Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of SNG:1  2  3  4  5  6  7  8 


SNG 1:1     Alignment score: 0.193 → 0.229
The Song of Songs , which is Solomon 's .
Ny tonon - kiran'ireo Tononkira , izay an'i Solomona . Ilay zatovovavy miresaka amin'ilay tiany
,


SNG 1:2     Alignment score: 0.315 → 0.32
Oh , that he would kiss me with the kisses
of his mouth , for your love is better than wine .
aoka mba hanoroka ahy amin ' ny fanorohan ' ny vavanao ianao , satria tsara kokoa noho ny divay ny fitiavanao .
SNG 1:3     Alignment score: 0.12 → 0.143
Your anointing oils have a pleasing fragrance ; your name is like flowing perfume , so the young women love you .
Ny menaka fanosoranao dia manim - pofona ; ny anaranao
dia toy ny ranomanitra voaidina , ka tian'ireo zatovovavy ianao .
SNG 1:4     Alignment score: 0.295 → 0.312
Take me with you , and we will run . The king has brought me into his rooms . We are glad ; We rejoice about you ; let us praise your love ; it is better than wine . It is right for the other women
to love you .
Ento miaraka aminao aho , ary hihazakazaka isika . Ilay tovovavy miresaka amin ' ny tenany fa nentin ' ny mpanjaka tao an'efitranony aho . Ilay tovovavy miresaka amin ' ny tenany hoe faly aho ; mifaly ny mombanao aho ; aoka aho hankalaza ny fitiavanao ; tsara kokoa noho ny divay izany . Voajanahary amin'ireo vehivavy hafa ny mitia anao . Ilay vehivavy miresaka amin'ireo vehivavy hafa .
SNG 1:5     Alignment score: 0.475 → 0.465
I am dark but lovely , you daughters of Jerusalem dark like the tents of Kedar , lovely like the curtains of Solomon .
Mivalomainty aho fa maha - te ho tia , ianareo ry zanaka vavin'ireo lehilahin'i Jerosalema mivalomainty tahaka ny lain'i
Kedara , maha - te ho tia tahaka ireo lamban'i Solomona .
SNG 1:6     Alignment score: 0.313 → 0.314
Do not stare at me because I am dark , because the sun has scorched me . My mother 's sons were angry with me ; they made me keeper of the vineyards
, but my own vineyard I have not kept .
Aza mibanjina ahy fa mivalomainty aho , satria azon ' ny masoandro . Tezitra tamiko ireo zanaka lahin ' ny reniko ; nataon'izy ireo mpiambina ny tanim - boaloboka aho , nefa ny tanim - boaloboko tsy mba nandrasako . Ilay vehivavy miresaka amin'ilay tiany .
SNG 1:7     Alignment score: 0.286 → 0.296
Tell me , you whom my soul loves , where do you feed
your flock ? Where do you rest your flock at noontime ? Why should I be like someone who wanders beside the flocks of your companions ?
Lazao ahy , ry ilay tiako , aiza no hanomezanao sakafo ho an'ireo ondry aman'osinao ? Aiza no hampandrianao ireo ondry aman'osinao rehefa mitataovovonana ? Nahoana aho no tokony ho tahaka ny olona izay mirenireny anilan ' ny ondry aman'osin ' ny namanao ? Mamaly azy ilay tiany .
SNG 1:8     Alignment score: 0.274 → 0.308
If you do not know , most beautiful among women
, follow the tracks of my flock , and pasture your young goats near the shepherds ' tents .
Raha tsy fantatrao , ry tsara tarehy indrindra amin'ireo vehivavy , dia araho ny lalan ' ny ondry aman'osiko , ary fahano eo akaikin'ireo lain'ireo mpiandry ondry ny zanak'osinao .
SNG 1:9     Alignment score: 0.212 → 0.267
I compare you , my love , to a mare among Pharaoh 's chariot horses .
Ampitahaiko amin ' ny soavaly vavy eo amin'ireo soavaly mpitarika ny kalesin'i
Farao ianao , ry tiako .
SNG 1:10     Alignment score: 0.225
Your cheeks are beautiful with ornaments , your neck with strings of jewels .
Mahatsara ny tarehinao ireo firavaka , ny vozonao
amin'ireo firavaka voatohy .
SNG 1:11     Alignment score: 0.331 → 0.337
We will make for you gold ornaments with silver studs .
Hanaovako firavaka volamena misy kitrony volafotsy ianao . Ilay vehivavy miresaka amin ' ny tenany
.
SNG 1:12     Alignment score: 0.201 → 0.282
While the king lay on his couch , my nard emitted its fragrance .
Raha mbola nandry teo am - pandriany ny mpanjaka , dia namerovero ny nardako .
SNG 1:13     Alignment score: 0.265 → 0.302
My beloved is to me like a bag of myrrh that spends the night lying between my breasts .
Amiko ny malalako dia toy ny miora am - pehezana izay mandany
ny alina eo an - tratrako .
SNG 1:14     Alignment score: 0.257 → 0.307
My beloved is to me like a cluster of henna flowers in the vineyards
of En Gedi .
Amiko ny malalako dia toy ny vonin ' ny kofera eo an - tanim - boalobok'i En - jedy . Ilay tiany miresaka aminy .
SNG 1:15     Alignment score: 0.265 → 0.276
Listen , you are beautiful , my love ; listen , you are beautiful ; your eyes are doves .
Indro , tsara tarehy ianao , ry tiako ; indro , tsara tarehy ianao ; tahaka ny voromailala ny masonao
. Ilay vehivavy miresaka amin'ilay tiany .
SNG 1:16     Alignment score: 0.289
Listen , you are handsome , my beloved , how handsome . The lush plants are our bed .
Indro , tsara tarehy ianao , ry malalako , tena tsara tarehy . Ny zava - maniry maitso mavana dia atao fandriantsika .
SNG 1:17     Alignment score: 0.079 → 0.08
The beams of our house are cedars ; our rafters are firs .
Ny andrin ' ny tranontsika dia sampan
- kazo sedera , ary sampan - kesika sakamandimbin ' ny tranontsika .
SNG 1     Average alignment score: 0.295 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of SNG:1  2  3  4  5  6  7  8