Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEP:1  2  3 


ZEP 1:1     Alignment score: 0.637 → 0.647
This is the word of Yahweh that came to Zephaniah son of Cushi son of Gedaliah son of Amariah son of Hezekiah , in the days of Josiah son of Amon
, king of Judah .
Izao no tenin'i Yaveh izay tonga tamin'i Zefania zanaka lahin'i Kosy zanaka lahin'i Gedalia zanaka lahin'i Amaria zanaka lahin'i Hezekia , tamin ' ny andron'i Josia zanaka lahin'i Amona , mpanjakan ' ny Joda .


ZEP 1:2     Alignment score: 0.341 → 0.355
" I will utterly destroy everything from off the surface of the earth this is Yahweh 's declaration .
" Hamotika ny zava - drehetra tsy ho eo ambonin ' ny velaran - tany tokoa Aho_izany no fanambaran'i Yaveh .
ZEP 1:3     Alignment score: 0.384 → 0.392
I will destroy men and animals ; I will destroy the birds of the heavens and the fish of the sea , the ruins along with the wicked . For I will cut off man from the surface of the earth this is Yahweh 's declaration .
Handringana ny olona sy ny biby Aho ; handringana ny voron
' ny lanitra sy ny trondron - dranomasina Aho , ho eo amin'ireo ratsy fanahy ny faharavana . Fa haringako tsy ho eo ambonin ' ny tany ny olona_izany no fanambaran'i Yaveh .
ZEP 1:4     Alignment score: 0.436 → 0.442
I will reach out with my hand over Judah and all the inhabitants of Jerusalem . I will cut off every remnant of Baal from this place and the names of the idolatrous
people among the priests ,
Haninjitra ny tanako eo amin'i Joda sy amin'ireo mponin ' ny Jerosalema rehetra Aho . Haringako tsy ho amin'ity tany ity ireo sisan'i Bala sy ireo anaran'olona mpanompo sampy eo amin'ireo mpisorona ,
ZEP 1:5     Alignment score: 0.275 → 0.305
the people who on the housetops worship the heavenly bodies , and the people who worship and swear to Yahweh but who also swear by their king .
ireo olona izay manompo ireo tena eny amin ' ny lanitra eo an - tampon - trano , ary ireo olona manompo sy mianiana amin'i Yaveh kanefa sady mianiana amin ' ny mpanjakan'izy ireo .
ZEP 1:6     Alignment score: 0.332
I will also cut off those
who have turned away from following Yahweh , those who neither seek Yahweh nor ask for his guidance . "
Handringana ireo izay efa nivily tamin ' ny fanarahana an'i Yaveh ihany koa Aho , ireo izay tsy nikatsaka an'i Yaveh na nanontany ny tari - dalany . "
ZEP 1:7     Alignment score: 0.414
Be silent before the Lord Yahweh ! For the day of Yahweh is near ; Yahweh has prepared the sacrifice and set apart his guests .
Aza miteny eo anatrehan'i Yaveh Tompo ! Fa efa akaiky ny andron'i Yaveh ; efa nanomana fanatitra sy efa nanokana ireo vahininy
Izy .
ZEP 1:8     Alignment score: 0.383
" It will come
about on the day of Yahweh 's sacrifice , that I will punish the princes and the king 's sons , and everyone dressed in foreign clothes .
" Izany dia hitranga amin ' ny andron ' ny soron'i Yaveh , hanasazy ireo andrian - dahy sy ireo zanaka mpanjaka , ary ireo rehetra mitafy fitafiana vahiny Aho .
ZEP 1:9     Alignment score: 0.4 → 0.409
On that day I will punish all those
who leap over the threshold , those who fill their master 's house with violence and deceit .
Amin'izany andro izany dia hanasazy ireo rehetra izay mandingana ny tokonana Aho , dia ireo izay mameno ny tranon ' ny tompony amin ' ny herisetra sy fitak .
ZEP 1:10     Alignment score: 0.333 → 0.346
So it will be on that day this is Yahweh 's declaration that a cry of distress will come
from the Fish Gate , wailing from the Second District , and a great crashing sound from the hills .
Koa amin'izany andro izany izao no fanambaran'i Yaveh fa hisy feo mitaraina avy eo am - Bavahadin - kazandrano , fidradradradràna avy eo amin ' ny Tanàna Ambany , ary fidabohana lehibe avy amin'ireo havoana .
ZEP 1:11     Alignment score: 0.243 → 0.262
Wail , inhabitants of the Market District , for all the people of Canaan will be ruined ; all those
who weigh out silver will be cut off .
Midradradradrà , ry mponin ' ny Maktesy , fa ho ringana ireo mpandranto rehetra ; ho lany ringana ireo izay nivesatra volafotsy .
ZEP 1:12     Alignment score: 0.31 → 0.31
It will come
about at that time that I will search Jerusalem with lamps and punish the men who have settled into their wine and say in their heart , ' Yahweh will not do anything , either good or evil . '
Ary amin'izany andro izany dia hitady an'i Jerosalema amin ' ny fanilo Aho ary hanasazy ireo olona babon ' ny divainy sy manao anakam - po hoe : " Tsy hanao na inona na inona i Yaveh , na soa na ratsy . "
ZEP 1:13     Alignment score: 0.283 → 0.304
Their wealth
will become plunder , and their houses will be an abandoned devastation ! They will build houses but not live in them , and plant vineyards but not drink their wine .
Ho lasa babo ny harenan'izy ireo , ary ho lao ny tranon'izy ireo ! Hanorina trano izy ireo kanefa tsy hitoetra ao amin'ireo , ary hamboly voaloboka kanefa tsy hisotro ny divain'ireo .
ZEP 1:14     Alignment score: 0.368 → 0.394
The great day of Yahweh is near , near and hurrying quickly ! The sound of the day of Yahweh will be that of a warrior crying bitterly !
Efa antomotra ny andro lehiben'i Yaveh , antomotra sady mihafaingana tokoa ! Ny feon ' ny andron'i Yaveh dia ho tahaka ny mpiady mitaraina mafy !
ZEP 1:15     Alignment score: 0.346 → 0.346
That day will be a day of fury , a day of distress and anguish , a day of storm and devastation , a day of darkness and gloom , a day of clouds and thick darkness .
Izany andro izany dia ho andron ' ny fahatezerana , andron ' ny fahoriana sy fahalevonana , andron ' ny tafio - drivotra sy fanafoanana , andron ' ny fahamaizinana sy fanjombonana , andron ' ny rahona sy haizim - pito .
ZEP 1:16     Alignment score: 0.261 → 0.262
It will be a day of rams ' horns and alarms against the fortified cities and the high battlements .
Izany dia ho andron ' ny trompetra sy fanairana hanohitra ireo tanàna mimanda sy ireo tilikambo avo .
ZEP 1:17     Alignment score: 0.42 → 0.447
For I will bring distress upon mankind , so that they will walk about like blind men since they have sinned against Yahweh . Their blood will be poured out like dust , and their inner parts like dung .
Fa hitondra fahoriana eo amin ' ny olombelona Aho , ka hirenireny toy olona jamba izy ireo satria efa nanota tamin'i Yaveh . Hararaka toy ny vovoka ny ràn'izy ireo , ary ny ao anatin'izy ireo dia ho toy ny zezika .
ZEP 1:18     Alignment score: 0.302 → 0.312
Neither their silver nor their gold will be able to deliver them on the day of Yahweh 's fury . In the fire of his jealousy the whole earth will be consumed , for he will bring a complete , a terrible end of all the inhabitants of the earth . "
Na ny volafotsin'izy ireo na ny volamenany dia tsy afaka hamonjy azy ireo amin ' ny androm - pahatezeran'i Yaveh . Ho levon
' ny afon ' ny fahasarotam - piarony ny tany rehetra , fa hitondra fahafonganana feno , mahatsiravina amin ' ny mponin ' ny tany rehetra Izy . "
ZEP 1     Average alignment score: 0.373 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEP:1  2  3