Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEP:1  2  3 


ZEP 3:1     Alignment score: 0.576 → 0.579
Woe to the rebellious city ! The violent city is defiled .
Loza ho an ' ny tanàna mpikomy ! Voaloto ny tanàna mahery setra .


ZEP 3:2     Alignment score: 0.394
She has not listened to the voice of God , nor accepted correction from Yahweh . She does not trust in Yahweh and will not approach her God .
Tsy nihaino ny feon'Andriamanitra izy , na nanaiky famaizana avy tamin'i Yaveh . Tsy natoky an'i Yaveh ary tsy nanatona an'Andriamaniny izy .
ZEP 3:3     Alignment score: 0.385 → 0.384
Her princes are roaring lions in her midst . Her judges are evening wolves who leave nothing to be gnawed upon in the morning .
Liona mierona eo afovoany
ireo andrian - dahiny . Ireo mpitsarany dia amboadia amin ' ny hariva izay tsy mamela na inona na inona mba ho hanina ny maraina .
ZEP 3:4     Alignment score: 0.385 → 0.387
Her prophets are insolent and treasonous men . Her priests have profaned what is holy and have done violence to the law .
Lehilahy maditra sy mpamitaka ireo mpaminaniny
. Efa nanimbazimba izay masina sy nanao herisetra tamin ' ny lalàna ireo mpisorony .
ZEP 3:5     Alignment score: 0.299
Yahweh is righteous in her midst . He can do no wrong . Morning by morning he will dispense his justice ! It will not be hidden in the light , yet the unjust knows no shame .
Yaveh dia marina eo anivony . Tsy afaka manao ny tsy mety izy . Isa - maraina no hizarany ny fitsarany
! Tsy ho takona ao anatin ' ny hazavana izany , fa ny olona tsy marina dia tsy mahalala menatra .
ZEP 3:6     Alignment score: 0.231 → 0.246
" I have destroyed nations ; their fortresses
are ruined . I have made their streets ruins , so that no one passes over them . Their cities are destroyed so that there is no man inhabiting them .
" Efa namotika firenena Aho ; rava ireo fiarovana mafin'izy ireo . Noravaiko ireo lalany , mba tsy hisy na iza na iza handalo eo amin'izy ireo . Fongana ireo tanànany ka tsy misy olona monina ao amin'izy ireo .
ZEP 3:7     Alignment score: 0.208 → 0.215
I said , ' Surely you will fear me . Accept correction and do not be cut off from your homes by all that I have planned to do to you . ' But they were eager to begin each morning by corrupting all their deeds .
Niteny Aho hoe : " Hatahotra Ahy tokoa ianao . " Hekeo
ny famaizana ka tsy hiala amin ' ny tranonao araka izay rehetra efa nomaniko ho atao aminao ianao . " Saingy tamim - pahazotoana no nanombohan'izy ireo isa - maraina amin ' ny fanaovana ny asa ratsin'izy ireo rehetra .
ZEP 3:8     Alignment score: 0.382 → 0.393
Therefore wait for me this is Yahweh 's declaration until the day that I rise up to seize the prey . For my decision is to assemble the nations , to gather the kingdoms , to pour out on them my anger all of my burning wrath ; for in the fire of my jealousy
all the earth will be consumed .
Noho izany miandrasa Ahy izany no fanambaran'i Yaveh mandra - pahatongan ' ny andro izay hitsanganako ho an ' ny niharam - boina . Fa ny fanapahan - kevitro dia ny hanangona ireo firenena , hamory ireo fanjakana , ary handrarahako ny fahatezerako amin'izy ireo , ireo fahavinirako mafy rehetra , mba ho levon ' ny afon ' ny fahatezerako ireo tany rehetra .
ZEP 3:9     Alignment score: 0.294 → 0.295
But then I will purify the lips of the peoples , that all of them may call upon the name of Yahweh to serve him shoulder to shoulder .
Fa hanome molotra madio ho an ' ny vahoaka Aho avy eo , mba hiantsoana azy rehetra amin ' ny anaran'i
Yaveh mba hanompo Ahy miaraka .
ZEP 3:10     Alignment score: 0.317
From beyond the river of Cush my worshipers my scattered people will bring offerings
due me .
Avy any andafin'ireo onin'i Etiopia ireo mpidera Ahy ny oloko izay voaely no hitondra ireo fanatitra ho Ahy .
ZEP 3:11     Alignment score: 0.283 → 0.283
In that day you will not be put to shame for all your deeds by which you rebelled against me , since at that time I will remove from among you those
who boasted in your pride , and because you will no longer act arrogantly on my holy mountain .
Amin'izany andro izany dia tsy ho menatra amin ' ny asa ratsinareo rehetra izay nataonareo tamiko ianareo , satria amin'izany fotoana izany dia hofongoriko eo aminareo ireo izay mankalaza ny fieboebonareo , ary satria tsy hanao fihetsika an'avona any amin ' ny tendrombohitro masina intsony ianareo .
ZEP 3:12     Alignment score: 0.387 → 0.39
But I will leave among you a lowly and poor people , and they will find
refuge in the name of Yahweh .
Fa handao anao tahaka ny olona manetry tena sy mahantra Aho , ary hialoka ao amin ' ny anaran'i Yaveh ianareo .
ZEP 3:13     Alignment score: 0.286 → 0.285
The remnant of Israel will no longer commit injustice or speak lies , and no deceitful tongue will be found
in their mouth ; so they will graze and lie down , and no one will make them afraid . "
Tsy hanao ny tsy rariny na hiteny lainga intsony ireo sisa tavela ao Israely , ary tsy ahitana lela mpamitaka ao am - bavan'izy ireo ; ka hihinana sy handry izy ireo , ary tsy hisy na iza na iza hampitahotra azy ireo . "
ZEP 3:14     Alignment score: 0.519 → 0.522
Sing , daughter of Zion ! Shout , Israel . Be glad and rejoice with all your heart , daughter of Jerusalem .
Mihirà , ry zanaka vavin'i Ziona ! Mihiakà
, ry Israely . Miravoravoa ary mifalia amin ' ny fonao rehetra , ry zanaka vavin'i Jerosalema .
ZEP 3:15     Alignment score: 0.324 → 0.356
Yahweh has taken away your punishment ; he has turned away your enemies ! Yahweh is the king of Israel among you . You will never again fear evil !
Nanaisotra ireo famaizanao Yaveh ; nandroaka ireo fahavalonao
Izy ! Yaveh no mpanjakan'Israely eo aminao . Tsy hatahotra ny ratsy intsony ianao !
ZEP 3:16     Alignment score: 0.402
In that day they will say to Jerusalem , " Do not fear , Zion . Do not let your hands become
weak .
Amin'izany andro izany dia hiteny amin'i Jerosalema izy ireo hoe : " Aza matahotra , ry Ziona . Aza mamela ny tananao hangozohozo .
ZEP 3:17     Alignment score: 0.272 → 0.306
Yahweh your God is among you , a mighty one to save you . He will celebrate over you with joy ; he will be silent over you in his love ; he will be glad over you with a shout for joy .
Ao aminao i Yaveh Andriamanitrao , dia ilay mahery mpamonjy anao . Hankalaza eo aminao Izy ary am - pifaliana no hanginany eo aminao ao amin ' ny fitiavany
. Hiravoravo eo aminao Izy ary hanao hiakam - pifaliana ,
ZEP 3:18     Alignment score: 0.145 → 0.145
I will gather those who grieve , those
who can not attend the appointed feasts , so you will no longer bear any shame for it .
tahaka ny tamin'ireo andro firavoravoana efa voatondro . Hanala ny loza eo aminao Aho ; tsy hitondra henatra amin'izany intsony ianao .
ZEP 3:19     Alignment score: 0.38 → 0.38
Behold , I am about to deal with all your oppressors
. At that time , I will rescue the lame and gather up the outcast . I will make them as praise , and I will change their shame into renown in all the earth .
Indro , hifanandrina amin ' ny mpampahory anao rehetra Aho . Amin'izany fotoana izany , hamonjy ireo mandringa ary hanangona ireo noroahina Aho . Hataoko tahaka ny fiderana izy ireo , ary hanova ny henatr'izy ireo ho laza maneran - tany rehetra Aho .
ZEP 3:20     Alignment score: 0.295 → 0.307
At that time I will lead you ; at that time I will gather you together . I will give
you renown and praise among all the peoples of the earth when I reverse your captivity before your eyes , " says Yahweh .
Amin'izany fotoana izany dia hitarika anareo Aho ; hangoniko miaraka ianareo . Ho ataoko manaja sy midera anareo ireo firenena rehetra maneran - tany , rehefa hitanareo fa namerina anao amin ' ny laoniny Aho , " hoy Yaveh .
ZEP 3     Average alignment score: 0.33 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEP:1  2  3