Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 1:1     Alignment score: 0.525 → 0.569
There was a certain man of Ramathaim of the Zuphites , of the hill country of Ephraim ; his name was Elkanah son of Jeroham son of Elihu son of Tohu son of Zuph
, an Ephraimite .
Nisy lehilahy iray avy ao Ramataima an'i Zefotita , tany havoan ' ny Efraima ; ny anarany dia Elkana zanaka lahin'i Jeroama zanaka lahin'i Eliho zanaka lahin'i Toho zanaka lahin'i Zofa , ilay Efraimita .


1SA 1:2     Alignment score: 0.488 → 0.487
He had two wives ; the name of the first was Hannah , and the name of the second was Peninnah . Peninnah had children , but Hannah had none .
Nanana vady anankiroa izy , ny voalohany dia i Hana , ary ny anaran'ilay faharoa dia i Penina . Nanan - janaka i Penina , fa i Hana kosa tsy mba nanana .
1SA 1:3     Alignment score: 0.443 → 0.487
This man went from his city year after year to worship and to sacrifice to Yahweh of hosts in Shiloh . The two sons of Eli , Hophni and Phinehas , priests to Yahweh , were there .
Io lehilahy io dia isan - taona no niala avy any amin ' ny tanànany
mba hanompo sy hanao sorona ho an'i Yaveh tompon ' ny maro ao Silo . Tao ireo zanaka roa lahin'i Ely , Ofnia sy Finehasa , mpisoron'i Yaveh .
1SA 1:4     Alignment score: 0.454 → 0.454
When the day came for Elkanah to sacrifice each year , he always gave portions of the meat to Peninnah his wife , and to all her sons and her daughters
.
Rehefa tonga ny anjara andro hanaovan'i Elkana sorona isan - taona , dia nanome ampahana hena an'i Penina vadiny lalandava izy , ary ho an'ireo zanany lahy sy ireo zanany vavy rehetra .
1SA 1:5     Alignment score: 0.335
But to Hannah he always gave a double portion , for he loved Hannah , although Yahweh had closed her womb .
Fa ho an'i Hana kosa dia ampahany roa foana no nomeny
azy , satria tiany i Hana , na dia efa nataon'i Yaveh momba aza izy .
1SA 1:6     Alignment score: 0.262 → 0.273
Her rival provoked her severely in order to irritate her , because Yahweh had closed her womb .
Nihantsy azy fatratra ny rafivaviny mba haharangitra azy , satria Yaveh nahamomba azy .
1SA 1:7     Alignment score: 0.311 → 0.307
So year after year , when she went up to the house of Yahweh with her family , her rival always provoked her . Therefore she used to weep and eat nothing .
Koa isan - taona , rehefa niakatra tany an - tranon'i Yaveh izy mbamin ' ny fianakaviany
, dia nihantsy azy hatrany ny rafivaviny . Noho izany dia nitomany sy tsy nihinana na inona na inona izy .
1SA 1:8     Alignment score: 0.477
Elkanah her husband always said to her , " Hannah , why do you weep ? Why do you not eat ? Why is your heart sad ? Am I not better to you than ten sons ? "
Fa i Elkana vadiny niteny taminy mandrakariva hoe : " Hana , nahoana ianao no mitomany ? Nahoana ianao no tsy misakafo ? Nahoana ny fonao
no malahelo ? Tsy tsara aminao noho ny zanaka lahy folo ve aho ?
1SA 1:9     Alignment score: 0.391 → 0.393
On one of these
occasions , Hannah rose up after they had finished eating and drinking in Shiloh . Now Eli the priest was sitting upon his seat by the doorway to the temple of Yahweh .
Indray mandeha , dia niainga i Hana rehefa avy nihinana sy nisotro tao Silo izy ireo . Ary Ely mpisorona nipetraka teo amin ' ny sezany teo akaikin ' ny vavahadin ' ny tempolin'i Yaveh .
1SA 1:10     Alignment score: 0.528 → 0.531
She was deeply distressed ; she prayed to Yahweh and wept bitterly .
Ory tanteraka izy ; nivavaka tamin'i Yaveh izy ary nitomany mafy .
1SA 1:11     Alignment score: 0.464 → 0.465
She made a vow and said , " Yahweh of hosts , if you will look on the affliction of your servant and call me to mind , and do not forget your servant , but give your servant a son , then I will give
him to Yahweh all the days of his life , and no razor will ever touch his head . "
Nanao voady izy ary nanao hoe : " Ry Yaveh tompon ' ny maro , raha hitanao ny fahorian ' ny mpanomponao dia tsarovy aho , ary aza manadino ny mpanomponao , fa omeo zanaka lahy kosa ny mpanomponao , dia ho atolotro an'i Yaveh izy amin ' ny androm - piainany rehetra , ary tsy hisy hareza hikasika ny lohany . "
1SA 1:12     Alignment score: 0.505
As she continued praying before Yahweh , Eli watched her mouth .
Ary raha mbola nanohy nivavaka teo anatrehan'i Yaveh izy , dia nojeren'i Ely ny vavany .
1SA 1:13     Alignment score: 0.381 → 0.383
Hannah spoke in her heart . Her lips moved , but her voice was not heard . Therefore Eli thought she was drunk .
Niteny tao am - pony i Hana . Nihetsiketsika ny vavany
, saingy tsy re ny feony . Ka dia nieritreritra i Ely fa mamo izy .
1SA 1:14     Alignment score: 0.445
Eli said to her , " How long will you be drunk ? Get rid of your wine . "
Dia hoy i Ely taminy : " Hafiriana ianao no ho mamo ? Mialà amin ' ny divainao
. "
1SA 1:15     Alignment score: 0.368
Hannah answered , " No , my master , I am a woman of a sorrowful spirit . I have drunk
neither wine nor strong drink , but I have been pouring out my soul before Yahweh .
Hana namaly hoe : " Tsia tompoko , vehivavy ory am - panahy aho . Tsy nisotro aho na divay na zava - mahamamo , fa mamboraka ny ato anatiko eto anatrehan'i Yaveh aho .
1SA 1:16     Alignment score: 0.232 → 0.233
Do not consider your servant to be a worthless woman ; I have been speaking out of the abundance of my great concern and provocation . "
Aza heverina ho vehivavy tsy misy henatra ny mpanomponao ; niteny tamin ' ny haben ' ny fahoriako sy ny fihantsiana
ahy aho . "
1SA 1:17     Alignment score: 0.41
Then Eli answered and said , " Go in peace ; may the God of Israel grant the request that you have asked him for . "
Ary Ely namaly ka nanao hoe : " Mandehana am - piadanana ; Andriamanitr'Israely anie hamaly ny fangatahana izay nangatahinao taminy . "
1SA 1:18     Alignment score: 0.35 → 0.35
She said , " Let your servant find favor in your eyes . " Then the woman went her way and ate ; her face was no longer sad .
Hoy ilay vehivavy : " Aoka hahita sitraka eo imasonao
ny mpanomponao . " Dia nandeha tamin ' ny lalany ravehivavy ka nihinana ; tsy nalahelo intsony ny endriny .
1SA 1:19     Alignment score: 0.46 → 0.46
They rose
early in the morning and worshiped before Yahweh , and then they returned again to their house in Ramah . Elkanah knew Hannah his wife , and Yahweh remembered her .
Niainga vao mangiran - dratsy izy ireo ka nanompo teo anatrehan'i Yaveh , ary niverina tany an - tranony tany Rama indray izy ireo avy eo . Niara - nandry tamin'i Hana vadiny i Elkana , ary Yaveh nahatsiaro azy .
1SA 1:20     Alignment score: 0.513 → 0.537
When the time came , Hannah conceived and gave birth to a son . She called his name Samuel , saying , " Because I have asked for him from Yahweh . "
Rehefa tonga ny fotoana , dia nitoe - jaza i Hana ary niteraka zaza lahy . Niantso ny anarany hoe : Samoela izy , nanao hoe : " Satria avy tamin'i Yaveh no nangatahako azy . "
1SA 1:21     Alignment score: 0.466 → 0.468
Once again , Elkanah and all his house went up to offer to Yahweh the yearly sacrifice and pay his vow .
Elkana sy ireo ankohonany
rehetra dia niakatra indray mba hanolotra ny sorona isan - taona ho an'i Yaveh ka nanefa ny voadiny .
1SA 1:22     Alignment score: 0.423 → 0.422
But Hannah did not go ; she had said to her husband , " I will not go until the child is weaned ; then I will bring him , so that he may appear before Yahweh and live there forever . "
Fa i Hana kosa tsy nandeha ; efa niteny tamin ' ny vadiny izy hoe : " Tsy handeha aho mandra - pisara - nono ny zazakely ; ary ho entiko izy , mba hahafahany miseho eo anatrehan'i Yaveh ary hitoetra any mandrakizay . "
1SA 1:23     Alignment score: 0.413 → 0.424
Elkanah her husband said to her , " Do what seems good to you . Wait until you have weaned him ; only , may Yahweh confirm his word . " So the woman stayed and nursed her son until she weaned him .
Hoy i Elkana vadiny taminy hoe : " Ataovy izay hitanao fa tsara aminao . Miandrasa mandra - pampisarahanao nono azy ; saingy , Yaveh ihany anie no hanamafy ny teniny
. " Dia nijanona ilay vehivavy ary nitaiza ny zanany lahy mandra - panasarahany nono azy .
1SA 1:24     Alignment score: 0.385 → 0.395
When she had weaned him , she took him with her , along with a three - year - old bull , one ephah of meal , and a bottle of wine , and brought him to the house of Yahweh in Shiloh . Now the child was still young .
Rehefa nosarahany nono izy , dia nentiny
niaraka taminy , niaraka tamin ' ny zanak'omby kely telo taona iray , sakafo iray efaha , ary tavoahangin - divay iray , ka nentiny tao an - tranon'i Yaveh tao Silo izy . Ary mbola kely ilay zaza .
1SA 1:25     Alignment score: 0.476 → 0.48
They killed the bull , and they brought the child to Eli .
Novonoin'izy ireo ny zanak'omby , ary nentiny tany amin'i Ely ilay zaza .
1SA 1:26     Alignment score: 0.329 → 0.346
She said , " Oh , my master ! As you live , my master , I am the woman who stood here next to you praying to Yahweh .
Hoy izy hoe : " O , ry tompoko ! Raha mbola velona koa ianao , ry tompoko , izaho ilay vehivavy izay nijoro teo akaikinao
nivavaka tamin'Yaveh .
1SA 1:27     Alignment score: 0.359
For this child I prayed and Yahweh has given me my petition which I asked of him .
Fa ity zaza ity no nivavahako ary nomen'i
Yaveh ahy ny fangatahako izay nangatahiko taminy .
1SA 1:28     Alignment score: 0.26 → 0.354
I have given him to Yahweh , as long as he lives he is lent to Yahweh . " Then he worshiped Yahweh there .
Efa nomeko an'Yaveh izy , raha mbola velona koa izy dia hatolotra an'i Yaveh . " Dia nanompo an'iYaveh teo izy .
1SA 1     Average alignment score: 0.421 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31