Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of COL:1  2  3  4 


COL 2:1     Alignment score: 0.327
For I want you to know how great a struggle I have had for you , for those at Laodicea , and for as many as have not seen my face in the flesh .
Fa tiako ho fantatrareo ny halehiben ' ny tolona nataoko ho anareo , ho an'ireo any Laodikia
, sy ho an'ireo maro mbola tsy nahita ny tavako tamin ' ny nofo .


COL 2:2     Alignment score: 0.282 → 0.29
I work so that their hearts may be encouraged by being brought together in love and into all the riches of full
assurance of understanding , into the knowledge of the mystery of God , that is , Christ .
Miasa aho mba hampahery ny fon'izy ireo amin ' ny fampiraisana azy ireo miaraka ao amin ' ny fitiavana sy ny harena rehetra amin ' ny fahalalana azo antoka , ho amin ' ny fahalalana ny fahamarinana miafin'Andriamanitra , izany hoe , i Kristy .
COL 2:3     Alignment score: 0.437
In him all the treasures of wisdom and knowledge are hidden .
Ao aminy ny haren
' ny fahendrena sy izay fahalalana rehetra no miafina .
COL 2:4     Alignment score: 0.115 → 0.126
I say this so that no one may trick you with persuasive speech .
Milaza izany aho mba tsy hisy hitarika anareo amin ' ny lahateny mandresy lahatra .
COL 2:5     Alignment score: 0.332
Although I am not with you in the flesh , yet I am with you in spirit . I rejoice to see your good order and the strength of your faith in Christ .
Na dia tsy miaraka aminareo ao amin ' ny nofo aza aho , dia miaraka aminareo ao amin ' ny fanahy . Faly aho mahita ny filaminanareo tsara sy ny tanjakin ' ny finoanareo an'i Kristy .
COL 2:6     Alignment score: 0.405
As you received Christ Jesus the Lord , walk in him .
Raha nandray an'i Kristy Tompo ianareo , dia mandehana ao aminy .
COL 2:7     Alignment score: 0.198
Be rooted in him , be built on him , be established in faith just as you were taught , and abound in thanksgiving .
Mifotora mafy aminy , miorena ao aminy , miorena amin ' ny finoana izay efa nampianarina anareo , ary mazotoa manome fisaorana .
COL 2:8     Alignment score: 0.294 → 0.352
See that no one captures you through philosophy and empty deceit , according to the tradition
of men , conforming to the elemental spirits of the world , and not conforming to Christ .
Mitandrema mba tsy hamela olona hisambotra anareo amin ' ny alalan ' ny filozofia na ny fitaka foana araky ny fanaon ' ny olona , izay manaraka ny endrik'izao tontolo izao , fa tsy araka an'i kristy .
COL 2:9     Alignment score: 0.144
For in him all the fullness of God lives in bodily form .
Fa ao Aminy no mitoetra ny fahatsaran ' ny tenan'Andriamanitra rehetra .
COL 2:10     Alignment score: 0.191 → 0.215
You have been filled in him , who is the head over every ruler and authority .
Feno ianareo ao Aminy . Izy no lohan
' ny hery sy ny fahefana rehetra .
COL 2:11     Alignment score: 0.385
In him you were also circumcised with a circumcision not done by humans in the removal of the body of flesh , but in the circumcision of Christ .
Tao Aminy ihany koa ianareo no noforaina tamin ' ny famorana izay tsy nataon
' ny olombelona amin ' ny fanesorana ny nofo amin ' ny vatana , fa tamin ' ny famoran'i Kristy .
COL 2:12     Alignment score: 0.316 → 0.338
You were buried with him in baptism , and in him you were raised up through faith in the power of God , who raised him from the dead .
Niara - nalevina taminy tamin ' ny batisa ianareo , ary tao Aminy no nananganana anareo tamin ' ny alalan ' ny finoana maherin'Andiamanitra , izay nanangana azy tamin'ireo izay maty .
COL 2:13     Alignment score: 0.232 → 0.253
When you were dead in your trespasses and in the uncircumcision of your flesh , he made you alive
together with him and forgave us all of our trespasses .
Fony ianareo maty tamin'ireo fahotana sy ny tsy fahavitan ' ny nofonareo famorana , izy no namelona anareo niaraka taminy sy namela antsika tamin'ireo fahotantsika rehetra .
COL 2:14     Alignment score: 0.069 → 0.122
He blotted out the written record of debts that was hostile to us with its regulations . He took it away by nailing it to the cross .
Nofafany
ny rakitsoratrin ' ny trosam - panafahana sy ireo fitsipika nifanohitra tamintsika . Nalany izany rehetra izany ary nofantsihiny teo amin ' ny hazo fijaliana .
COL 2:15     Alignment score: 0.114 → 0.119
He disarmed the rulers and authorities and made a public spectacle of them , triumphing over them by the cross .
Nalany ireo hery sy ireo fahefana , ary Izy dia nanao fampisehoana ampahibemaso an'izy ireo , nandresy mihoatra an'izy ireo tamin ' ny hazo fijaliana .
COL 2:16     Alignment score: 0.377
So then , let no one judge you in eating or in drinking , or about a festival or a new moon , or about Sabbath days .
Koa , aza avela hisy hitsara anareo na amin ' ny fihinana na amin ' ny fisotroana , na amin ' ny andro fety na amin ' ny volana vaovao , na amin ' ny andro Sabata .
COL 2:17     Alignment score: 0.368
These
are a shadow of the things to come , but the substance is Christ .
Izany no alok'ireo zavatra ho avy , fa ny tena izy dia i Kristy .
COL 2:18     Alignment score: 0.257 → 0.277
Let no one who wants humility and the worship of angels judge you out of your prize . Such a person enters into the things he has seen and becomes puffed up for no reason by his fleshly thinking .
Aza avela hisy na iza na iza izay mila ny fanetren - tena sy ny fideran
' ny anjely hitsara anareo ka tsy hahazoanareo ny lokanareo . Ny olona toy izany dia miditra amin ' ny zavatra hitany ary manjary mieboebo amin ' ny fisainan ' ny nofony .
COL 2:19     Alignment score: 0.201 → 0.213
He does not hold on to the head . It is from the head that the whole body throughout its joints and ligaments is supplied and held
together ; it grows with the growth given by God .
Tsy mihazona ny lohany izy . Izany dia avy amin ' ny loha izay nomen'Andriamanitra ny vatana manontolo manerana ireo vanin - taolany sy ny hozany izay manome ka mihazona izany rehetra izany mitambatra ; izany dia mitombo miaraka amin ' ny fampitomboana nomen'Andriamanitra .
COL 2:20     Alignment score: 0.494
If you died
together with Christ to the elemental spirits of the world , why do you live as obligated to the world :
Raha maty niaraka tamin'i Kristy ianareo tamin'ireo endrik'izao tontolo izao , nahoana ary ianareo no miaina toy ny voatery amin ' ny tany :
COL 2:21     Alignment score: 0.229
" Do not handle , nor taste , nor touch " ?
" Aza mihodina , aza manandrana , ary aza mikasika " ?
COL 2:22     Alignment score: 0.18
All these things will perish with use , according to the commandments
and teachings of men .
Izany zavatra rehetra izany dia ho an ' ny fahalovana , araka ny torolalana sy ny fampianaran'olombelona .
COL 2:23     Alignment score: 0.192 → 0.197
These rules have the appearance of wisdom , with their self - made religion and humility and severe treatment of the body . But they have no value against the indulgence of the flesh .
Ireny fitsipika ireny dia manana fahendren
' ny fomba fivavahana , ny fanetren - tena izay nataon ' ny tenany manokana ary ny fampahoriana ny vatana . Fa izy ireo dia tsy manan - danja amin ' ny fanoherana ny fandeferana ny filan ' ny nofo .
COL 2     Average alignment score: 0.28 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of COL:1  2  3  4