Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2PE:1  2  3 


2PE 1:1     Alignment score: 0.5 → 0.527
Simon Peter , a slave and apostle of Jesus Christ , to those who have received the same precious faith as we have received , faith in the righteousness of our God and Savior Jesus Christ :
Simona Petera , mpanompo sy apostolin'i Jesosy Kristy , ho an'ireo izay nahazo ny finoana sarobidy tahaka izay noraisinay , finoana ao amin ' ny fahamarinan
' ny Andriamanitsika sy Jesosy Kristry Mpamonjy .


2PE 1:2     Alignment score: 0.471
May grace and peace increase in measure in the knowledge of God and of Jesus our Lord .
Hampitomboina anie ny fahasoavana sy fiadanana nohon ' ny fahalalana an'Andriamanitra sy Jesosy Tompontsika .
2PE 1:3     Alignment score: 0.332 → 0.335
By his divine power , all things for life and godliness have been given to us through the knowledge of him who called us through his own glory and excellence .
Ireo zavatra rehetra mahakasika ny herin
' Andriamanitra ho an ' ny fiainana sy toe - panahy dia nomena antsika tamin ' ny alalan ' ny fahalalana an'Andriamanitra , izay niantso antsika tamin ' ny alalan ' ny voninahiny sy ny fahatsarany manokana .
2PE 1:4     Alignment score: 0.138 → 0.154
Through these
he gave us precious and great promises , so that you might be sharers in the divine nature , having escaped the corruption in the world that is caused by evil desires .
Tamin ' ny alalan'ireo , nomeny teny fikasana tsara sady lehibe indrindra isika , mba ho tonga mpizara amin ' ny fomban'Andriamanitra ianareo , raha mitsoaka ny fahalotoana izay eto an - tany noho ireo filàn - dratsy .
2PE 1:5     Alignment score: 0.26 → 0.263
For this reason , do your best to add goodness to your faith , and to goodness add knowledge ,
Noho izany , manaova ny tsara indrindra mba hanampiana fahatsarana amin ' ny alalan ' ny finoanareo , ary amin ' ny alalan ' ny fahatsaranareo , ny fahalalana .
2PE 1:8     Alignment score: 0.327 → 0.33
If these
things are in you and grow in you , they will keep you from being barren or unfruitful in the knowledge of our Lord Jesus Christ .
Raha ao aminareo ireo ary mitombo ao aminareo , dia tsy tsy hamoa na tsy tsy hamokatra amin ' ny fahalalana an'i Jesosy Kristy Tompontsika ianareo .
2PE 1:9     Alignment score: 0.236 → 0.275
But whoever lacks these
things is so nearsighted that he is blind , having forgotten he has been cleansed from his past sins .
Fa na iza na iza tsy ampy ireo zavatra ireo dia tsy mahita afa - tsy izay akaiky ; jamba izy . Nadinoiny ny fanadiovana azy tamin'ireo fahotany taloha .
2PE 1:10     Alignment score: 0.279
Therefore , brothers , do your best to make your calling and election sure , for if you do these
things , you will not stumble .
Noho izany , ry rahalahy , ataovy ny rehetra mba hahazoana antoka ny fiantsoana sy ny fifidianana anareo . Raha manao ireo zavatra ireo ianareo , dia tsy ho voafingana .
2PE 1:11     Alignment score: 0.464
In this way there will be richly provided for you an entrance into the eternal kingdom of our Lord and Savior Jesus Christ .
Amin'izay
dia malalaka ho anareo ny fidirana ao amin ' ny fanjakana mandrakizay izay an ' ny Tompontsika sy Jesosy Kristy mpamonjy .
2PE 1:12     Alignment score: 0.281 → 0.312
Therefore I will always be ready to remind you of these
things , although you know them , and although you are strong in the truth you now have .
Noho izany dia vonona foana aho hampatsiaro anareo ireo zavatra ireo , na dia fantatrareo aza ireo , ary na dia mantanjaka ao amin ' ny marina aza ianareo ankehitriny .
2PE 1:13     Alignment score: 0.208 → 0.213
I think it is proper for me , as long as I am in this tent , to stir you up by way of reminder .
Izaho mieritreritra fa rariny amiko ny mamoha anareo amin ' ny fampahatsiahivana ireo zavatra ireo , raha mbola eto amin'ity trano - lay ity aho .
2PE 1:14     Alignment score: 0.284
For I know that the putting off of my tent will be soon , because our Lord Jesus Christ has revealed this to me .
Satria fantatro fa tsy ho ela dia ho esoriko ny trano - laiko , tahaka izay nasehon'i Jesosy Kristy Tompontsika ahy .
2PE 1:15     Alignment score: 0.137 → 0.166
I will make every effort to see that after my departure you may always be able to remember these
things .
Ary ho ataoko izay farany vitako mba hahatsiarovanareo mandrakariva ireo zavatra ireo rehefa lasa aho .
2PE 1:16     Alignment score: 0.285
For we did not follow cleverly invented myths when we made known to you the power and the coming of our Lord Jesus Christ , but we were eyewitnesses of his majesty .
Fa izahay dia tsy nanaraka angano tsara rafitra izay noforonona rehefa niresaka taminareo ny momban ' ny hery sy ny nisehoan'i Jesosy Kristy Tompontsika . Fa kosa , izahay dia vavolombelona nahita ny fiandrianany .
2PE 1:17     Alignment score: 0.222 → 0.244
For he received honor and glory from God the Father when a voice was brought to him by the Majestic Glory , saying , " This is my beloved Son , with him I am well pleased . "
Fa Izy dia naharay laza amam - boninahitra
avy tamin'Andriamanitra Ray rehefa nisy feo tonga teo Aminy tamin'ilay voninahitra lehibe indrindra hoe : " Ity no Zanako malalako , izay sitrako indrindra . "
2PE 1:18     Alignment score: 0.446
We ourselves heard this voice brought from heaven when we were with him on the holy mountain
.
Nandre izany feo avy tany an - danitra izany izahay , rehefa niaraka taminy teny an - tendrombohitra masina .
2PE 1:19     Alignment score: 0.181 → 0.192
For we have the prophetic word made more certain , to which you would do well to pay attention as to a lamp shining in a dark place until the day dawns and the morning star rises in your hearts .
Isika dia manana ity teny faminaniana izay efa natao mafy orina ity . Tokony hitandrina izany tsara ianareo . Izany dia tahaka ny jiro mazava ao anaty haizina
mandra - piavin ' ny maraina sy ny kintan ' ny maraina miposaka ao am - ponareo .
2PE 1:20     Alignment score: 0.126
Above all , you must understand that no prophecy of scripture
comes from someone 's own interpretation .
Fantaro aloha izao , fa tsy misy faminaniana avy amin ' ny famoahan - kevitry ny olona .
2PE 1:21     Alignment score: 0.209 → 0.248
For no prophecy was ever brought by the will of man , but men spoke from God when they were carried along by the Holy Spirit .
Fa tsy misy faminaniana avy tamin ' ny sitrapon ' ny olona . Fa kosa , notarihan ' ny Fanahy Masina izy ireny mba hiteny izay notenenin'Andriamanitra .
2PE 1     Average alignment score: 0.295 for 19 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2PE:1  2  3