Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of COL:1  2  3  4 


COL 3:1     Alignment score: 0.342 → 0.382
If then God has raised you with Christ , seek the things above , where Christ is sitting at the right hand of God .
Koa raha Andriamanitra no nanangana anareo niaraka tamin'i Kristy , katsaho ireo zavatra any ambony , izay ipetrahan'i Kristy eo an - tanan
- kavanan'Andriamanitra .


COL 3:2     Alignment score: 0.266
Think about the things above , not about the things on earth .
Saino ireo zavatra any ambony , fa tsy ireo zavatra eto an - tany .
COL 3:3     Alignment score: 0.455
For you have died
, and your life is hidden with Christ in God .
Fa efa maty ianareo , ary ny fiainanareo dia miafina miaraka amin'i Kristy ao amin'Andriamanitra .
COL 3:4     Alignment score: 0.389
When Christ appears , who is your life
, then you will also appear with him in glory .
Rehefa miseho i Kristy , izay fiainanareo , dia ianareo koa hiara - hiseho aminy ao amim - boninahitra .
COL 3:5     Alignment score: 0.213 → 0.214
Put to death , then , the members that are on earth sexual immorality , uncleanness , passion , evil desire , and greed , which is idolatry .
Vonoy , avy eo , ireo mpikambana izay eto an - tany - ny filan - dratsy , fahalotoana , firehetan
' ny filana , faniriana ratsy , ary fahatendana , izay fanompoan - tsampy .
COL 3:6     Alignment score: 0.223 → 0.298
It is for these things that the wrath of God is coming on the sons of disobedience .
Noho ireny zavatra ireny no hahatongavan ' ny fahatezeran'Andriamanitra amin'ireo zanaky
ny tsy fankatoavana .
COL 3:7     Alignment score: 0.288 → 0.35
It is in these things that you also once walked when you lived in them .
Tao amin'ireny zavatra izay nandehananareo ireny taloha ihany koa rehefa mbola niaina tao amin'ireny ianareo .
COL 3:8     Alignment score: 0.232 → 0.242
But now you must get rid of all these things wrath , anger , evil intentions , slander , and obscene speech from your mouth .
Fa ankehitriny ianareo dia tsy maintsy manary ireny zavatra rehetra ireny - fahatezerana , fahavinirana , ireo fikasan
- dratsy , ireo fanevatevana , ary teny fahavetavetana avy amin ' ny vavanareo .
COL 3:9     Alignment score: 0.103 → 0.106
Do not lie to one another , since you have taken off the old man with its practices ,
Aza mifandainga , fa efa narianareo ny toetra taloha miaraka amin'ireo fampiharana izany ,
COL 3:10     Alignment score: 0.238 → 0.281
and you have put on the new man that is being made new in knowledge according to the image of the one who created it ,
ary notafinareo ny toetra vaovao izay nohavaozina ao amin ' ny fahalalana araka ny endrik'izay namorona izany .
COL 3:11     Alignment score: 0.409 → 0.412
where there is no Greek or Jew , circumcision or uncircumcision , barbarian , Scythian , slave , freeman , but Christ is all , and is in all .
Ao amin'izany dia tsy misy Grika sy Jiosy , voafora sy tsy voafora , barbariana , Skytiana , andevo , olon'afaka , fa i Kristy no rehetra , ary ao amin ' ny rehetra .
COL 3:12     Alignment score: 0.387 → 0.388
Therefore , as God 's chosen ones , holy and beloved , put on a heart of mercy , kindness , humility , gentleness , and patience .
Koa , mitafia , araka ny maha
- olom - boafidin'Andriamanitra , masina ary malala , famindram - po , hatsaram - panahy , fanetren - tena , fahalemem - panahy , ary faharetana .
COL 3:13     Alignment score: 0.231 → 0.238
Bear with one another . Be gracious to each other . If someone has a complaint
against someone else , forgive in the same way that the Lord has forgiven you .
Mifampitondrà tsara . Mifamelà . Raha misy olona iray manana fitarainana momba ny olona hafa , mamelà toy izay namelan ' ny Tompo anareo .
COL 3:14     Alignment score: 0.272 → 0.277
Above all these things , have love , which is the bond of perfection .
Ambonin'ireny zavatra rehetra reny
, manàna fitiavana , izay mamatotra antsika amin ' ny fahatanterahana .
COL 3:15     Alignment score: 0.4
Let the peace of Christ rule in your hearts . It was for this peace that you were called in one body . And be thankful .
Aoka ny fiadanan'i
Kristy hanapaka ao amin ' ny fonareo . Fa ho an'izany fiadanana izany no niantsoana anareo ho vatana iray . Ary misaora .
COL 3:16     Alignment score: 0.354 → 0.363
Let the word of Christ live in you richly , teaching and instructing one another with all wisdom , singing psalms and hymns and spiritual songs with thankfulness in your hearts to God .
Aoka ny tenin'i Kristy hitoetra betsaka ao aminareo . Amin ' ny fahendrena rehetra mifampianara ary mifananara amin'ireo salamo sy fihirana ary hira ara - panahy . Mihirà amin ' ny fisaorana ao am - ponareo ho an'Andriamanitra .
COL 3:17     Alignment score: 0.411 → 0.413
Whatever you do , in word or in deed , do all in the name of the Lord Jesus . Give thanks to God the Father through him .
Na inona na inona ataonareo , na amin ' ny teny na amin ' ny asa , ataovy amin ' ny anaran
' ny Tompo Jesosy ny rehetra . Manomeza fisaorana ho an'Andriamanitra ilay Ray amin ' ny alalany .
COL 3:18     Alignment score: 0.37
Wives , submit to your husbands , as it is appropriate in the Lord .
Ry vehivavy , maneke ny vadinareo , fa izany no mety ao amin ' ny Tompo .
COL 3:19     Alignment score: 0.295
Husbands , love your wives , and do not be bitter against them .
Ry lehilahy , tiavo ny vadinareo , ary aza masiaka amin'izy ireo .
COL 3:20     Alignment score: 0.426
Children , obey your parents in all things , for this is pleasing in the Lord .
Ry zanaka
, mankatoava ny ray aman - dreninareo amin ' ny zavatra rehetra , fa izany no ankasitrana ao amin ' ny Tompo .
COL 3:21     Alignment score: 0.316
Fathers , do not provoke your children , so that they will not be discouraged .
Ry ray , aza manao izay mampalahelo ireo zanakareo , mba tsy ho kivy izy ireo .
COL 3:22     Alignment score: 0.323 → 0.323
Slaves , obey your masters according to the flesh in all things , not with eye - service , as people - pleasers , but with a sincere heart . Fear the Lord .
Ry andevo , mankatoava ny tomponareo araka ny nofo amin'ireo zavatra rehetra , tsy amin ' ny asa eo imaso toy ny olona mpila sitraka , fa amin ' ny fo tsotra . Matahora ny Tompo .
COL 3:23     Alignment score: 0.365
Whatever you do , work from the soul as to the Lord and not as to people .
Na inona na inona ataonareo , miasà avy amin ' ny fanahinareo toy ny ho an ' ny Tompo fa tsy ho an ' ny olona .
COL 3:24     Alignment score: 0.506
You know that you will receive from the Lord the reward of the inheritance . It is the Lord Christ whom you serve .
Fantatrareo fa ianareo dia handray ny valisoan
' ny lova avy amin ' ny Tompo . Izy no Tompo Kristy izay tompoinareo .
COL 3:25     Alignment score: 0.25
For anyone who does unrighteousness will receive the penalty for the unrighteousness that he did , and there is no partiality .
Fa izay manao ny tsy fahamarinana dia handray ny sazy ho an ' ny tsy fahamarinana izay nataony , ary tsy misy fizahan - tava .
COL 3     Average alignment score: 0.333 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of COL:1  2  3  4