Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NAM:1  2  3 


NAM 2:1     Alignment score: 0.319 → 0.325
Look , on the mountains
there are the feet of someone who is bringing good news , who is announcing peace ! Celebrate your festivals , Judah , and fulfill your vows , for the wicked one will invade you no more ; he is completely cut off .
Indro , eny an - tendrombohitra ny tongotry ny olona izay mitondra vaovao mahafaly , izay manambara fiadanana ! Ankalazao ireo firavoravoanareo , ry Joda , ary efao ireo voadinareo , fa tsy handositra anareo intsony ny ratsy fanahy ; ringana tanteraka izy .


NAM 2:2     Alignment score: 0.165 → 0.185
The one who scatters is coming up against you . Guard the city wall , watch the road , strengthen your loins , pull together all your strength .
Miakatra hanohitra anao ilay hanorotoro anao ho singa maromaro . Mametraha mpiambina eo amin ' ny mandan ' ny tanàna , ambeno ireo lalana , atanjaho
ny tenanareo , angony ireo tafikareo .
NAM 2:3     Alignment score: 0.248 → 0.272
For Yahweh is restoring the majesty of Jacob like the majesty of Israel , although the plunderers devastated them and destroyed their vine branches .
Fa efa mamerina amin ' ny laoniny ny voninahitr'i
Jakoba tahaka ny voninahitr'Israely i Yaveh , na dia noravan ' ny mpandroba aza izy ireo ary nopotehina ireo sampam - boalobony .
NAM 2:4     Alignment score: 0.365 → 0.38
The shields of his mighty men are red , and the soldiers are clothed in scarlet ; the chariots flash with their metal on the day that they are made ready , and the cypress spears are waved in the air .
Ny ampingan'ireo lehilahy mahery dia mena , ary ireo lehilahy be herim - po miakanjo jaky ; manjelatra ny metalin'ireo kalesy amin ' ny andro ary efa natao ho vonona izany , ary ny lefona kypreso dia mihevaheva eny amin ' ny rivotra .
NAM 2:5     Alignment score: 0.236 → 0.238
The chariots speed through the streets ; they rush back and forth in the wide streets . They look like torches , and they run like lightning .
Mirifatra eraky ny lalana ireo kalesy ; mifanaretsaka etsy sy eroa eny amin ' ny lalam - be izy ireo . Mitovy amin ' ny fanilo izy ireo , ary mihazakazaka tahaka ny tselatra .
NAM 2:6     Alignment score: 0.219 → 0.234
He remembers his nobles ; they stumble over each other in their march ; they hurry to attack the city wall . The large shield is made ready to protect these
attackers .
Miantso ireo manam - pahefany ilay hanorotoro anao ho singa ; mifamingana eny amin ' ny lalany izy ireo ; mandeha faingana izy ireo mba hanafika ny mandan ' ny tanàna . Novononina ny fiarovana lehibe mba hiaro ireo mpanafika .
NAM 2:7     Alignment score: 0.315
The gates at the rivers are forced open , and the palace collapses .
Ireo vavahady eo amin ' ny renirano dia noterena sokafana , ary mirodana ho amin ' ny faharavana ny lapa .
NAM 2:8     Alignment score: 0.242 → 0.302
Huzzab is stripped and is taken away ; her female servants moan like doves , beating on their breasts .
Nendahina ny akanjon'i
Hozaba ary nalaina ; mitoloko tahaka ny voromailala sady miteha - tratra ireo mpanompo vaviny .
NAM 2:9     Alignment score: 0.263 → 0.289
Nineveh is like a leaking pool of water , with its people fleeing away like rushing water . Others shout , " Stop , stop , " but no one turns back .
Tahaka ny ranom - parihy mitete i Ninive , ary mandositra toy ny rano mikoriana ny vahoakany
. Ny hafa mihiaka hoe : " Mijanòna , mijanòna , " nefa tsy misy mitodika .
NAM 2:10     Alignment score: 0.346 → 0.352
Take the silver plunder , take the gold plunder , for there is no end to the treasure , to the splendor of all Nineveh 's desirable things .
Alaivo babo ny volavotsy , alaivo babo ny volamena , fa tsy hisy fiafarany izany , ho an ' ny famirapiratr'ireo zava - tsarobidin'i Ninive rehetra .
NAM 2:11     Alignment score: 0.273 → 0.282
Nineveh is empty ; empty and devastated . Everyone 's heart melts , everyone 's knees strike
together , and anguish is in all loins ; their faces are all pale .
Foana sy ravarava i Ninive . Ory ny fon ' ny olona rehetra , niara - valaketraka ny lohaliky ny olona rehetra , ao amin ' ny olona rehetra ny fahoriam - be ; hatsatra avokoa ny endrik'izy ireo .
NAM 2:12     Alignment score: 0.298 → 0.297
Where now is the lions ' den , the place where the young lion cubs were fed , the place where the lion and lioness
walked , with the cubs , where they were afraid of nothing ?
Ankehitriny aiza ny lavaky ny liona , ilay toerana izay famahanana ny liona tanora , ilay toerana falehan ' ny liona lahy sy vavy , miaraka amin'ireo zanaka liona , izay natahoran'izy ireo na inona na inona ?
NAM 2:13     Alignment score: 0.164 → 0.206
The lion tore his victims to pieces for his cubs ; he strangled victims for his lionesses , and filled his cave with victims , his dens with torn carcasses .
Mamotipotika ireo hazany ho an ' ny zanany ny liona ; nanakenda ireo hazany ho an ' ny liona vavy izy , ary nameno ny zohiny tamin'ireo haza , ny lavany
amin ' ny sisan - taolana voapotipotika .
NAM 2:14     Alignment score: 0.402 → 0.415
" See , I am against you this is the declaration of Yahweh of hosts . I will burn your chariots in the smoke , and the sword will devour your young lions . I will cut off your prey from your land , and the voices of your messengers will be heard no more . "
" Indro , hanohitra anao Aho izany no fanambaran'i Yaveh Tompon ' ny maro . Hodorako ao amin ' ny setroka ireo kalesinao
, ary handevona ireo liona tanoranao ny sabatra . Ho fongoriko amin ' ny taninao ireo babonao , ary tsy ho re intsony ny feon'ireo mpitondra hafatrao . "
NAM 2     Average alignment score: 0.296 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NAM:1  2  3