Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAL:1  2  3 


MAL 3:1     Alignment score: 0.453 → 0.472
" See , I am about to send my messenger , and he will prepare the way before me . Then the Lord , whom you seek , will suddenly come
to his temple . The messenger of the covenant in whom you delight , see , he will come , " says Yahweh of hosts .
" Indro , efa mby handefa ny irako Aho , ary izy dia hanomana ny lalana eo anoloako . Ka dia ho avy tampoka ao amin ' ny tempoliny ny Tompo izay tadiavinareo . Ilay iraky ny fanekena izay hankasitrahanareo , indro , ho avy izy , " hoy Yaveh Tompon ' ny maro .


MAL 3:2     Alignment score: 0.386 → 0.385
But who will be able to endure the day of his coming ? Who will be able to stand when he appears ? For he will be like a refiner 's fire and like laundry soap .
Fa iza moa no hahavita hiaritra ny andro hahatongavany ? Iza no hahavita hijoro rehefa hiseho
Izy ? Fa Izy dia ho tahaka ny afon ' ny mpandrendrika sy savony fanasam - damba .
MAL 3:3     Alignment score: 0.535
He will sit as a refiner and purifier of silver , and he will purify the sons of Levi . He will refine them like gold and silver , and they will bring offerings
of righteousness to Yahweh .
Hipetraka toy ny mpandrendrika sy mpanadio volafotsy Izy , ary hanadio ireo zanaka lahin'i Levy . Handrendrika azy ireo toy ny volamena sy volafotsy Izy , ary hitondra fanatitry ny fahamarinana ho an'i Yaveh izy ireo .
MAL 3:4     Alignment score: 0.475
Then the offering
of Judah and Jerusalem will be pleasing to Yahweh , as in the days of old , and as in ancient years .
Ary ny fanatitr'i Joda sy Jerosalema dia ho hankasitrahan'i Yaveh , tahaka ny andro fahiny , sy tahaka ny taona taloha .
MAL 3:5     Alignment score: 0.341 → 0.345
" Then I will approach you for judgment . I will quickly become a witness against the sorcerers , the adulterers , those who swear to deception , and against those
who oppress the hired worker in his wages , those who oppress the widow and the orphan , against those who turn away the foreigner , and against those who do not honor me , " says Yahweh of hosts .
Dia ho avy Aho hitsara anareo . Vetivety Aho dia ho tonga vavolombelona hanohitra ireo mpisikidy , mpijangajanga , vavolombelona sandoka , ary hanohitra izay mampahory ny mpiasa amin ' ny karamany , ireo izay mampijaly ny mpitondratena sy ireo kamboty , hanohitra izay nandà ny vahiny , ary hanohitra ireo izay tsy manome voninahitra Ahy , " hoy Yaveh Tompon ' ny maro .
MAL 3:6     Alignment score: 0.398
" For I , Yahweh , have not changed ; therefore you descendants of Jacob have not been consumed .
" Fa Izaho , Yaveh , dia mbola tsy niova ; noho izany ianareo , ry zanaka lahin'i Jakoba , dia tsy ho tratra farany .
MAL 3:7     Alignment score: 0.307 → 0.307
From the days of your fathers you have turned aside from my statutes and have not kept them . Return to me , and I will return to you , " says Yahweh of hosts . " But you say , ' How will we return ? '
Hatramin ' ny andron'ireo razambenareo dia nandà ny didiko ianareo ary tsy nitandrina izany . Miverena
amiko , dia hiverina aminareo Aho , " hoy Yaveh Tompon ' ny maro . " Fa hoy kosa ianareo hoe : ' Amin ' ny fomba ahoana no hiverenanay ? '
MAL 3:8     Alignment score: 0.273
Would a person rob God ? Yet you are robbing me . But you say , ' How have we robbed you ? ' In tithes and offerings
.
Misy olona handroba an'Andriamanitra ve ? Saingy mandroba Ahy ianareo . Fa hoy ianareo hoe : ' Tamin ' ny fomba ahoana no nandrobanay anao ? Tamin'ireo ampahafolon - karena sy ireo fanatitra .
MAL 3:9     Alignment score: 0.325 → 0.342
You are cursed with a curse , for you are robbing me , the whole nation .
Ianareo dia voaozona , satria nandroba Ahy , ry firenena manontolo .
MAL 3:10     Alignment score: 0.342 → 0.349
Bring the full tithe into the storehouse
, so that there may be food in my house , and test me now in this , " says Yahweh of hosts , " if I do not open to you the windows of heaven and pour out a blessing on you , until there is no more room for it all .
Ento ao amin ' ny trano fitehirizana ny ampahafolon - karena feno , mba hisy sakafo ao amin ' ny tranoko , ary tsapao amin'izao Aho , " hoy Yaveh Tompon ' ny maro , " raha tsy manokatra ny varavaran ' ny lanitra aminareo Aho ary mandraraka fahasoavana eo aminareo , mandra - paha tsy misy efitra ho amin'izany rehetra izany intsony .
MAL 3:11     Alignment score: 0.249 → 0.249
I will rebuke those who destroy your crops , so that they do not destroy the harvest of your land . Your vines in the fields will not lose their fruit , " says Yahweh of hosts .
Hiteny manohitra izay manimba ny masom - bolinareo Aho , mba tsy hanimban'izy ireo ny vokatry ny taninareo . Ireo voalobokareo eny an - tsaha dia ho vanona , " hoy Yaveh Tompon ' ny maro .
MAL 3:12     Alignment score: 0.444 → 0.447
" All the nations will call you blessed , for you will be a land of delight , " says Yahweh of hosts .
" Ny firenena rehetra dia hiantso anareo hoe sambatra , satria ho tany mahafinaritra ianareo , " hoy Yaveh Tompon ' ny maro .
MAL 3:13     Alignment score: 0.315 → 0.327
" Your words against me have been strong , " says Yahweh . " But you say , ' What have we said among ourselves against you ? '
" Nahery tamiko ny teninareo , " hoy Yaveh . " Saingy hoy ianareo hoe : ' Inona no nifampilazanay manohitra Anao ? '
MAL 3:14     Alignment score: 0.296 → 0.31
You have said , ' It is useless to serve God . What profit is it that we have kept his requirements or walked mournfully before Yahweh of hosts ?
Hoy ianareo hoe : ' Tsy ilaina ny manompo an'Andriamanitra . Inona ny tombontsoantsika raha nitandrina ireo fangatahiny isika na nandeha tam - pisaonana teo anatrehan'i Yaveh Tompon ' ny maro ?
MAL 3:15     Alignment score: 0.285 → 0.322
So now we call those
who do evil blessed . Evildoers not only prosper , but they even test God and escape . ' "
Koa ankehitriny isika miantso ny mpirehareha hoe sambatra . Tsy mahomby fotsiny ireo mpanao ratsy , fa mitsapa an'Andriamanitra ary mitsoaka mihintsy . ' "
MAL 3:16     Alignment score: 0.364 → 0.435
Then those
who feared Yahweh spoke with one another . Yahweh paid attention and listened , and a book of remembrance was written before him about those who feared Yahweh and honored his name .
Avy eo dia nifampiresaka ireo izay natahotra an'i Yaveh . Nifantoka tsara Yaveh ary nihaino , ary nosoratana teo anoloany ny boky fahatsiarovana momban'ireo izay natahotra an'i Yaveh sy nanome voninahitra ny anarany .
MAL 3:17     Alignment score: 0.307 → 0.337
" They will be mine , " says Yahweh of hosts , " my own treasured possession
, on the day that I act . I will pity them , as a man pities his own son who serves him .
" Ho Ahy izy ireo " hoy Yaveh Tompon ' ny maro , " fananako sarobidy , amin ' ny andro izay hiasako . Hiantra azy ireo Aho , tahaka ny olona iray miantra ny zanany lahy izay manompo azy .
MAL 3:18     Alignment score: 0.303 → 0.303
Then once again you will distinguish between the righteous and the wicked , between one who worships God and one who does not worship him .
Dia hanavaka ny olo - marina sy ny ratsy fanahy indray ianareo , eo amin'izay
manompo an'Andriamanitra sy izay tsy manompo Azy .
MAL 3:19     Alignment score: 0.391 → 0.39
For see , the day is coming , burning like a furnace , when all the arrogant and all the evildoers will become
stubble . The day that is coming will burn them up , " says Yahweh of hosts , " so that it will leave them neither root nor branch .
Fa indro , ho avy ny andro , mandoro toy ny fatana , rehefa lasa mololo ireo mpirehareha sy mpanao ratsy rehetra . Ho avy ny andro handoro azy ireo , " hoy Yaveh Tompon ' ny maro , " ka hamela izany ho tsy hisy faka sy rantsany izany .
MAL 3:20     Alignment score: 0.372
But for you who fear my name , the sun of righteousness will rise with healing in its wings . You will go out , and you will leap like calves from the stall .
Fa ho anareo izay matahotra ny anarako , ny masoandron ' ny fahamarinana dia hiposaka miaraka amin ' ny fanasitranana eny amin'ireo elany . Hivoaka ianareo , ary hitsambikina toy ny zanak'omby avy ao amin ' ny fihinanam - bilona .
MAL 3:21     Alignment score: 0.483 → 0.482
On that day you will trample down the wicked , for they will be ashes under the soles of your feet on the day that I act , " says Yahweh of hosts .
Amin'izany andro izany dia hanitsakitsaka ny ratsy ianareo , satria ho lavenona ambanin ' ny faladian - tongotrareo izy ireo amin ' ny andro izay hiasako , " hoy Yaveh Tompon ' ny maro .
MAL 3:22     Alignment score: 0.372
" Remember the law of my servant Moses that I commanded him at Horeb for all Israel , the statutes and the rulings .
Tadidio ny fampianaran'i
Mosesy mpanompoko izay nomeko azy tany Horeba ho an'Israely rehetra , ireo didy sy fitsipika .
MAL 3:23     Alignment score: 0.506 → 0.52
See , I will send you Elijah the prophet before the coming of the great and fearful day of Yahweh .
Indro , haniraka an'i Elia mpaminany Aho mialohan ' ny fiavian'ilay andro lehibe sy mampitahotr'i
Yaveh .
MAL 3:24     Alignment score: 0.215 → 0.23
He will turn the heart of the fathers to the children , and the heart of the children to their fathers , so that I do not come
and attack the land with complete destruction . "
Hamerina ny fon ' ny ray ho amin ' ny zanaka Izy , ary ny fon ' ny zanaka ho amin'ireo rainy , mba tsy hiaviko ka hamelezako ny tany amin ' ny faharavana tanteraka . "
MAL 3     Average alignment score: 0.372 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAL:1  2  3