Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NAM:1  2  3 


NAM 3:1     Alignment score: 0.393 → 0.397
Woe to the city full of blood ! It is all full of lies and stolen property ; victims are always in her .
Loza ho an ' ny tanàna feno ! Feno lainga sy fananana halatra avokoa izany ; ao aminy mandrakariva ireo babo .


NAM 3:2     Alignment score: 0.352
But now there is the noise of whips and the sound of rattling wheels , prancing horses , and bounding chariots .
Fa ankehitriny dia misy feon ' ny karavasy sy ny feon ' ny firodorodon'ireo kodiarana , fikatrokatrok'ireo soavaly , ary ny firaondraon'ireo kalesy .
NAM 3:3     Alignment score: 0.179 → 0.181
Horsemen charging , flashing swords and glittering spears ! Piles of the dead
, bodies that could not be counted their attackers stumble over the bodies .
Misy fanafihan'ireo mpitaingin - tsoavaly , tselatry ny sabatra , famirapiratry ny lefona , korotam - paty , faty mitandahatra . Tsy misy fiafarany ireo faty ; voafingana eo ambonin'izy ireo ny mpanafika azy .
NAM 3:4     Alignment score: 0.309 → 0.312
This is happening because of the lustful actions of the beautiful prostitute , the expert in witchcraft , who sells nations through her prostitution , and peoples through her acts of witchcraft .
Mitranga izany noho ny filàn
' ny janga tsara tarehy , ilay matihanina amin ' ny sikidy , izay mivarotra firenena amin ' ny alalan ' ny fivarotan - tenany , ary ny vahoaka amin ' ny alalan ' ny fanaovany sikidy .
NAM 3:5     Alignment score: 0.392 → 0.393
" See , I am against you this is the declaration of Yahweh of hosts I will raise up your skirt over your face and show your private parts to the nations , your shame to the kingdoms .
" Indro , hamely anao Aho izany no fanambaran'i Yaveh Tompon ' ny maro hanainga ny lambanao
eo amin ' ny tavanao Aho ary hampiseho ireo faritra mamoafadinao amin'ireo firenena , ny henatrao amin'ireo fanjakana .
NAM 3:6     Alignment score: 0.194
I will throw disgusting filth on you and make you vile ; I will set you up as a spectacle .
Hanipy fahalotoana maharikoriko aminao Aho ary hanao anao ho ratsy ; hataoko ho olona
fijerijeren ' ny olon - drehetra ianao .
NAM 3:7     Alignment score: 0.328
It will come
about that everyone who looks at you will flee from you and say , ' Nineveh is destroyed ; who will weep for her ? ' Where can I go to find anyone to comfort you ? "
Ary ny olona rehetra izay mijery anao dia handositra anao ary hiteny hoe : " Rava i Ninive ; iza no mba hitomany azy ? " aiza no ahitako olona hankahery anao ? "
NAM 3:8     Alignment score: 0.379
Nineveh , are you better than Thebes , which was located on the Nile River , which had water around her , whose rampart was the sea , and the sea was its wall ?
Ry Ninive , moa ve ianao tsara noho i Teba , izay naorina eo amin ' ny Renirano Neily , izay nisy rano manodidina azy , ka ranomasimbe no arony , ny ranomasina ihany no mandany
?
NAM 3:9     Alignment score: 0.452
Cush and Egypt were her strength , and there was no end to it ; Put and Libya were allies to her .
Etiopia sy Egypta no tanjany , ary tsy nisy fiafarany ny amin'izany ; Pota sy Lybia
no mpiara - miady taminy .
NAM 3:10     Alignment score: 0.242 → 0.243
Yet Thebes was carried away ; she went into captivity ; her young children were dashed in pieces at the head of every street ; her enemies threw lots for her honorable men , and all her great men were bound in chains .
Kanefa nentina i Teba ; lasa any amin ' ny fahababoana izy ; voatorotoro teny
an - dohan ' ny lalana ireo zanany tanora ; nanipy filokana ho an'ireo lehilahy manam - boninahiny ireo fahavalony , ary voafatotra tamin'ireo rojo vy ireo lehilahiny mahery .
NAM 3:11     Alignment score: 0.322
You also will become drunk ; you will try to hide , and you also will look for a refuge from your enemy .
Ho tonga mamo ihany koa ianao ; hiezaka hiafina ianao , ary hitady fialofana amin'ireo fahavalonao
ihany koa ianao .
NAM 3:12     Alignment score: 0.356 → 0.357
All your fortresses
will be like fig trees with the earliest ripe figs : if they are shaken , they fall into the mouth of the eater .
Ireo fiarovanao mafy dia ho tahaka ireo hazon'aviavy miaraka amin ' ny aviavy masaka alohan ' ny fotoana : raha ahozongozona izy ireo , dia hihintsana ao am - bavan ' ny mpihinana .
NAM 3:13     Alignment score: 0.349
See , the people among you are women
; the gates of your land have been opened wide to your enemies ; fire has devoured their bars .
Indro , ny vahoaka ao aminao dia vehivavy ; ireo vavahadin ' ny taninao dia nosokafana midanadana ho an'ireo fahavalonao ; nandevona ny hidiny ny afo .
NAM 3:14     Alignment score: 0.292 → 0.311
Go draw water for the siege ; strengthen your fortresses
; go into the clay and tread the mortar ; pick up the molds for the bricks .
Mandehana matsaka rano ho amin ' ny fahirano ; hamafiso ireo fiarovanao mafinao ; mandehana amin ' ny tanimanga ary hosihoseo ny feta ; alaivo ho an'ireo biriky ny tavy .
NAM 3:15     Alignment score: 0.302 → 0.317
Fire
will devour you there , and the sword will destroy you . It will devour you as young locusts devour everything . Make yourselves as many as the young locusts , as many as the full - grown locusts .
Handevona anao any ny afo , ary handringana anao ny sabatra . Handevona anao tahaka ny fandevonan ' ny valala ny zava - drehetra izany . Ataovy maro an'isa tahaka ireo valala vao ny tenanareo , dia ho maro tahaka ireo valala .
NAM 3:16     Alignment score: 0.276
You have multiplied your merchants more than the stars in the heavens ; but they are like young locusts : they plunder the land and then fly away .
Nampitombo ireo mpandrantonao mihoatra ny kintana eny amin ' ny lanitra ianao ; nefa tahaka ny valala vao izy ireny : mandroba ny tany izy ireo ka avy eo dia lasa manidina .
NAM 3:17     Alignment score: 0.35 → 0.39
Your princes are like locust swarms , and your commanders
are like locusts that camp in the walls on a cold day . But when the sun rises they flee , and the place they go to is not known .
Maro tahaka ireo valala ny andriandahinao , ary ny jeneralinao dia tahaka ny andian'izy ireo izay mitoby ao amin'ireo manda amin ' ny andro mangatsiaka . Fa rehefa miposaka ny masoandro dia manidina any amin ' ny toerana tsy fantatr'olona ireo .
NAM 3:18     Alignment score: 0.274 → 0.305
King of Assyria , your shepherds
are asleep ; your nobles are lying down resting . Your people are scattered on the mountains , and there is no one to gather them .
Ry Mpanjakan'i Asyria , resin - tory ireo mpiandry ondrinao ; mandry amin ' ny fitsaharany ireo mpanapakao . Niely eny an - tendrombohitra ny olonao , ary tsy misy na iza na iza hanangona azy ireo .
NAM 3:19     Alignment score: 0.25 → 0.254
No healing is possible for your wounds . Your wounds are severe . Everyone who hears the news about you will clap their hands in joy over you . On whom has your wickedness not trodden continually ?
Tsy hisy fanasitranana azo atao ho an'ireo ratranao . Mafy loatra ireo ratranao . Izay rehetra maheno ny vaovao mahakasika anao dia hiteha - pifaliana eo aminao . Iza no afa - nandositra ny faharatsianao
mitandavana ?
NAM 3     Average alignment score: 0.317 for 19 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NAM:1  2  3