Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22 


REV 1:1     Alignment score: 0.329 → 0.355
This is the revelation of Jesus Christ that God gave him to show his servants what must soon take place . He made it known by sending his angel to his servant John ,
Ity ny fanambarana an'i Jesosy Kristy izay nomen'Andriamanitra azy hampisehona an'ireo mpanompony ny zavatra tsy maintsy hitranga . Nampahafantariny izany tamin ' ny alalan ' ny fandefasany
ny anjeliny ho an'i Jaona mpanompony .


REV 1:2     Alignment score: 0.412
who testified about the word of God and the testimony of Jesus Christ , all the things that he saw .
Jaona dia nanamarina ny momban ' ny tenin'Andriamanitra sy ireo fijoroana vavolombelona mahakasika an'i Jesosy Kristy , sy ireo zavatra rehetra hitany .
REV 1:3     Alignment score: 0.339
Blessed is the one who reads aloud
this prophecy and those who listen to the words of this prophecy and who obey what is written in it , because the time is near .
Sambatra izy izay mamaky amin ' ny feo avo , ary izay mihaino ny tenin'izany faminaniana izany , sy izay mitandrina izay voasoratra ao aminy , satria efa akaiky ny fotoana .
REV 1:4     Alignment score: 0.457 → 0.467
John , to the seven churches in Asia : May grace be to you and peace from the one who is , and who was , and who is to come
, and from the seven spirits who are before his throne ,
Jaona nankany amin'ireo fiangonana fito tany Asia : Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'ilay ankehitriny , sy taloha , ary ho avy , sy avy amin'ireo fanahy fito izay eo anatrehan ' ny seza fiandrianany ,
REV 1:5     Alignment score: 0.369
and from Jesus Christ , who is the faithful witness , the firstborn from the dead , and the ruler of the kings of the earth . To the one who loves us and has freed us from our sins by his blood
ary avy amin'i Jesosy Kristy , izay vavolombelona marina , lahimatoa amin ' ny maty , ary lehiben ' ny mpanjakan
' ny tany . Ho an'ilay tia antsika sy nanafaka antsika tamin'ireo fahotantsika tamin ' ny ràny
REV 1:6     Alignment score: 0.452
he has made us a kingdom , priests for his God and Father to him be the glory and the power forever and ever . Amen .
Izy dia nanao antsika ho fanjakana , mpisorona ho an'Andriamaniny sy Rainy ho Azy anie ny voninahitra sy ny fahefana mandrakizay doria . Amena .
REV 1:7     Alignment score: 0.304 → 0.309
Look , he is coming with the clouds ; every eye will see him , including those
who pierced him . All the tribes of the earth will mourn because of him . Yes , Amen .
Indro , avy amin ' ny rahona Izy ; ary ny maso rehetra hahita Azy , na dia ireo nandefona Azy aza . Ny firenena rehetra ambonin ' ny tany hitomany Azy . Eny , Amena .
REV 1:8     Alignment score: 0.522
" I am the Alpha and the Omega , " says the Lord God , " the one who is , and who was , and who is to come
, the Almighty . "
" Izaho no Alfa sy Omega , " hoy ny Tompo Andriamanitra , " ilay ankehitriny , sy taloha , ary ho avy , dia ilay Tsitoha . "
REV 1:9     Alignment score: 0.401 → 0.406
I , John your brother and the one who shares with you in the suffering and kingdom and patient endurance that are in Jesus was on the island called Patmos because of the word of God and the testimony about Jesus .
Izaho , Jaona rahalahinareo sy ilay iray izay nizara taminareo tao anatin
' ny fijaliana sy fanjakana ary ny faharetana ao amin'i Jesosy Kristy dia tao amin ' ny nosy atao hoe Patmo noho ny tenin'Andriamanitra sy ny fijoroana vavolombelona ny mahakasika an'i Jesosy .
REV 1:10     Alignment score: 0.398
I was in the Spirit on the Lord 's day . I heard behind me a loud voice like a trumpet .
Izaho dia notarihin ' ny Fanahy tamin ' ny andron ' ny Tompo . Nandre feo mahery tahaka ny trompetra teo ivohoko aho .
REV 1:11     Alignment score: 0.668 → 0.672
It said , " Write what you see in a book , and send it to the seven churches to Ephesus , to Smyrna , to Pergamum , to Thyatira , to Sardis , to Philadelphia , and to Laodicea . "
Nanao izany hoe : " Soraty ao amin ' ny boky izay hitanao , koa alefaso any amin'ireo fiangonana fito ho an ' ny Efesosy , Smyrna , Pergamosy , Tyatira , Sardisy , Filadelfia , ary Laodikia
. "
REV 1:12     Alignment score: 0.355 → 0.377
I turned around to see whose voice was speaking to me , and as I turned I saw seven golden lampstands
.
Nizaha ny manodidina aho nitady hoe feon'iza izany niteny tamiko izany , ary raha nitodika aho dia nahita fanaovan - jiro volamena fito .
REV 1:13     Alignment score: 0.324
In the middle of the lampstands
there was one like a son of man , wearing a long robe that reached down to his feet and a golden sash around his chest .
Ary teo afovoan ' ny fanaovan - jiro nisy anankiray tahaka ny Zanak'olona , nitafy akanjo lava tonga hatrany amin ' ny tongony , ary fehin - kibo volamena manodidina ny tratrany .
REV 1:14     Alignment score: 0.392
His head and hair were as white as wool as white as snow and his eyes were like a flame of fire
.
Ny lohany sy ny volony dia fotsy tahaka ny volon'ondry fotsy tahaka ny rano mandry , ary ny masony tahaka ny lelafo .
REV 1:15     Alignment score: 0.46
His feet were like polished bronze , like bronze that had been refined in a furnace , and his voice was like the sound of many rushing waters .
Ny tongony mangirana tahaka ny varahina , toy ny varahina voadio teo amin ' ny lafaoro , ary ny feony toy ny feona
rano be mikoriana .
REV 1:16     Alignment score: 0.454 → 0.455
He had seven stars in his right hand , and a sword with two sharp edges was coming out of his mouth . His face was shining like the sun at its strongest .
Ary nanana kintana fito teny
an - tanany ankavanana Izy , ary sabatra roa lela maranitra nivoaka avy teo amin ' ny vavany . Ny tarehiny dia nazava tahaka ny masoandro rehefa miredareda .
REV 1:17     Alignment score: 0.462
When I saw him , I fell at his feet like a dead man . He placed his right hand on me and said , " Do not be afraid . I am the first and the last
Rehefa nahita Azy aho , dia nianjera teo amin ' ny tongony tahaka ny olona maty . Nanendry ahy tamin ' ny tanany ankavanana Izy ka nanao hoe : " Aza matahotra . Izaho no voalohany sy farany ,
REV 1:18     Alignment score: 0.405
and the one who lives . I was dead , but look , I live forever and ever ! And I have the keys of death and of Hades .
ary ilay iray izay velona . Efa maty Aho , fa indro , velona mandrakizay ! Ary Izaho manana ny fanalahidin ' ny fahafatesana sy ny Fiainan - tsy hita .
REV 1:19     Alignment score: 0.351
Therefore write down what you have seen , what is now , and what will take place after this .
Noho izany soraty izay hitanao
, izay ankehitriny , sy izay hitranga aorian'izao .
REV 1:20     Alignment score: 0.483
As for the hidden meaning about the seven stars you saw in my right hand , and the seven golden lampstands
: The seven stars are the angels of the seven churches , and the seven lampstands are the seven churches . "
Tahaka ny zava - miafina mahakasika ireo kintana fito izay hitanao teny an - tanan - kavanako , sy ireo fanaovan - jiro volamena fito : " Ny kintana fito dia ireo anjelin ' ny fiangonana fito , ary ny fanaovan - jiro fito dia ireo fiangonana fito . "
REV 1     Average alignment score: 0.423 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of REV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22