Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2TH:1  2  3 


2TH 3:1     Alignment score: 0.355
Now , brothers , pray for us , that the word of the Lord may rush and be glorified , as it also is with you ,
Ankehitriny , ry rahalahy , mivavaha ho anay , mba ho deraina
sy homem - boninahitra ny tenin ' ny Tompo , dia tahakan'izany ihany koa ny aminareo .


2TH 3:2     Alignment score: 0.201 → 0.188
and that we may be delivered from unrighteous and evil people , for not all have faith .
Mivavaha mba ho afaka amin'ireo ratsy fanahy sy olon
- dratsy izahay , fa tsy ny rehetra no manam - pinoana .
2TH 3:3     Alignment score: 0.345
But the Lord is faithful , who will strengthen you and guard you from the evil one .
Fa ny Tompo dia mahatoky , izay manamafy orina sy miambina
anareo amin'ilay ratsy .
2TH 3:4     Alignment score: 0.202 → 0.221
We have confidence in the Lord about you , that you both do and will continue to do the things that we command .
Manana fahatokiana amin ' ny Tompo momba anareo izahay , mba sady hanaovanareo no hanohizanareo ireo zavatra izay nandidiana
anay ianareo .
2TH 3:5     Alignment score: 0.482
May the Lord direct your hearts to the love of God and to the endurance of Christ .
Ny Tompo anie hitarika ny fonareo ho amin ' ny fitiavan'Andriamanitra sy ny fiaretan'i
Kristy .
2TH 3:6     Alignment score: 0.318
Now we command you , brothers , in the name of our Lord Jesus Christ , that you avoid every brother who is idle and does not live according to the traditions you received from us .
Ankehitriny mandidy anareo izahay , ry rahalahy , amin ' ny anaran'i
Jesosy Kristy Tompontsika , mba hiala amin'ireo rahalahy rehetra izay miaina ao anatin ' ny hakamoana sy tsy araka ireo fomban - drazana izay noraisinareo taminay .
2TH 3:7     Alignment score: 0.184
For you yourselves know it is proper for you to imitate us , because we were not idle when we were with you .
Fa ianareo tenanareo dia mahafantatra fa mety aminareo ny maka tahaka anay . Tsy niaina teo anivonareo tahaka ireo izay tsy nanana fitsipika
izahay .
2TH 3:8     Alignment score: 0.202 → 0.213
We did not eat anyone 's bread without paying for it , but we worked night and day in labor and toil , so we might not be a burden to any of you .
Tsy nihinana sakafon'olona tsy naloa vola izahay . Fa kosa , niasa andro aman'alina tamin ' ny asa sarotra sy ny zava - tsarotra izahay , mba tsy ho enta - mavesatra ho an ' ny tsirairay aminareo .
2TH 3:9     Alignment score: 0.203
We did this not because we have no authority , but we did this in order to be an example to you , so that you may imitate us .
Tsy hoe nohon ' ny tsy fananana
fahefana no nanaovanay izany . Fa kosa , nanao izany izahay mba ho fitaratra ho anareo , ka mba hanahaka anay ianareo .
2TH 3:10     Alignment score: 0.34 → 0.34
For when we were with you , we commanded you , " The one who is unwilling to labor must not eat . "
Rehefa niaraka taminareo izahay , dia nandidy anareo hoe : " Raha misy iray tsy te hiasa , dia tsy tokony hihinana izy . "
2TH 3:11     Alignment score: 0.197 → 0.22
For we hear that some among you are idle , not busy at labor , but busybodies .
Fa mandre izahay fa miraviravy tanana
ny sasany aminareo . Tsy miasa izy ireo fa mpitsabaka .
2TH 3:12     Alignment score: 0.38 → 0.39
Now such ones we command and exhort in the Lord Jesus Christ , that they should labor with quietness and eat their own bread .
Ankehitriny ireo olona
tahaka izany dia didinay sy hanarinay amin'i Jesosy Kristy Tompo , mba hiasa am - pahanginana sy hihinana ny sakafon'izy ireo manokana .
2TH 3:13     Alignment score: 0.223
But you , brothers , do not become
tired of doing well .
Fa ianareo , ry rahalahy , aza mamoy fo amin ' ny fanaovana izay marina .
2TH 3:14     Alignment score: 0.232
And if anyone does not obey our word in this letter , take note of him and have no association with him , so that he may be ashamed .
Raha misy tsy mankatoa ny tenintsika amin'ity taratasy ity , mariho eo imason
' ny olona izy ary aza manana fifandraisana aminy , ka mety ho menatra izy .
2TH 3:15     Alignment score: 0.205
Yet do not consider him as an enemy , but warn him as a brother .
Aza raisina ho fahavalo izy , fa hanaro ho toy ny rahalahy .
2TH 3:16     Alignment score: 0.31
Now may the Lord of peace himself give you peace at all times in all ways . The Lord be with you all .
Fa ilay Tompon ' ny fiadanana anie hanome fiadanana anareo amin'ireo fotoana sy amin'ireo fomba rehetra . Ho aminareo rehetra anie ny Tompo .
2TH 3:17     Alignment score: 0.244
I , Paul , write
this with my own hand , which is the mark on every letter I write .
Ity no fanaovako veloma , izaho Paoly , tamin ' ny tanako , izay famantarana amin ' ny taratasy rehetra . Izao no soratro .
2TH 3:18     Alignment score: 0.431
The grace of our Lord Jesus Christ be with you all . Amen .
Ny fahasoavan'i
Jesosy Kristy Tompontsika anie ho aminareo rehetra .
2TH 3     Average alignment score: 0.281 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2TH:1  2  3