehy izay tokony ho finoanareo . Fa kosa , izahay dia miara - miasa aminareo amin ' ny fifalianareo , satria ianareo mijoro ao amin ' ny finoanareo .
2CO 1     Average alignment score: 0.308 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13