Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of COL:1  2  3  4 


COL 4:1     Alignment score: 0.216 → 0.234
Masters , give to slaves what is right and fair , knowing you also have a Master in heaven .
Ry tompo , omeo ireo andevo izay marina sy rariny . Fantatrareo fa ianareo ihany koa manana tompo iray any an - danitra .


COL 4:2     Alignment score: 0.093
Continue steadfastly in prayer , staying alert in it in thanksgiving ,
Mahareta mandrakariva amin ' ny fivavahana . Miambena
amin'izany amin ' ny fanomezana fisaorana .
COL 4:3     Alignment score: 0.221 → 0.237
praying together for us also , that God would open a door to us for the word , to speak the mystery of Christ , for which also I have been in chains .
Miaraha mivavaka ho anay ihany koa , mba hanokafan'Andriamanitra varavarana ho an ' ny teny , mba hilazana ny fahamarinana miafin'i
Kristy . Nohon ' ny amin'izany , dia voafatotra aho .
COL 4:4     Alignment score: 0.324
Pray that I may make it clear , as I ought to speak .
Mivavaha mba ahafahako manazava izany , raha tokony hiteny aho .
COL 4:6     Alignment score: 0.276 → 0.298
Let your words always be with grace . Let them be seasoned with salt , so that you may know how you should answer each person .
Aoka ireo ho vonton - tsira , mba hahafahanareo mahalala ny fomba tokony hamalianareo ny olona tsirairay .
COL 4:7     Alignment score: 0.354
As for all the things concerning me , Tychicus will make them known to you . He is a beloved brother , faithful servant , and fellow slave in the Lord .
Raha ireo zavatra momba ahy , dia i Tykyko
no hampahafantatra ireny aminareo . Izy dia rahalahy malala , mpanompo mahatoky , ary mpiara - manompo ao amin ' ny Tompo .
COL 4:8     Alignment score: 0.232
I have sent him to you for this , that you might know the matters about us , and so that he may encourage your hearts .
Nalefako any aminareo izy noho izao , mba ahafahanareo mahafantatra ny zavatra momba anay , ary mba ahafahany mampahery ny fonareo .
COL 4:9     Alignment score: 0.337
I have sent him together with Onesimus , the faithful and beloved brother , who is one of you . They will make known to you everything that has happened here .
Nalefako izy niaraka tamin'i Onesimosy , ilay rahalahy mahatoky sady malala , izay iray aminareo . Izy ireo no hilaza aminareo ny zava - drehetra izay efa nitranga taty .
COL 4:10     Alignment score: 0.405 → 0.406
Aristarchus , my fellow prisoner , greets you , as well as Mark , the cousin of Barnabas ( about whom you received orders ; if he comes to you , receive him ) ,
Aristarko , ilay miara - migadra amiko , dia miarahaba anareo , tahaka izany koa i Marka
, havan'i Barnabasy ( izay nahazoanareo baiko ; raha mankany aminareo izy , dia raiso ) ,
COL 4:11     Alignment score: 0.443 → 0.443
and also Jesus who is called Justus . These
alone of the circumcision are my fellow workers for the kingdom of God . They have been a comfort to me .
ary Jesosy ihany koa izay antsoina hoe Josto . Ireo avy amin ' ny voafora ireo ihany no mpiara - miasa amiko ho an ' ny fanjakan'Andriamanitra . Fampiononana ho ahy izy ireo .
COL 4:12     Alignment score: 0.31 → 0.315
Epaphras greets you . He is one of you and a slave of Christ Jesus . He always strives for you in prayer , so that you may stand complete and fully
assured in all the will of God .
Epafra dia miarahaba anareo . Iray aminareo izy ary mpanompon'i Kristy Jesosy . Mitolona am - bavaka ho anareo foana izy , mba hahatanteraka anareo ary hahazo antoka tanteraka ao amin ' ny sitrapon'Andriamanitra rehetra .
COL 4:13     Alignment score: 0.376
For I can testify that he works hard for you , for those in Laodicea , and for those in Hierapolis .
Fa mijoro vavolombelona ho azy aho , fa miasa mafy ho anareo izy , sy ho an'ireo any Laodika
, ary ho an'ireo izay any Hierapolia .
COL 4:14     Alignment score: 0.601
Luke the beloved physician and Demas greet you .
Lioka ilay mpitsabo malala sy Demasy dia miarahaba anareo .
COL 4:15     Alignment score: 0.596
Greet the brothers in Laodicea , and Nympha , and the church that is in her house .
Arahabao ireo rahalahy any Laodika
, sy Nymfa , ary ny fiangonana izay ao an - tranony .
COL 4:16     Alignment score: 0.325 → 0.359
When this letter has been read among you , have it read also in the church of the Laodiceans , and see that you also read the letter from Laodicea .
Rehefa voavaky eo anivonareo ity taratasy ity , dia ataovy vakiana ao amin ' ny fiangonan
' ny Laodikiana ihany koa , ary ataovy voavakinareo ihany koa ny taratasy avy any Laodika .
COL 4:17     Alignment score: 0.328 → 0.352
Say to Archippus , " Look to the ministry that you have received in the Lord , that you should fulfill it . "
Lazao i Arikipo
hoe : " Tandremo ny asa fanompoana izay noraisinao tao amin ' ny Tompo , fa tokony ho tanterahinareo izany . "
COL 4:18     Alignment score: 0.323 → 0.34
This greeting
is with my own hand Paul . Remember my chains . May grace be with you .
Ity fanaovam - beloma ity dia ataon ' ny tanako manokana - Paoly . Tsarovy ny fifatorako . Ho aminareo anie ny fahasoavana .
COL 4     Average alignment score: 0.342 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of COL:1  2  3  4