Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEP:1  2  3 


ZEP 2:1     Alignment score: 0.219 → 0.25
Rally yourselves together and gather , unashamed nation
Angony ny tenanareo ary mitambara , ry firenena tsy manan
- kenatra


ZEP 2:2     Alignment score: 0.275 → 0.281
before the decree takes effect and that day passes
like the chaff , before the fierce anger of Yahweh 's wrath comes upon you , before the day of Yahweh 's wrath comes upon you .
dieny mbola tsy mihatra ny didy ary dieny mbola tsy mielina toy ny akofa ny andro , dieny mbola tsy tonga aminareo ny firehetan ' ny fahatezerana mafin'i Yaveh , dieny mbola tsy tonga aminareo ny andron ' ny fahatezeran'i Yaveh .
ZEP 2:3     Alignment score: 0.36 → 0.36
Seek Yahweh , all you humble people on earth who obey his ordinances ! Seek righteousness . Seek humility , and perhaps you will be protected in the day of Yahweh 's wrath .
Mikatsaha an'i Yaveh , ry vahoaka mendrika rehetra ambonin ' ny tany izay mankatò ireo didiny
! Katsaho ny fahamarinana . Katsaho ny fanetren - tena , ary dia mety ho voaharo ianareo amin ' ny andron ' ny fahatezeran'i Yaveh .
ZEP 2:4     Alignment score: 0.466 → 0.488
For Gaza will be abandoned , and Ashkelon will turn into a devastation . They will drive out Ashdod at noon , and they will uproot Ekron !
Fa i Gaza dia ho lao , ary Askelona ho rava . Handroaka an'i Asdoda amin ' ny mitataovovonana izy ireo , ary hamongotra an'i Ekrona !
ZEP 2:5     Alignment score: 0.384 → 0.408
Woe to the inhabitants of the seacoast , the nation of the Kerethites ! Yahweh has spoken against you , Canaan , land of the Philistines . I will destroy you until no inhabitant
remains .
Loza ho an'ireo mponina any amoron - tsiraka , dia ny firenen'ireo Keretita ! Efa niteny nanohitra anareo i Yaveh , ry Kanana , tanin'ireo Filistina . Handringana anareo ambara - pahafoana ny mponina Aho .
ZEP 2:6     Alignment score: 0.272
So the seacoast will become
pastures for shepherds and for sheep pens .
Ary dia ho lasa ahitra ho an'ireo mpiandry ondry sy ho an ' ny valan'ondry ny moron - tsiraka .
ZEP 2:7     Alignment score: 0.317 → 0.341
The coastal region will belong to the remnant of the house of Judah , who will shepherd their flocks there . Their people will lie down in the evening in the houses of Ashkelon , for Yahweh their God will care for them and reverse their captivity .
Ireo faritra amoron - tsiraka dia ho an'ireo sisan ' ny ankohonan'i Joda , izay hiandry ny ondry aman'osiny ao . Ao amin ' ny ankohonan'i
Askelona no handrian'ireo vahoakan'izy ireo amin ' ny hariva , fa Yaveh Andriamanitr'izy ireo no hikarakara azy ireo sy hamerina ny fananany .
ZEP 2:8     Alignment score: 0.283
" I have heard the taunts of Moab and the insults of the people of Ammon when they taunted my people and violated their borders .
" Efa reko ny teny
ratsin'i Moaba sy ny latsan'ireo vahoakan'i Amona raha niteny ratsy ireo vahoakako sy nanitsakitsaka ny faritaniny izy ireo .
ZEP 2:9     Alignment score: 0.429 → 0.431
Therefore , as I live this is the declaration of Yahweh of hosts , God of Israel Moab will become
like Sodom , and the people of Ammon like Gomorrah ; a place of nettles and a salt pit , deserted forever . But the remnant of my people will plunder them , and the remainder of my nation will take possession of them . "
Noho izany , raha velona koa Aho izao no fanambaran'i Yaveh Tompon ' ny maro , Andriamanitr'Israely , ho tahaka an'i Sodoma i Moaba , ary ireo vahoakan'i Amona ho tahaka an'i Gomora ; dia ho toeran ' ny alan'amiana sy lava - tsira , tany lao mandrakizay . Fa ny sisa amin'ireo vahoakako kosa hambabo azy ireo , ary ireo sisa amin ' ny fireneko hahalasa azy ireo ho fananana . "
ZEP 2:10     Alignment score: 0.416 → 0.429
This will happen to Moab and Ammon because of their pride , since they taunted and became
arrogant against the people of Yahweh of hosts .
Izany no hihatra amin'i Moaba sy Amona nohon ' ny fireharehany , satria niteny ratsy sy nanaraby ny vahoakan'i Yaveh Tompon ' ny maro izy ireo .
ZEP 2:11     Alignment score: 0.212 → 0.215
Then Yahweh will be terrifying to them , for he will destroy all the gods of the earth . Everyone will bow down to him , each from his own place , from the coastlands of all nations .
Ary hatahotra an'i Yaveh izy ireo , satria hiteny ratsy ny andriamanitra rehetran ' ny tany Izy . Hanompo Azy ny olon
- drehetra , ny olon - drehetra avy amin ' ny toerany , avy amin ' ny moron - tsiraka rehetra .
ZEP 2:12     Alignment score: 0.364 → 0.425
You Cushites also will be pierced by my sword ,
Ianareo ihany koa ry Kosita dia ho voalefon ' ny sabatro
,
ZEP 2:13     Alignment score: 0.418
and God 's hand will attack the north and destroy Assyria , so that Nineveh will become
an abandoned devastation , as dry as the desert .
ary ny tanan'i Yaveh no hanafika ny avaratra ka hamotika an'i Asyria , ka dia ho lasa tany karakaina tahaka ny tany efitra i Ninive .
ZEP 2:14     Alignment score: 0.228 → 0.246
Then herds will lie down there , every animal of the nations ; both the desert owl and the screech owl will rest in the top of her columns . A call will sing out from the windows ; rubble will be in the doorways ; her carved cedar beams will be exposed .
Ary handry ao ny omby , ny biby rehetran'ireo firenena , ny vorondolon ' ny efitra sy ny sokina dia handry eo amin ' ny tendron ' ny andriny . Hisy antso
hihira avy eo am - baravarankely ; ho eo an - tokonana ny faharavana ; ho sarona ireo andry sedera voasokiny .
ZEP 2:15     Alignment score: 0.268 → 0.282
This is the joyful
city that lived without fear , that said in her heart , " I am , and nothing is my equal . " How she has become a horror , a place for beasts to lie down in . Everyone that passes by her will hiss and shake his fist at her .
Izany ilay tanàna niravoravo izay niaina tsy nisy tahotra , izay nanao anakam - po taminy hoe ; " Izaho no izy , ary tsy misy toa ahy . " Indrisy fa tonga mahatsiravina izy , toerana natao mba handrian ' ny biby . Izay rehetra mandalo eo aminy dia hisitrisitra ary hamokona ny totohondriny aminy .
ZEP 2     Average alignment score: 0.339 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEP:1  2  3