Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of TIT:1  2  3 


TIT 2:1     Alignment score: 0.189
But you , speak what fits with truthful instruction .
Fa ianao kosa , milazà izay mifanaraka amin ' ny fampianarana marina .


TIT 2:2     Alignment score: 0.261 → 0.261
Teach older men to be temperate , dignified , sensible , and sound in faith , in love , and in perseverance .
Ireo lehilahy efa nahazo taona dia tsy maintsy mahay mitondra tena , maotina , mahonon - tena , matanjaka amin ' ny finoana , amin ' ny fitiavana , ary amin ' ny faharetana .
TIT 2:3     Alignment score: 0.204 → 0.204
In the same way , teach older women
to be reverent in behavior , not slanderers or being slaves to much wine , but to be teachers of what is good ,
Toy izany koa ireo vehivavy efa nahazo taona dia tokony hampiseho hatrany ny tenan'izy ireo ho tsara fitondran - tena , fa tsy mpifosa . Tsy tokony ho andevozin ' ny divay be izy ireo . Tokony hampianatra izay tsara izy ireo
TIT 2:4     Alignment score: 0.116 → 0.115
and so train the younger women
to love their husbands and to love their children ,
mba hampiofanana ireo vehivavy tanora ho tena tia ny vady aman - janany manokana .
TIT 2:5     Alignment score: 0.159 → 0.163
to be sensible , pure , good housekeepers , and to be obedient to their own husbands , so that God 's word may not be spoken of as evil .
Tokony hampianatra azy ireo hahonon - tena , hadio , hikarakara
tokantrano tsara , ary hankatoa ny vadiny izy ireo . Tokony hanao izany zavatra rehetra izany izy ireo mba tsy ho voaheso ny Tenin'Andriamanitra .
TIT 2:6     Alignment score: 0.154
In the same way , encourage the younger men to use good sense .
Tahaka izany , ampaherezo
ireo lehilahy mbola tanora mba hahonon - tena .
TIT 2:7     Alignment score: 0.292
In all ways present yourself as an example of good works . In your teaching , show integrity , dignity ,
Amin ' ny fomba rehetra dia asehoy ny tenanao ho modelin'ireo asa tsara ; ary rehefa mampianatra ianao , dia manehoa
fahitsiana sy fahamendrehana .
TIT 2:8     Alignment score: 0.291 → 0.29
and a truthful message that is above criticism , so that anyone who opposes you may be ashamed because they have nothing bad to say about us .
Milazà hafatra salama sy tsy misy tsiny , mba ho menatra izay manohitra na iza na iza , satria tsy manana na inona na inona ratsy ho lazaina momba antsika izy .
TIT 2:9     Alignment score: 0.077 → 0.077
Slaves are to be submissive to their masters in everything , to please them and not argue with them ,
Ireo mpanompo dia tokony hankatoa
ny tompony amin ' ny zava - drehetra . Hanao izay sitrapony fa tsy hifamaly aminy .
TIT 2:10     Alignment score: 0.255 → 0.283
to not steal from them , but instead to demonstrate all good faith , so that in every way they may bring credit to the teaching about God our Savior .
Tsy tokony hanganlangalatra izy ireo . Fa kosa , tokony haneho ny finoana tsara rehetra izy ireo , mba hampahamendrika ny fampianarantsika momba an'Andriamanitra mpamonjy antsika amin ' ny lafiny rehetra .
TIT 2:11     Alignment score: 0.318
For the grace of God has appeared for the salvation of all people .
Fa efa niseho tamin ' ny olon
- drehetra ny fahasoavan'Andriamanitra .
TIT 2:12     Alignment score: 0.084 → 0.12
It trains us to reject godlessness and worldly desires , and to live self - controlled , upright , and godly lives in this age ,
Mampianatra antsika handà ny toetra tsy araka an'Andriamanitra sy ny filàn'izao tontolo izao izany . Mampianatra antsika hiaina am - pihononana , am - pahamarinana , ary araka ny lalan'Andriamanitra amin'izao vanim - potoana izao izany
TIT 2:13     Alignment score: 0.368 → 0.374
while we look forward to receiving our blessed hope , the appearance of the glory of our great God and Savior Jesus Christ .
eo am - piandrasantsika fatratra izay handraisantsika ny fanantenana mahafinaritra , ny fisehoan ' ny voninahitry
ny Andriamanintsika lehibe sy Mpamonjy Jesosy Kristy .
TIT 2:14     Alignment score: 0.273 → 0.273
Jesus gave himself for us in order to redeem us from all lawlessness and to make pure for himself a special people who are eager to do good works .
Jesosy dia nanolotra ny tenany ho antsika mba hanavotra antsika hiala amin ' ny tsy fanarahan - dalàna rehetra sy hanadiovana , ho an ' ny tenany , olona iray manokana izay tena mazoto hanao asa tsara .
TIT 2:15     Alignment score: 0.255 → 0.255
Speak of these
things , encourage people to do them , and give correction with all authority . Let no one disregard you .
Ambarao ary ento ampaherezina ireo zavatra ireo . Manomeza fanitsiana amin ' ny fahefana rehetra . Aza avela hisy olona hanao tsinontsinona anao .
TIT 2     Average alignment score: 0.227 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of TIT:1  2  3