Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HAB:1  2  3 


HAB 3:1     Alignment score: 0.504
The prayer of Habakkuk the prophet :
Ny vavak'i
Habakoka mpaminany :


HAB 3:2     Alignment score: 0.291
Yahweh , I have heard your report , and I am afraid . Yahweh , revive your work in the midst of these
times ; in the midst of these years make it known ; remember to have compassion in your wrath .
Ry Yaveh , efa reko ny tatitrao , ary raiki - tahotra aho . Ry Yaveh , velomy eo afovoan'ireo fotoana ireo ny asanao ; hampahafantaro eo afovoan'ireo fotoana ireo izany ; tadidio ny hanana famindram - po amin ' ny fahaviniranao .
HAB 3:3     Alignment score: 0.534 → 0.535
God came from Teman , and the Holy One from Mount Paran . Selah His glory covered the heavens , and the earth was full of his praise .
Tonga avy any Temana Andriamanitra , ary Ilay Masina avy any an - Tendrombohitr'i
Parana . Sela . Manarona ny lanitra ny voninahiny , ary ny tany feno ny fiderany .
HAB 3:4     Alignment score: 0.149 → 0.163
With brightness like the light , two - pronged rays flash from his hand ; and there he hid his power .
Ireo taratra roan ' ny tanany dia mamirapiratra tahaka ny tselatra , izay niafenan ' ny heriny .
HAB 3:5     Alignment score: 0.375
Deadly disease went before him , and the plague came
out at his feet .
Aretina mahafaty no nandeha teo anoloany , ary areti - mandringana no nanaraka ny tongony .
HAB 3:6     Alignment score: 0.392
He stood and measured the earth ; he looked and shook the nations . Even the eternal mountains
were shattered , and the everlasting hills bowed down . His path is everlasting .
Nitsangana Izy ka nandrefy ny tany ; nijery Izy ka nanozongozona ireo firenena . Na dia ireo tendrombohitra maharitra mandrakizay aza torotoro , ary nietry ny havoana tsy manam - pahataperana . Tsy manam - pahataperana ny lalany .
HAB 3:7     Alignment score: 0.238 → 0.308
I saw the tents of Cushan in affliction , and the fabric of the tents in the land of Midian trembling .
Nahita ireo lain'i
Kosana azom - pahoriana aho , ary ny fanamboarana ny lamban'ireo lay tany amin ' ny tanin ' ny Midiana nihovitrovitra .
HAB 3:8     Alignment score: 0.42 → 0.431
Was Yahweh angry at the rivers ? Was your wrath against the rivers , or your fury against the sea , when you rode upon your horses and your victorious chariots ?
Tezitra tamin'ireo ony ve Yaveh ? Moa ny fahaviniranao
ve tamin'ireo ony , na ny fahatezeranao tamin'ireo ranomasina , rehefa nitaingina ireo soavalinao ianao sy ireo kalesim - pandresenao ?
HAB 3:9     Alignment score: 0.231 → 0.242
You have brought out your bow without a cover ; you put arrows to your bow ! Selah You divided the earth with rivers .
Nitondra ny tsipìkanao
tsy niaraka tamin ' ny fitoerany ianao ; nametraka zana - tsipìka tamin ' ny tsipìkanao ianao ! Sela . Nizara ny tany tamin'ireo ony Ianao .
HAB 3:10     Alignment score: 0.287 → 0.302
The mountains
saw you and twisted in pain . Downpours of water passed over them ; the deep sea raised a shout . It lifted up its hands .
Nahita anao ireo tendrombohitra ka nanaintaina . Oram - be mivatravatra no nandalo teo amin'izy ireo ; nanandratra hiaka ny ranomasina lalina . Nampiakatra ireo onjany izany .
HAB 3:11     Alignment score: 0.215 → 0.224
The sun and moon stood still in their high places at the flash of your arrows as they fly , at the lightning of your flashing spear .
Ny masoandro sy ny volana nitoetra teo ambony teo amin'ireo fitoerany avo tamin ' ny hazavan
' ny zana - tsipìkanao ka nandositra izy ireo , tamin ' ny famirapiratan ' ny tara - pahazavan ' ny lefonao .
HAB 3:12     Alignment score: 0.237 → 0.267
You have marched over the earth with indignation . In wrath you have threshed the nations .
Nandeha namakivaky ny tany tamim
- pahatezerana Ianao . Tamin ' ny fahavinirana no nanosihosenao ireo firenena .
HAB 3:13     Alignment score: 0.315 → 0.326
You went out for the salvation of your people , for the salvation of your anointed one . You shatter the head of the house of the wicked to lay bare from the base up to the neck . Selah
Nivoaka ho amin ' ny famonjena ny vahoakanao
ianao , ho amin ' ny famonjena ilay voahositrao . Manorotoro ny lohan ' ny ankohonan ' ny ratsy fanahy mba hampiharihary ny fototry ny hatony . Sela
HAB 3:14     Alignment score: 0.231 → 0.231
You have pierced the head of his warriors with his own spears since they came
like a storm to scatter us ; their gloating was like one who devours the poor in a hiding place .
Notrobaranao tamin ' ny zana - tsipìkany ihany ny lohan'ireo mpiadiny raha avy toy ny tafiotra hanely anay izy ireo , ny fifalian'izy ireo dia toy ny an'izay mandevona ny mahantra any amin ' ny toerana miafina .
HAB 3:15     Alignment score: 0.278
You have trampled on the sea with your horses , and heaped up the great waters .
Efa nandeha namakivaky ny ranomasina tamin ' ny soavalinao ianao , ary nampisavovona ireo rano be .
HAB 3:16     Alignment score: 0.215 → 0.229
I heard , and my inner parts trembled ! My lips quivered at the sound . Decay comes into my bones , and under myself I tremble as I wait quietly for the day of distress to come
upon the people who invade us .
Nandre aho , ary nihorohoro ny tao anatiko ! Nipararetra tamin ' ny feo ny molotro . Tonga tamin ' ny taolako ny fahalovana , ary nangovitra ny tenako raha niandry amim - pahanginana ny androm - pahoriana hiavian'ireo olona izay handroba anay .
HAB 3:17     Alignment score: 0.205 → 0.21
Though the fig tree does not bud and there is no produce from the vines ; and though the produce of the olive tree disappoints and the fields produce no food ; and though the flock is cut off from the fold and there are no cattle in the stalls , this is what I will do .
Na dia tsy mamontsina aza ny hazon'aviavy ary tsy misy vokatra ny tahom - boaloboka ; ary na dia mandiso fanantenana aza ny hazo oliva ary tsy mamokatra hanina ireo saha ; ary na dia haringana aza ny ondry ao am - bala ary tsy misy biby fiompy ao am - pihinanana , dia izao no hataoko .
HAB 3:18     Alignment score: 0.384 → 0.377
Still , I will rejoice in Yahweh . I will be joyful
because of the God of my salvation .
Mbola hiravoravo ao amin'i Yaveh aho . Hifaly aho noho ny famonjen'Andriamanitra ahy .
HAB 3:19     Alignment score: 0.308 → 0.333
The Lord Yahweh is my strength and he makes my feet like the deer 's . He makes me go forward on my high places . To the music director , on my stringed instruments .
Ny Tompo Yaveh no heriko ary manao ny tongotro
tahaka ny an ' ny diera Izy . Mampandroso ahy any amin'ireo toerako avo Izy . Ho an ' ny lehiben ' ny mpihira , amin ' ny fitaovan - dokangako .
HAB 3     Average alignment score: 0.302 for 19 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HAB:1  2  3