Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2TI:1  2  3  4 


2TI 2:1     Alignment score: 0.486 → 0.487
You therefore , my child , be strengthened in the grace that is in Christ Jesus .
Noho izany ianao , ry zanako , mahereza ao amin ' ny fahasoavana izay ao amin'i Jesosy Kristy .


2TI 2:2     Alignment score: 0.294 → 0.294
The things you heard from me among many witnesses
, entrust them to faithful people who will be able to teach others also .
Ireo zavatra renonareo avy amiko teo anatrehan ' ny vavolombelona maro , dia hankino amin ' ny olona mahatoky izay afaka hampianatra ny sasany koa .
2TI 2:3     Alignment score: 0.499
Suffer hardship with me as a good soldier of Christ Jesus .
Mihareta zava - tsarotra miaraka amiko , toy ny miaramila tsaran'i Jesosy Kristy .
2TI 2:4     Alignment score: 0.196 → 0.206
No soldier serves while entangled in the affairs of this life , so that he may please his superior officer .
Tsy misy miaramila manompo raha mbola voafandrik'ireo rahaharan'izao fiainana izao , mba hafahany mampifaly ny lehibeny
.
2TI 2:5     Alignment score: 0.426
Also , if someone competes as an athlete , he is not crowned unless he competes by the rules .
Ary , raha misy olona mifaninana toy ny atleta , dia tsy mandray ny satro - boninahitra izy raha tsy mifaninana amin ' ny alalan'ireo fitsipika .
2TI 2:6     Alignment score: 0.313 → 0.357
It is necessary that the hard - working farmer receive his share of the crops first .
Ilaina ny fandraisan'ilay mpamboly izay miasa mafy ny anjara vokatra voalohany .
2TI 2:7     Alignment score: 0.318
Think about what I am saying , for the Lord will give you understanding in everything .
Saino ny moba izay lazaiko , fa ny Tompo no hanome anareo ny fahatakarana amin ' ny zavatra rehetra .
2TI 2:8     Alignment score: 0.531
Remember Jesus Christ , a descendant
of David , who was raised from the dead . This is according to my gospel message ,
Tsarovy Jesosy Kristy , avy amin ' ny taranak'i Davida , izay natsangana tamin'ireo maty . Izany dia araky ny hafatry ny filazantsarako ,
2TI 2:9     Alignment score: 0.194 → 0.195
for which I am suffering
to the point of being bound with chains as a criminal . But the word of God is not bound .
izay mampijaly ahy ny amin ' ny famatorana toy ny mpamono olona . Fa ny tenin'Andriamanitra dia tsy voafatotra .
2TI 2:10     Alignment score: 0.373
Therefore I endure all things for those who are chosen , so that they also may obtain the salvation that is in Christ Jesus , with eternal glory .
Noho izany hiaretako ny zavatra rehetra ho an'ireo voafidy , mba ho afaka handray ny fanavotana izay ao amin'i Kristy Jesosy ihany koa izy ireo , miaraka amin ' ny voninahitra mandrakizay .
2TI 2:11     Alignment score: 0.304 → 0.304
This is a trustworthy saying : " If we have died
with him , we will also live with him .
Ity teny ity dia mendri - pitokisana : " Raha maty niaraka taminy isika , dia ho velona hiaraka aminy ihany koa .
2TI 2:12     Alignment score: 0.387 → 0.387
If we endure , we will also reign with him . If we deny him , he also will deny us .
Raha miaritra isika , dia hanjaka hiaraka aminy ihany koa . Raha mandà Azy isika , dia handà antsika ihany koa Izy .
2TI 2:13     Alignment score: 0.348 → 0.349
If we are unfaithful , he remains faithful , for he can not deny himself . "
Raha tsy mahatoky isika , dia hahatoky foana Izy , satria tsy afaka mandà ny tenany Izy . "
2TI 2:14     Alignment score: 0.161 → 0.185
Keep reminding them of these
things . Command them before God not to quarrel about words ; it is of no value and only ruins those who listen .
Ampahatsiahivo azy ireo hatrany ireo zavatra ireo . Ampitandremo eo anatrehan'Andriamanitra izy ireo mba tsy hifamaly momba ireo teny . Noho io dia tsy misy zavatra ilaina . Noho io dia misy fahasimbana ho an'ireo izay mihaino .
2TI 2:15     Alignment score: 0.241 → 0.251
Do your best to present yourself to God as one approved , a laborer who has no reason to be ashamed , who accurately teaches the word of truth .
Omeo ny tsara avy aminao mba hanoloranao tena ho an'Andriamanitra tahaka ilay ankatoavina , mpiasa izay tsy manana antony hahamenarana , izay mampianatra ny tenin
' ny fahamarinana amin ' ny tokony ho izy .
2TI 2:16     Alignment score: 0.09 → 0.093
Avoid profane and empty talk , which leads to more and more godlessness .
Hialao ny teny
fanevatevana , izay mitondra tsikelikely any amin ' ny faharatsim - panahy .
2TI 2:17     Alignment score: 0.333
Their talk will spread like cancer . Among them are Hymenaeus and Philetus ,
Ny resak'izy ireo dia hiely toy ny fery mandoaka . Eo anivon'ireo Hymeneo sy Fileto .
2TI 2:18     Alignment score: 0.284 → 0.283
who have gone astray
from the truth . They say that the resurrection has already happened , and they destroy the faith of some .
Izy ireo no lehilahy tsy mba nahalala ny marina . Miteny izy ireo fa ny fitsanganana amin ' ny maty dia efa nitranga . Simbain'izy ireo ny finoan ' ny sasany .
2TI 2:19     Alignment score: 0.347 → 0.349
However , the firm foundation of God stands . It has this inscription : " The Lord knows those
who are his " and " Everyone who names the name of the Lord must depart from unrighteousness . "
Na dia izany aza , ny fototra mafy orin'Andriamanitra dia mijoro . Manana ity soratra ity : " Ny Tompo dia mahafantatra ireo izay azy " ary " Izay rehetra manonona ny anaran ' ny Tompo dia tsy maintsy miala amin ' ny tsy fahamarinana . "
2TI 2:20     Alignment score: 0.355 → 0.377
In a wealthy
home there are not only containers of gold and silver . There are also containers of wood and clay . Some of these are for honorable use , and some for dishonorable .
Ao amin ' ny tranon ' ny mpanan - karena , dia tsy ireo fitoeran ' ny volamena sy volafotsy ihany no ao . Misy ihany koa ireo fitoeran ' ny hazo sy tanimanga . Ny sasany amin'izy ireo dia ho ampiasaina amim - boninahitra , ary ny sasany ho amin ' ny fanalam - baraka .
2TI 2:21     Alignment score: 0.23 → 0.24
If someone cleans himself from dishonorable use , he is an honorable container . He is set apart , useful to the Master , and prepared for every good work .
Raha misy olona manadio ny tenany ho afaka amin ' ny fahafaham - baraka , dia fitoerana manan - kaja izy . Izy dia voatokana , ilain
' ny Tompony , ary voaomana amin ' ny asa tsara rehetra .
2TI 2:22     Alignment score: 0.407 → 0.425
Flee youthful lusts . Pursue righteousness , faith , love , and peace with those who call on the Lord out of a clean heart .
Mandosira an'ireo filàn ' ny tanora . Mikatsaha fahamarinana , finoana , fitiavana , ary fihavanana miaraka amin'ireo izay miantso ny Tompo amin ' ny fo madio .
2TI 2:23     Alignment score: 0.219 → 0.221
But refuse foolish and ignorant questions
. You know that they give birth to quarrels .
Saingy mandàva ireo fanontaniana adala sy tsy misy fotony . Fantatrareo fa miteraka ady ireo .
2TI 2:24     Alignment score: 0.331 → 0.331
The Lord 's servant must not quarrel . Instead he must be gentle toward all , able to teach , and patient ,
Ny mpanompon
' ny Tompo dia tsy tokony mifanditra . Fa kosa tsy maintsy malemy fanahy amin ' ny rehetra izy , mahay mampianatra , ary maharitra .
2TI 2:25     Alignment score: 0.375
correcting his opponents
with gentleness . Perhaps God may give them repentance for the knowledge of the truth .
Tsy maintsy ao amin ' ny fahalemem - panahy no ampianarany ireo izay manohitra azy . Fa angamba Andriamanitra mety hanome azy ireo fibebahana ho an ' ny fahalalana ny marina .
2TI 2:26     Alignment score: 0.281 → 0.281
They may become
sober again and leave the devil 's trap , after they have been captured by him for his will .
Mety hody indray ny fisainan'izy ireo ary handao ny fandriky ny devoly , rehefa avy nosamboriny tamin ' ny sitrapony .
2TI 2     Average alignment score: 0.325 for 26 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2TI:1  2  3  4