Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2PE:1  2  3 


2PE 2:1     Alignment score: 0.312 → 0.332
False prophets came to the people , and false teachers will also come
to you . They will secretly bring with them destructive heresies , and they will deny the master who bought them . They are bringing quick destruction upon themselves .
Ny mpaminany sandoka dia tonga teo amin ' ny olona , ary ny mpampianatra sandoka ihany koa dia ho avy eo aminareo . Hitondra mangingina sain - diso mamotika izy ireo , ary handà ny Tompo izay nividy azy ireo . Izy ireo dia mitondra fahapotehana faingana amin'izy ireo .


2PE 2:2     Alignment score: 0.176 → 0.184
Many will follow their sensuality , and through them the way of truth will be slandered .
Maro no hanaraka ny fijejojejoan'izy ireo , ary amin ' ny alalan'ireny no hitenenan - dratsy ny lalan ' ny fahamarinana .
2PE 2:3     Alignment score: 0.161 → 0.161
In their greed they will exploit you with deceptive words . Their condemnation has been coming for a long time , and their destruction is not asleep
.
Amin ' ny fieremana no hanararaotany anareo miaraka amin ' ny teny mamitaka . Tsy ho ela ny fanamelohana an'izy ireny ; tsy matory ny fahapotehan'izy ireny .
2PE 2:4     Alignment score: 0.247
For if God did not spare the angels who sinned , but delivered them into hell to be kept in chains of darkness until the judgment ,
Fa Andriamanitra tsy namindra fo ireo anjely izay nanota . Fa kosa natolony ho amin ' ny vilany tany
izy ireo mba ho voatazona amin ' ny gadran ' ny fahamaizinana mandra - pihavin ' ny fitsaràna .
2PE 2:5     Alignment score: 0.37 → 0.426
and if he did not spare the ancient world , but preserved Noah , a herald of righteousness , along with seven others when he brought a flood on the world of the ungodly ,
Ary ihany koa , tsy namela izao tontolo izao taloha Izy . Fa kosa , namonjy an'i Noah , izay mpitory ny fahamarinana , miaraka amin ' ny fito hafa , rehefa nitondra ny safo - drano tamin ' ny ratsy fanahy teto amin'izao tontolo izao izy .
2PE 2:6     Alignment score: 0.444
and if he reduced the cities of Sodom and Gomorrah to ashes and condemned them to destruction as an example of what is to happen to the ungodly ,
Andriamanitra ihany koa dia nanao ireo tanànan'i Sodoma sy Gomora ho lavenona ary nanameloka azy ireo ho amin ' ny fahapotehana , ho toy ny ohatra amin'izay hitranga amin ' ny ratsy fanahy .
2PE 2:7     Alignment score: 0.257 → 0.28
but delivered righteous Lot , who was oppressed by the sensual behavior of lawless people
Fa i Lota marina , izay nampahoriana tamin ' ny fitondran - tenan'ireo olona tsy ara - dalàna tamin ' ny fijejojejoana , dia novonjen'Andiamanitra .
2PE 2:8     Alignment score: 0.178 → 0.226
for that righteous man , who was living among them day after day , was tormented in his righteous soul by seeing and hearing their lawless deeds
Fa izany lehilahy marina izany , izay niaina niaraka tamin'izy ireo isan'andro , dia fadiranovana tamin ' ny fanahin
' ny fahamarinany noho izay hitany sy reny .
2PE 2:9     Alignment score: 0.199 → 0.23
if the Lord did these
things , then he knows how to rescue godly men out of trials and how to hold unrighteous men in custody so they can be punished on the day of judgment .
Fantatry ny Tompo ny fomba hamonjena ireo olona tsara fanahy amin'ireo fitsapana , sy ny fomba hitazomana ireo olona tsy marina ho amin ' ny famaizana amin ' ny andron ' ny fitsaràna .
2PE 2:10     Alignment score: 0.247 → 0.251
This is especially true for those who walk after the corrupt desires of the flesh and who despise authority . Bold and self - willed , they do not tremble when they blaspheme the glorious ones .
Marina indrindra izany ho an'ireo izay manohy amin ' ny faniriana
ratsin ' ny nofo sy manao tsinontsinona ny fahefana . Sahy sy mitompo teny fatratra izy ireo . Izy ireo dia tsy matahotra hiteny ratsy ireo be voninahitra .
2PE 2:11     Alignment score: 0.321
Angels have greater strength and power , but they do not bring insulting judgments
against them to the Lord .
Ireo anjely dia manana hery sy fahefana lehibe , fa izy ireo dia tsy mitondra fitsaràna maniratsira manohitra azy ireo amin ' ny Tompo .
2PE 2:12     Alignment score: 0.163 → 0.174
But these
people are like unreasoning animals , born for capture and destruction . They do not know what they insult . In destruction they also will be destroyed ,
Fa ireo biby tsy manan - tsaina ireo dia natao ho samborina sy potehina . Tsy fantatr'izy ireo izay tsiratsirain'izy ireo . Ho potika izy ireo .
2PE 2:13     Alignment score: 0.208 → 0.209
suffering
harm as a reward for doing harm . They think that luxury during the day is a pleasure . They are stains and blemishes . They enjoy their deceitful actions while they are feasting with you .
Handray ny valisoan ' ny zavatra ratsy nataony izy ireo . Mieritrertra izy ireo fa ny tsy fiafiana mandritry ny andro dia fahafinaretana . Izy ireo dia be pentipentina sy tsiny . Mahafinaritra azy ireo ny asa famitahan'izy ireo rehefa mihinana miaraka aminareo .
2PE 2:14     Alignment score: 0.21 → 0.228
They have eyes full
of adultery ; they are never satisfied with sin . They entice unstable souls into wrongdoing , and they have their hearts trained in greed . They are cursed children !
Adalam - behivavy mijangajanga izy ireo ; tsy afa - po amin ' ny fahotana mihitsy izy ireo . Mitarika fanahy tsy mety maty ho amin ' ny fanaovan - dratsy izy ireo , ary manana fo voaofana amin ' ny fitsiriritana izy ireo . Zanaky ny fanozonana izy ireny !
2PE 2:15     Alignment score: 0.285
They have abandoned the straight way and have gone astray
, following the way of Balaam son of Beor , who loved to receive payment for unrighteousness .
Niala tamin ' ny lala - mahitsy izy ireo . Lasa nivily izy ireo , ary nanaraka ny lalan'i Balama zanak'i Beora , izay tia ny tambin ' ny tsy fahamarinana .
2PE 2:16     Alignment score: 0.284 → 0.305
But he obtained a rebuke for his own transgression
a mute donkey speaking in a human voice stopped the prophet 's insanity .
Fa nahazo teny mafy izy nohon ' ny fandikan - dalàny manokana . Nisy boriky moana niteny tamin ' ny feon'olombelona nanajanona ny adalan'ilay mpaminany .
2PE 2:17     Alignment score: 0.18 → 0.196
These
men are springs without water and mists driven by a storm . The gloom of thick darkness is reserved for them .
Ireo olona ireo dia tahaka ny lohataona tsy misy orana . Toy ny rahona entin ' ny tafio - drivotra izy ireo . Natokana ho azy ireo ny haizina matevina .
2PE 2:18     Alignment score: 0.183 → 0.21
They speak with vain arrogance . Through the lusts of the flesh , through sensuality , they entice people who are trying to escape from those
who live in error .
Miteny tsy am - piheverana izy ireo . Mitaona ny olona amin ' ny alalan ' ny filàn ' ny nofo izy ireo . Izy ireo dia mitaona ny olona izay miezaka mandositra ireo izay miaina amin ' ny fahadisoana .
2PE 2:19     Alignment score: 0.295
They promise freedom to them , but they themselves are slaves of corruption . For a man is a slave to whatever overcomes him .
Izy ireo dia mampanantena fahafahana ho azy ireo , kanefa izy tenany ary dia andevon ' ny fahalotoana . Fa ny olona dia andevon'izay rehetra maharesy azy .
2PE 2:20     Alignment score: 0.409 → 0.407
If they have escaped the corruptions of the world through the knowledge of the Lord and Savior Jesus Christ and are again entangled in them and overcome , the last state has become worse for them than the first .
Na iza na iza afaka amin'ireo fahalotoan'izao tontolo izao amin ' ny alalan ' ny fahalalana ny Tompo sy Jesosy kristy Mpamonjy , ary avy eo miverina
amin'ireo fahalotoana indray , dia hanjary ratsy noho ilay toe - javatra voalohany ilay toe - javatra farany .
2PE 2:21     Alignment score: 0.271
It would have been better for them not to have known the way of righteousness than to have known it and to turn away from the holy commandment
delivered to them .
Tsara kokoa ho azy ireo ny tsy mahafantatra ny lalan ' ny fahamarinana nohon ' ny mahafantatra izany dia hivadika amin ' ny didy masina natolotra azy ireo .
2PE 2:22     Alignment score: 0.28 → 0.28
This proverb is true for them : " A dog returns to its own vomit , and a washed pig returns to the mud . "
Marina ho azy ireo ity ohabolana ity hoe : " Ny amboa no miverina amin ' ny loany . Ny kisoa efa nisasa miverina mihoso - potaka . "
2PE 2     Average alignment score: 0.276 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2PE:1  2  3