Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of TIT:1  2  3 


TIT 3:1     Alignment score: 0.321
Remind them to submit to rulers and authorities , to obey them , to be ready for every good work ,
Ampaherezo
izy ireo hanaiky ireo mpanapaka sy ireo manam - pahefana , hankatoa azy ireo , ho vonona amin ' ny asa tsara rehetra .


TIT 3:2     Alignment score: 0.139 → 0.14
to insult no one , to not be eager to fight
, and to be gentle , showing all humility toward everyone .
Ampatsiahivo izy ireo tsy haneso na iza na iza , hiala amin ' ny adihevitra , hamela ny hafa hanaraka ny lalany , ary hampiseho fanetren - tena amin ' ny olona rehetra .
TIT 3:3     Alignment score: 0.222 → 0.25
For once we ourselves were thoughtless and disobedient . We were led astray and enslaved by various desires and pleasures . We lived in evil and envy . We were detestable and hated one another .
Fa teo aloha ny tenantsika dia tsy nanan - tsaina
ary tsy nankàtoa . Voatarika tamin ' ny lalan - diso isika ary nandevozin ' ny filàna sy ny fahafinaretana samihafa . Niaina tao amin ' ny faharatsiana sy ny fialonana isika . Nankahalaina izahay ary nifankahala isika .
TIT 3:4     Alignment score: 0.549
But when the kindness of God our Savior and his love for mankind appeared ,
Fa rehefa niseho ny hatsaram - panahin'Andriamanitra mpamonjy antsika sy ny fitiavany
ny olombelona ,
TIT 3:5     Alignment score: 0.333 → 0.345
it was not by works of righteousness that we did , but by his mercy that he saved us , through the washing of new birth and renewal by the Holy Spirit ,
dia tsy tamin ' ny asan ' ny fahamarinana nataontsika izany , fa tamin ' ny famindram - pony no namonjeny antsika . Izy dia namonjy antsika tamin ' ny alalan ' ny fanadiovan
' ny fahateraham - baovao sy ny fanavaozana tamin ' ny Fanahy Masina .
TIT 3:6     Alignment score: 0.319 → 0.325
whom God richly poured on us through our Savior Jesus Christ ,
Andriamanitra nandrotsaka betsaka tamintsika ny Fanahy Masina tamin ' ny alalan'i
Jesosy Kristy Mpamonjy antsika .
TIT 3:7     Alignment score: 0.319 → 0.318
so that having been justified by his grace , we might become heirs having the hope of eternal life .
Nataony
izany mba , ho voamarina tamin ' ny fahasoavana , dia ho tonga mpandova isika amin ' ny alalan ' ny fahatokisana ny fiainana mandrakizay .
TIT 3:8     Alignment score: 0.193
This message is trustworthy . I want you to insist on these things , so that those
who have believed in God may be careful to engage themselves in good works . These things are good and useful for everyone .
Izany hafatra izany dia mendri - pitokisana . Tiako hilaza momba izany zavatra izany am - pahatokisana ianareo , mba ireo izay mahatoky an'Andriamanitra dia hikasa hanao ireo asa tsara izay efa napetrany teo alohan'izy ireo . Izany zavatra izany dia sady tsara no mahasoa ho an ' ny olona rehetra .
TIT 3:9     Alignment score: 0.241 → 0.241
But avoid foolish debates and genealogies and strife and conflict about the law . Those
things are unprofitable and worthless .
Fa ialao ny adihevitra adala sy ny tantaram - pirazanana ary ny fifandiranana sy ny ady momban ' ny lalàna . Ireo zavatra ireo dia zava - poana sy tsy mahasoa .
TIT 3:10     Alignment score: 0.236 → 0.241
Reject anyone who is causing divisions among you , after one or two warnings ,
Mandà izay olona rehetra miteraka fizarazarana eo anivonareo , aorian ' ny fampitandremana indray na indroa ,
TIT 3:11     Alignment score: 0.224 → 0.248
knowing that such a person has turned from the right way and is sinning and condemns himself .
ary fantaro fa ny olona ohatr'izany dia niala tamin ' ny lalana marina ary manota sy manameloka ny tenany .
TIT 3:12     Alignment score: 0.455
When I send
Artemas or Tychicus to you , hurry and come to me at Nicopolis , where I have decided to spend the winter .
Rehefa naniraka an'i Artema na Tykiko any aminareo aho , dia faingàna ary mankanesa any amiko any Nikopolia , izay nanapahako hevitra andaniana ny ririnina .
TIT 3:13     Alignment score: 0.25 → 0.298
Do everything you can to send on their way Zenas the lawyer and Apollos , so that they lack nothing .
Faingàna ary alefaso Zena , ilay mpahay lalàna , sy Apolosy , mba tsy hanan - java - mahory izy ireo .
TIT 3:14     Alignment score: 0.219
Our people must learn to engage themselves in good works that provide for urgent needs , and so not be unfruitful .
Ny olontsika dia tsy maintsy mianatra manao asa tsara izay ilaina
maika mba tsy ahatonga azy ireo tsy hamokatra .
TIT 3:15     Alignment score: 0.352 → 0.368
All those
who are with me greet you . Greet those who love us in faith . Grace be with all of you .
Ireo rehetra miaraka amiko dia manao veloma anareo . Manaova veloma ireo izay tia antsika amin ' ny finoana . Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavana .
TIT 3     Average alignment score: 0.291 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of TIT:1  2  3