Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2TI:1  2  3  4 


2TI 4:1     Alignment score: 0.434
I give this solemn command before God and Christ Jesus , who will judge the living and the dead , and because of his appearing and his kingdom :
Izaho dia manome ity didy hentitra ity eo anatrehan'Andriamanitra sy Jesosy Kristy , izay hitsara ny velona sy ny maty , ary noho ny fisehoany
sy ny fanjakany :


2TI 4:2     Alignment score: 0.161 → 0.187
Preach the word ; be ready when it is convenient and when it is not . Reprove , rebuke , exhort , with all patience and teaching .
Mitoria
ny Teny . Mivononà na amin ' ny fotoana na tsy amin ' ny fotoana . Mananàra , mitenena mafy , mampirisiha , amim - paharetana sy ny fampianarana rehetra .
2TI 4:3     Alignment score: 0.273
For the time will come
when people will not endure sound teaching . Instead , they will heap up for themselves teachers according to their own desires , who say what their itching ears want to hear .
Satria ho avy ny fotoana izay tsy hazakan ' ny olona ny feon ' ny fampianarana . Fa kosa , izy ireo dia hisafidy mpampianatra ho azy araka ireo faniriany manokana . Ireo dia hanitikitika ny sofin'izy ireo .
2TI 4:4     Alignment score: 0.323
They will turn their hearing away from the truth , and they will turn aside to myths .
Hanala ny fihainoan'izy ireo amin ' ny fahamarinana ireo , ary hivily ho any amin'ireo angano .
2TI 4:5     Alignment score: 0.21 → 0.215
But you , be sober - minded in all things . Suffer hardship ; do the work of an evangelist
; fulfill your ministry .
Kanefa ianareo , eritrereto tsara ny zava - drehetra . Hiareto ny zava - tsarotra ; ataovy ny asan ' ny evanjelista ; tanteraho ny fanompoanareo .
2TI 4:6     Alignment score: 0.26 → 0.262
For I am already being poured out . The time of my departure has come
.
Satria efa ho atolotra sahady aho . Efa tonga ny fotoana hialako .
2TI 4:7     Alignment score: 0.37 → 0.37
I have fought the good fight ; I have finished the race ; I have kept the faith .
Izaho dia efa nahavita ny ady tsara ; efa nahavita ny hazakazaka aho ; efa notazomiko ny finoana .
2TI 4:8     Alignment score: 0.472
The crown of righteousness has been reserved for me , which the Lord , the righteous judge , will give
to me on that day , and not to me only , but also to all those who have loved his appearing .
Ny satro - boninahitry ny fahamarinana dia efa voatokana ho ahy , izay homen ' ny Tompo , ilay mpitsara marina , ho ahy amin'izany andro izany , ary tsy ho ahy irery ihany , fa ihany koa ho an'ireo rehetra izay efa nitia ny fisehoany .
2TI 4:9     Alignment score: 0.157
Do your best to come
to me quickly .
Omeo izay tsara rehetra avy aminao mba hankanesana aty amiko haingana .
2TI 4:10     Alignment score: 0.525
For Demas has left me . He loves this present world and has gone to Thessalonica . Crescens went to Galatia , and Titus went to Dalmatia .
Satria i Demasy efa nandao ahy . Tiany izao tontolo izao ary efa nandeha tany
Tesalonika izy . Kreska dia nankany Galatia , ary Titosy nankany Dalmatia .
2TI 4:11     Alignment score: 0.298 → 0.298
Only Luke is with me . Get Mark and bring him with you because he is useful to me in the service .
Lioka irery ihany no miaraka amiko . Alaivo i Marka
ary ento izy miaraka aminao satria ilaiko amin ' ny asa izy .
2TI 4:12     Alignment score: 0.707
Tychicus I sent to Ephesus .
Tykiko dia nalefako tany Efesosy .
2TI 4:13     Alignment score: 0.395 → 0.415
The cloak that I left at Troas with Carpus , bring it when you come
, and the books , especially the parchments .
Ilay lamba izay navelako tao Troasy miaraka amin ' ny Karpo , ento iny rehefa tonga ianao , ary ireo boky , indrindra ireo mifono hoditra .
2TI 4:14     Alignment score: 0.373
Alexander the coppersmith displayed many evil deeds against me . The Lord will repay him according to his deeds .
Aleksandro
ilay mpanefy varahina dia nampiharihary asa ratsy maro tamiko . Ny Tompo dia hamaly azy araka ireo asany .
2TI 4:15     Alignment score: 0.292
You also should guard yourself against him , because he greatly opposed our words .
Ianao ihany koa dia tokony hitandrina ny tenanao aminy , satria izy dia manohitra mafy ireo teninay
.
2TI 4:16     Alignment score: 0.288 → 0.287
At my first defense , no one stood with me . Instead , everyone left me . May it not be counted against them .
Tamin ' ny fiarovan
- tenako voalohany , tsy nisy nanohana ahy . Nefa kosa , ny olona rehetra nandao ahy . Aoka mba tsy ho voaheloka amin'izany izy ireo .
2TI 4:17     Alignment score: 0.376 → 0.376
But the Lord stood by me and strengthened me so that , through me , the proclamation of the message might be fully
accomplished , and that all the Gentiles might hear it . And I was rescued out of the lion 's mouth .
Fa ny Tompo dia nitsangana teo anilako ary nankahery ahy mba , amin ' ny alalako , ny fanambarana dia afaka tanterahina tanteraka , ary mba afaka haheno ireo Jentilisa rehetra . Izaho dia avotra tamin ' ny vavan ' ny liona .
2TI 4:18     Alignment score: 0.489 → 0.491
The Lord will rescue me from every evil deed and will save me for his heavenly kingdom . To him be the glory forever and ever . Amen .
Ny Tompo dia hanavotra ahy amin ' ny asa ratsy rehetra ary hamonjy ahy amin ' ny fanjakany
any an - danitra . Ho azy anie ny voninahitra mandrakizay doria . Amena .
2TI 4:19     Alignment score: 0.536 → 0.597
Greet Priscilla , Aquila , and the house of Onesiphorus .
Ataovy veloma i Prisila , i Akoila , ary ireo ankohonan'i Onesiforosy .
2TI 4:20     Alignment score: 0.599
Erastus remained at Corinth , but Trophimus I left sick at Miletus .
Erasto dia nitoetra tao Korinto , fa i Trofimo
dia nilaozako fa narary ao Mileto .
2TI 4:21     Alignment score: 0.305 → 0.404
Do your best to come
before winter . Eubulus greets you , also Pudens , Linus , Claudia , and all the brothers .
Omeo izay tsara indrindra avy aminao mba ahatongavana alohan ' ny ririnina . Manao veloma anao i Eolobolo , ary Poda ihany koa , Lino , Klaodio , ary ireo rahalahy rehetra .
2TI 4:22     Alignment score: 0.342 → 0.368
May the Lord be with your spirit . May grace be with you .
Hiaraka amin ' ny fanahinao
anie ny Tompo . Ho aminareo anie ny fahasoavana .
2TI 4     Average alignment score: 0.375 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2TI:1  2  3  4