Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2TI:1  2  3  4 


2TI 3:1     Alignment score: 0.276 → 0.282
But know this : In the last days there will be difficult times .
Fa fantaro izao : amin'ireo andro farany dia hisy ireo fotoan
- tsarotra .


2TI 3:2     Alignment score: 0.235 → 0.269
For people will be lovers of themselves , lovers of money , boastful , proud , blasphemers , disobedient to parents , ungrateful , and unholy .
Satria ny olona ho tia tena , tia vola , ho mpirehareha , ho mpandoka tena , ho mpanevateva an'Andriamanitra , tsy manoa ray aman - dreny , tsy misaotra , ary tsy masina .
2TI 3:3     Alignment score: 0.183 → 0.183
They will be without natural affection , unable to reconcile , slanderers , without self - control , violent , not lovers of good .
Tsy hanam - pitiavana ny fianakaviany
izy ireo , mpanohitohitra , ho mpanendrikendrika , tsy hahafehy tena , hahery setra , tsy ho tia ny tsara .
2TI 3:4     Alignment score: 0.217 → 0.217
They will be betrayers
, reckless , prideful , lovers of pleasure rather than lovers of God .
Ho mpamadika izy ireo , tsy misy eritreritra , mpanambony tena , tia fahafinaretana mihoatra noho ireo tia an'Andriamanitra .
2TI 3:5     Alignment score: 0.248 → 0.264
They will have a shape of godliness , but they will deny its power . Turn away from these people .
Hanana ny toetra toy ny an'Andriamanitra izy ireo , kanefa dia handà ny heriny . Mialà amin'ireny olona ireny .
2TI 3:6     Alignment score: 0.275 → 0.281
For some of them are men who enter into households and captivate foolish women
. These are women who are loaded up with sins and are led away by various desires .
Satria ny sasany tamin'ireo dia ireo lehilahy izay miditra ao an - tokantrano ary mambabo ireo vehivavy adala . Ireo no vehivavy izay tsy afaka amin ' ny fahotana sy voatarika amin'ireo filàna samihafa .
2TI 3:7     Alignment score: 0.194
These
women are always learning , but they are never able to come to the knowledge of the truth .
Ireo vehivavy ireo dia mianatra foana , kanefa tsy ho tonga amin ' ny fahafantarana ny fahamarinana mihitsy .
2TI 3:8     Alignment score: 0.367
In the same way that Jannes and Jambres stood against Moses , these
false teachers also stand against the truth . They are men corrupt in mind , and with regard to the faith they are rejected .
Tahaka izany ihany koa i Jana sy i Jambra nitsangana nanohitra an'i Mosesy . Tamin'izany dia nitsangana ihany koa ireo mpampianatra sandoka ireo hanohitra ny marina . Izy ireo dia lehilahy simba fisainana , tsy nankasitrahana tamin ' ny finoana .
2TI 3:9     Alignment score: 0.24 → 0.256
But they will not advance very far . For their foolishness will be obvious to all , just like that of those men .
Fa tsy handroso lavitra izy ireo . Satria ny hadalany
dia ho hita mazava amin ' ny olona rehetra , tahaka ny an'ireo lehilahy ireo .
2TI 3:10     Alignment score: 0.303 → 0.345
But as for you , you have followed my teaching , conduct , purpose , faith , longsuffering , love , patience ,
Fa raha ianareo kosa , dia efa nanaraka ny fampianarako , ny fitondrana , ny fikasana
, ny finoana , ny faharetam - po , ny fitiavana , ny faharetana ,
2TI 3:11     Alignment score: 0.506 → 0.532
persecutions
, sufferings , and what happened to me at Antioch , at Iconium , and at Lystra . I endured persecutions . Out of them all , the Lord rescued me .
ireo fanenjehana , ireo fijaliana , ary izay nitranga tamiko tany Antiokia , tany Ikonioma ary tany Lystra . Niharitra ireo fanenjehana aho . Avy amin'ireo rehetra ireo , dia namonjy ahy ny Tompo .
2TI 3:12     Alignment score: 0.434
All those
who want to live in a godly manner in Christ Jesus will be persecuted .
Izay rehetra te - hiaina araka ny fomban'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy dia ho enjehina .
2TI 3:14     Alignment score: 0.326
But as for you , remain in the things that you have learned and have firmly believed . You know
from whom you have learned .
Fa raha ianareo kosa , mitoera ao amin'ireo zavatra izay efa nianaranareo sy izay efa ninoanareo mafy hoe avy amin'iza no efa nianaranareo .
2TI 3:15     Alignment score: 0.327 → 0.364
You know that from childhood you have known the sacred writings . These are able to make you wise for salvation through faith in Christ Jesus .
Fantatrareo fa hatramin ' ny fahazazana dia efa nahalala ireo asa soratra
masina ianareo . Ireny dia hahavita hampahendry anareo ho amin ' ny famonjena amin ' ny alalan ' ny finoana an'i Jesosy Kristy .
2TI 3:17     Alignment score: 0.189
This is so that the man of God may be competent , equipped for every good work .
Izany dia mba hahatonga ny lehilahin'Andriamanitra hahay tsara , sy ho voaomana tanteraka amin ' ny asa tsara rehetra .
2TI 3     Average alignment score: 0.31 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2TI:1  2  3  4