Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HAB:1  2  3 


HAB 2:1     Alignment score: 0.231 → 0.231
I will stand at my guard post and station myself on the watchtower , and I will watch carefully to see what he will say to me and how I should turn from my complaint .
Hitsangana eo amin ' ny fiambenako aho ary hampijanona ny tenako eo amin ' ny tilikambo fiambenana , ary hijery tsara aho mba hahita izay holazainy amiko sy ny fomba hialako amin ' ny fitarainako .


HAB 2:2     Alignment score: 0.367 → 0.372
Yahweh answered me and said , " Record this vision , and write plainly on the tablets so that the one reading them might run .
Namaly ahy Yaveh ary nilaza hoe : " Raketo izao fahitana izao , ary soraty mazava eo amin'ireo vato fisaka ka izay rehetra mamaky azy dia ho afaka hamaky azy ireo mora foana .
HAB 2:3     Alignment score: 0.229 → 0.236
For the vision is yet for the appointed time and will testify and not fail . Though it delays , wait for it . For it will surely come
and will not tarry .
Fa ho avy amin ' ny fotoana ny fahitana ary hitranga ihany amin ' ny farany fa tsy ho foana . Na dia tara aza izany , dia andraso . Fa tsy maintsy ho tonga izany ary tsy hitaredretra .
HAB 2:4     Alignment score: 0.245 → 0.265
Look ! The one whose desires are not right within him is puffed up . But the righteous will live by his faith .
Indro ! Izay manam - paniriana tsy marina ao anatiny
dia mieboebo . Fa ny olo - marina dia ho velona noho ny finoany .
HAB 2:5     Alignment score: 0.249 → 0.268
Indeed , as wine is treacherous , even so an arrogant man does not stay at home . He has made his throat as wide as Sheol ; and like death , he is never satisfied . He has gathered together all the nations , and he has assembled to himself all the people .
Fa ny divay dia mpamadika ny zatovolahy mpiavonavona mba tsy hitoerany , fa hanitatra ny faniriany
toy ny fasana , ary toy ny maty , izay tsy mety afa - po mihintsy . Angoniny ho azy ny firenena rehetra ary hangoniny ho azy ny vahoaka rehetra .
HAB 2:6     Alignment score: 0.214 → 0.234
Will all these
not take up a proverb and mockery , riddles about him , saying , ' Woe to the one increasing what is not his ! For how long will you increase the weight of the pledges you have taken ? '
Tsy hamorona fomba fiteny hanesoana azy ary hira fanesoana momba azy ve izany rehetra izany , ka hanao hoe : " Loza ho an'izay mampitombo ny tsy azy ! Fa mandra - pahoviana no hampitomboanao ny lanjan ' ny antoka izay nalainao ? "
HAB 2:7     Alignment score: 0.288 → 0.292
Will the ones biting at you not rise up suddenly , and the ones terrifying you awaken ? You will become a victim for them .
Tsy hitsangana tampoka ve ireo izay manaikitra anao , ary hifoha ireo izay mampihorohoro anao ? ho tonga lasibatra ho azy ireo ianao .
HAB 2:8     Alignment score: 0.38
Because you have plundered many peoples , all the remnant of the peoples will plunder you . For you have shed human blood and acted with violence against the land , the cities , and all who live in them .
Satria ianao nandroba vahoaka maro , ny vahoaka sisa rehetra dia handroba anao . Fa nandatsa - drà olombelona ianao ary nanao herisetra tamin ' ny tany , sy ireo tanàna , ary ireo rehetra izay monina ao amin'ireo .
HAB 2:9     Alignment score: 0.133 → 0.142
' Woe to the one who gets evil gains for his house , so he can set his nest on high to deliver himself from the hand of evil . '
" Loza ho an'izay fatra - pila harena
amin ' ny fanaovan - dratsy ho tombony ho an ' ny ankohonany , mba hahafahany manorina ny akaniny amin ' ny ambony mba hiarovany ny tenany eny ampelantanan ' ny ratsy . "
HAB 2:10     Alignment score: 0.219
You have devised shame for your house by cutting off many people , and have sinned against your life
.
Nizara fahamenarana ho an'ireo ankohonanao ianao tamin ' ny nandringananao olona maro , ka nanota tamin ' ny tenanao .
HAB 2:11     Alignment score: 0.282 → 0.282
For the stones will cry out from the wall , and the rafters of timber will answer them ,
Fa hihiaka avy eo amin ' ny manda ireo vato , ary ireo vatan
- kazo no hamaly azy ireo ,
HAB 2:12     Alignment score: 0.318 → 0.291
' Woe to the one who builds a city with blood , and who establishes a town in iniquity . '
" Loza ho an'izay manangana tanàna amin ' ny , ary izay manorina
tanàn - dehibe amin ' ny heloka . "
HAB 2:13     Alignment score: 0.42 → 0.43
Is it not from Yahweh of hosts that peoples labor for fire , and nations weary themselves in vain ?
Tsy avy amin'i Yaveh Tompon ' ny maro ve no hiasan'ireo vahoaka amin ' ny afo sy ny hisasaran'ireo firenena amin ' ny zava - poana ?
HAB 2:14     Alignment score: 0.48
Yet the land will be filled with the knowledge of the glory of Yahweh as the waters cover the sea .
Kanefa ny tany dia ho feno fahalalana ny voninahitr'i
Yaveh tahaka ny rano mandrakotra ny ranomasina .
HAB 2:15     Alignment score: 0.142 → 0.161
' Woe to the one who forces his neighbors to drink
you express your anger and you make them drunk in order to look at their nakedness . '
" Loza ho an'izay mampisotro ny mpiara - monina aminy , ianao izay manisy ny poizinao mandra - pahamamonao azy ireo mba ahafahanao mijery ny fitanjahan'izy ireo . "
HAB 2:16     Alignment score: 0.216 → 0.261
You will be filled with shame instead of glory . Now it is your turn ! Drink , and you will expose your uncircumcised foreskin ! The cup in Yahweh 's right hand is coming around to you , and disgrace will cover your glory .
Ho feno fahamenarana ianao fa tsy voninahitra . Hisotro amin'izany ihany koa , ary hampiseho ny fitanjahanao
. Hiverina hitodika aminao ny kapoakan'Yaveh eo an - tanany ankavanana , ary hanarona ny voninahitrao ny fahafaham - baraka .
HAB 2:17     Alignment score: 0.4 → 0.411
The violence done to Lebanon will overwhelm you and the devastation of animals will terrify you . For you have shed the blood of man and you have acted with violence against the land , the cities , and all who live in them .
Ny herisetra natao an'i Libanona hanafotra anao ary hampihorohoro anao ny faharavan'ireo biby . Fa nandatsa - drà olona ianao ka nanao herisetra tamin ' ny tany , ireo tanàna , sy izay rehetra monina ao amin'ireny .
HAB 2:18     Alignment score: 0.237 → 0.258
What profit is there in a carved image ? For a carver has carved it ! Or a cast metal figure , a teacher of lies ? For the maker trusts in what he has made when he makes these
worthless idols .
Inona no tombontsoanao amin ' ny sary sokitra ? Fa izay nisokitra izany , na izay manao sarin - javatra an'idina amin ' ny vy , dia mpampianatra lainga ; fa matoky ny asa - tanany ihany izy rehefa manamboatra ireo andriamanitra moana ireo .
HAB 2:19     Alignment score: 0.333 → 0.337
Woe to the one saying to the wood , ' Wake
up ! or to the silent stone , ' Arise ! ' Do these things teach ? See , it is overlaid with gold and silver , but there is no breath at all within it .
" Loza ho an'izay miteny amin ' ny hazo hoe : Mifohaza ! " na amin ' ny vato mangina hoe : " Mitsangàna " moa mampianatra ve ireo zavatra ireo ? indro , voapetaka volamena sy volafotsy izany , kanefa tsy misy fofon'aina akory amin'izany .
HAB 2:20     Alignment score: 0.494
But Yahweh is in his holy temple ! Be silent before him , all the land . "
Fa Yaveh dia ao an - tempoliny
masina ! Manginà eo anatrehany , ry tany rehetra . "
HAB 2     Average alignment score: 0.294 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HAB:1  2  3