Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAL:1  2  3 


MAL 2:1     Alignment score: 0.298
Now you priests , this command is for you .
Ary ianareo mpisorona , ho anareo ity didy ity .


MAL 2:2     Alignment score: 0.371 → 0.371
" If you will not listen , and if you will not lay it on your heart to give
honor to my name , " says Yahweh of hosts , " then I will send a curse on you , and I will curse your blessings . Indeed , I have cursed them , because you are not laying my command on your heart .
" Raha tsy hihaino ianareo , ary raha tsy hametraka izany ao am - ponareo mba hamomezana voninahitra ny anarako ianareo , " hoy Yaveh Tompon ' ny maro , " dia handefa hozona aminareo Aho , ary hanozona ny fahasoavanareo Aho . Eny tokoa , efa nanozona azy ireo Aho , satria tsy nataonareo tao am - ponareo ny didiko .
MAL 2:3     Alignment score: 0.261 → 0.306
See , I am about to rebuke your descendants , and I will spread dung on your faces , the dung from your festivals
, and he will take you away with it .
Indro , hiteny mafy ny taranakareo Aho , ary hanaparitaka zezika eny amin ' ny tavanareo Aho , zezika avy amin ' ny firavoravonareo , ary hanaisotra anareo hiaraka amin'izany Izy .
MAL 2:4     Alignment score: 0.434 → 0.434
You will know that I have sent this command to you , and that my covenant may continue to be with Levi , " says Yahweh of hosts .
Dia ho fantatrareo fa efa nandefa io didy io taminareo Aho , ary ny fifanekeko dia hitohy amin'ireo Levi
, " hoy Yaveh Tompon ' ny maro .
MAL 2:5     Alignment score: 0.397
" My covenant with him was life and peace , and I gave them to him ; I gave him fear , and he feared me , and he stood in awe of my name .
Ny fifanekeko taminy dia fiainana sy fiadanana , ary nomeko azy ireo izy ; nomeko tahotra izy , ary natahotra Ahy izy , ary nijoro tamin ' ny tahotry
ny anarako izy .
MAL 2:6     Alignment score: 0.186 → 0.211
True instruction was in his mouth , and nothing false was found
on his lips . He walked with me in peace and uprightness and he turned many away from iniquity .
Fampianarana marina no tao am - bavany , ary tsy nisy diso teo amin ' ny molony . Niaraka tamim - piadanana sy tamim - pahamarinana tamiko izy ary niamboho tamin ' ny fomba maro tamin ' ny ota .
MAL 2:7     Alignment score: 0.44 → 0.441
For a priest 's lips should keep knowledge and people should seek instruction from his mouth , for he is a messenger of Yahweh of hosts .
Fa ny molotry
ny mpisorona dia tokony hanam - pahalalana ary ny vahoaka dia tokony hitady fampianarana avy any am - bavany , satria mpitondra hafatr'i Yaveh Tompon ' ny maro izy .
MAL 2:8     Alignment score: 0.405 → 0.404
But you have turned away from the true path . You have caused many to stumble with respect to the law . You have corrupted the covenant of Levi , " says Yahweh of hosts .
Fa ianareo dia niala tamin ' ny lalana
marina . Nahatonga ny maro ho tafintohina amin ' ny fanajana ny lalàna ianareo . Nandika ny fanekem - pihavanan'i Levy ianareo , " hoy Yaveh Tompon ' ny maro .
MAL 2:9     Alignment score: 0.279 → 0.28
" So , I have made you contemptible and lowly before all the people , because you have not kept my ways , but have instead shown partiality in matters of the law . "
" Noho izany Izaho ihany koa , dia efa nanao anareo ho tsinontsinona sy ratsy teo anoloan ' ny vahoaka rehetra , satria tsy nitandrina ny lalako ianareo , fa kosa nampiseho fanavakavahana tamin ' ny fampianarana
. "
MAL 2:10     Alignment score: 0.297 → 0.308
Is there not one Father for us all ? Has not one God created us ? Why are we faithless each man against his brother , profaning the covenant of our fathers ?
Tsy ray tokana ihany ve no antsika rehetra ? Tsy Andriamanitra tokana ihany ve no nahary antsika ? Nahoana isika olona tsirairay avy no kely finoana amin ' ny rahalahiny , maniratsira ny faneken'ireo razambentsika ?
MAL 2:11     Alignment score: 0.39
Judah has been faithless . A disgusting thing has been committed in Israel and in Jerusalem . For Judah has profaned the holy place of Yahweh which he loves , and has married the daughter of a foreign god .
Joda dia kely finoana . Zavatra maharikoriko no nisy tao Israely sy tao Jerosalema . Fa naniratsira ny fitoerana masin'i
Yaveh izay tiany i Joda , ka nanambady ny zanaka vavin'andriamani - kafa .
MAL 2:12     Alignment score: 0.363 → 0.397
May Yahweh cut off from the tents of Jacob the man who does this , the one who is awake
and the one who answers , even if he is bringing an offering to Yahweh of hosts .
Aoka Yaveh hanala ireo lain'i Jakoba ilay lehilahy izay nanao izany , ilay nifoha sy ilay namaly , na dia nitondra fanatitra ho an'i Yaveh Tompon ' ny maro aza izy .
MAL 2:13     Alignment score: 0.303 → 0.312
You also do this : You cover the altar of Yahweh with tears , with weeping and sighing , because he still does not turn toward the offering or accept it with favor from your hand .
Ataovinareo ihany koa izao : Rakofanareo amin ' ny ranomaso ny alitaran'i Yaveh , amin ' ny fitomanina sy fisentoana , satria izy dia tsy mbola mitodika amin'ilay fanatitra na mandray izany amim - pankasitrahana avy eny an - tananareo .
MAL 2:14     Alignment score: 0.292 → 0.32
But you say , " Why does he not ? " Because Yahweh was a witness between you and the wife of your youth , against whom you have been faithless , even though she was your companion and your wife by covenant .
Fa hoy ianareo hoe : " Nahoana Izy no tsy manao an'izany ? " Satria Yaveh dia vavolombelona teo aminareo sy ny vady tamin ' ny fahatanoranareo , tamin'izay naha kely finoana anareo , na dia mpiara - dia aminareo sy vadinareo tamin ' ny alalan ' ny fifanekena aza izy .
MAL 2:15     Alignment score: 0.325
Did he not make them one , with a portion of his spirit ? Then why did he make you one ? Because he was seeking an offspring from God . So guard yourselves in your spirit , and do not be unfaithful to the wife of your youth .
Tsy natambany ho iray ve izy ireo , miaraka amin ' ny silaky ny fanahiny
? Koa nahoana ianareo no nataony ho iray ? Satria izy dia nitady taranaka avy amin'Andriamanitra . Koa ambeno ao amin ' ny fanahinareo ny tenanareo , ary aza tsy mahatoky ny vadin ' ny fahatanoranareo .
MAL 2:16     Alignment score: 0.416 → 0.422
" For I hate divorce , " says Yahweh , the God of Israel , " and the one who covers his garment with violence , " says Yahweh of hosts . " So guard yourselves in your spirit and do not be faithless . "
" Fa mankahala ny fisarahana Aho , " hoy Yaveh , Andriamanitr'Israely , " ary ilay manarona ny fitafiany amin ' ny herisetra , " hoy Yaveh Tompon ' ny maro . " Koa ambeno ao amin ' ny fanahinareo ny tenanareo ary aza kely finoana . "
MAL 2:17     Alignment score: 0.375
You have wearied Yahweh with your words . But you say , " How have we wearied him ? " By saying , " Everyone who does evil is good in the eyes of Yahweh , and he delights in them , " or " Where is the God of justice ? "
Nandreraka an'i Yaveh tamin ' ny teninareo ianareo . Fa hoy ianareo hoe : " Ahoana no nandrerahanay Azy ? " Tamin ' ny fitenenana hoe : " Izay rehetra manao ratsy dia tsara eo imason'i
Yaveh , ary mankasitraka azy ireo Izy , " na hoe : " Aiza ny Andriamanitry ny fahamarinana ? "
MAL 2     Average alignment score: 0.354 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAL:1  2  3