Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2PE:1  2  3 


2PE 3:1     Alignment score: 0.247 → 0.281
Beloved , this is now the second letter that I have written to you , and in both of them they are reminders to stir up your sincere mind
Ankehitriny , ry malala , manoratra ho anareo ity taratasy faharoa ity aho ho fampatsiahivana entina hamporisihana ny sainareo madio ,


2PE 3:2     Alignment score: 0.317
so that you will recall the words spoken in the past by the holy prophets and the command of our Lord and Savior given through your apostles .
mba hahatsiarovanao ireo teny nolazain
' ny mpaminany masina tany taloha sy ny didin ' ny Tompo sy Mpamonjy antsika izay nomen'ireo apostolinareo .
2PE 3:3     Alignment score: 0.311
Know this first , that mockers will come
in the last days . They will mock and proceed according to their own desires .
Fantaro aloha izao , fa ny mpaniratsira dia ho avy amin ' ny andro farany . Izy ireo dia haneso ary handeha araka ny filàn'izy ireo manokana .
2PE 3:4     Alignment score: 0.214 → 0.23
They will say , " Where is the promise of his return ? From when our fathers fell
asleep , all things have stayed the same , since the beginning of creation . "
Izy ireo dia hiteny hoe : " Aiza ny fampanantenana ny amin ' ny fiverenany ? Fa hatrizay nodian ' ny razambe mandry , dia tsy niova ny zavatra rehetra , eny fa hatramin ' ny fiantombohan'izao tontolo izao aza . "
2PE 3:5     Alignment score: 0.351 → 0.414
They deliberately forget that long ago by the word of God the heavens and the earth came
to exist out of water and through water ,
Izy ireo dia minia manadino fa ny lanitra sy ny tany dia nisy avy tamin ' ny rano ary tamin ' ny alalan ' ny rano , fotoana ela ,
2PE 3:7     Alignment score: 0.287 → 0.285
By the same word the heavens and the earth are reserved for fire , being kept for the day of judgment and destruction of ungodly people .
Fa ankehitriny ny lanitra sy ny tany dia natokana ho an ' ny afo amin ' ny alalan'io didy io ihany . Izy ireo dia voatokana ho amin ' ny andron ' ny fitsarana sy ny fandringanana ny olona ratsy fanahy .
2PE 3:8     Alignment score: 0.457
It should not escape your notice , beloved , that one day with the Lord is like a thousand years , and a thousand years are like one day .
Aoka tsy ho adinoinareo , ry malala , fa ny indray andro amin ' ny Tompo dia toy ny arivo taona , ary ny arivo taona toy ny indray andro .
2PE 3:9     Alignment score: 0.262 → 0.263
The Lord is not slow concerning his promise , as some consider slowness to be . Rather , he is patient toward you . He does not desire for any of you to perish , but for everyone to come
to repentance .
Ny Tompo dia tsy ela amin ' ny fanatanterahana ireo fampanantenany , araka izay lazain ' ny sasany ho fahelany . Fa kosa , Izy dia maharitra aminareo . Tsy tiany hisy ho very ianareo , fa mba ho tonga amin ' ny fibebahana ny rehetra .
2PE 3:10     Alignment score: 0.332
However , the day of the Lord will come
as a thief . The heavens will pass away with a loud noise . The elements will be burned with fire , and the earth and the deeds in it will be laid bare .
Na izany aza , ho avy toy ny mpangalatra ny andron ' ny Tompo : Ny lanitra dia hanjavona miaraka amin ' ny feo mafy . Ny zavatra rehetra dia ho main ' ny afo , ary ny tany sy ireo asa ao aminy dia hambara .
2PE 3:11     Alignment score: 0.2 → 0.216
Since all these things will be destroyed in this way , what kind of people should you be ? You should live holy and godly lives .
Koa raha ho levona
toy izany izao zavatra rehetra izao , dia tokony ho olona manao ahoana ianareo ? Tokony hiaina amin ' ny fahamasinana sy ny fiainana araka an'Andriamanitra ianareo .
2PE 3:12     Alignment score: 0.318
You should expect and hasten the coming of the day of God . On that day , the heavens will be destroyed by fire , and the elements will be melted in great heat .
Tokony hanantena ary hanafaingana ny fiavian
' ny andron ' Andriamanitra ianareo . Amin'izany andro izany , ny lanitra dia ho levon ' ny afo , ary ny zavatra rehetra dia hiempo amin ' ny hafanana be .
2PE 3:13     Alignment score: 0.407 → 0.41
But according to his promise we are waiting for the new heavens and the new earth , where righteousness will dwell .
Fa araka ny fampanantenany
, dia miandry ny lanitra vaovao sy tany vaovao isika , izay hitoeran ' ny fahamarinana .
2PE 3:14     Alignment score: 0.271 → 0.272
Therefore , beloved , since you expect these things , do your best to be found
spotless and blameless before him , in peace .
Noho izany , ry malala , satria manantena izany zavatra izany ianareo , manaova ny tsara indrindra avy any aminareo mba tsy hisy pentina sy tsy hanan - tsiny eo anatrehany , am - piadanana .
2PE 3:15     Alignment score: 0.393 → 0.413
Also , consider the patience of our Lord to be salvation , just as our beloved brother Paul wrote to you , according to the wisdom that was given to him .
Ary ihany koa , eritrereto ny faharetan
' ny Tompontsika amin ' ny famonjena , tahaka ny nosoratan'i Paoly rahalahy malalantsika taminareo , araka ny fahendrena izay nomena azy .
2PE 3:16     Alignment score: 0.264 → 0.298
Paul speaks of these
things in all his letters , in which there are things that are difficult to understand . Ignorant and unstable men distort these things , as they also do the other scriptures , to their own destruction .
Paoly dia miresaka izany zavatra izany ao amin ' ny taratasiny rehetra , izay misy zavatra sarotra takarina . Olona tsy misy fahalalana ary tsy miorina no manova ireny zavatra ireny , tahaka ny hanaovany ireo soratra masina hafa ihany koa , ka mahatonga fahaverezana ho an ' ny tenany .
2PE 3:17     Alignment score: 0.208 → 0.225
Therefore , beloved , since you know about these
things beforehand , guard yourselves so that you are not led astray by the deceit of lawless people and lose your own faithfulness .
Noho izany , ry malala , satria fantatrareo izany zavatra izany , dia tandremo ny tenanareo mba tsy ho voafandriky ny fitakin ' ny olona ratsy fanahy ka ho very ny fahamarinanareo .
2PE 3:18     Alignment score: 0.521
But grow
in the grace and knowledge of our Lord and Savior Jesus Christ . May the glory be to him both now and to the day of eternity . Amen !
Fa mitomboa amin ' ny fahasoavana sy ny fahalalana ny Tompontsika sy Jesosy Kristy Mpamonjy antsika . Ho azy anie ny voninahitra ankehitriny ary mandrakizay . Amena !
2PE 3     Average alignment score: 0.323 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2PE:1  2  3