Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOL:1  2  3  4 


JOL 4:1     Alignment score: 0.467
Behold , in those
days and at that time , when I reverse the captivity of Judah and Jerusalem ,
Indro , amin'izany andro izany sy amin'izany fotoana izany , rehefa hampody ny sesitanin'i Joda sy Jerosalema Aho ,


JOL 4:2     Alignment score: 0.427 → 0.439
I will gather all the nations , and bring them down to the Valley of Jehoshaphat . I will judge them there , because of my people and my inheritance Israel , whom they scattered among the nations , and because they divided up my land .
dia hanangona ny firenena rehetra Aho , ary hitondra azy ireo hidina eo amin ' ny Lohasan'i Josafata . Hitsara azy ireo eny Aho , noho ny amin ' ny Israely oloko sy lovako , izay niparitahan'izy ireo teo amin'ireo firenena , ary noho ny nizaran'izy ireo ny taniko .
JOL 4:3     Alignment score: 0.325 → 0.352
They cast lots for my people , traded a boy for a prostitute , and sold a girl for wine so they could drink
.
Nanao filokana ho an ' ny oloko izy ireo , ary nivarotra ny zazalahy ho an ' ny mpivaro - tena , ary nivarotra ny zazavavy ho an ' ny divay mba ho sotroin'izy ireo .
JOL 4:4     Alignment score: 0.412
Now , why are you angry at me , Tyre , Sidon and all the regions of Philistia ? Will you repay me ? Even if you do repay me , I will immediately return your repayment on your own head .
Ankehitriny , nahoana no tezitra Amiko ianareo , ry Tyro , Sidona ary ny faritr'i
Filistia rehetra ? Hamaly faty Ahy ve ianareo ? Na dia hamaly faty Ahy aza ianareo , dia ho averiko eo amin ' ny lohanareo avy hatrany ny sazinareo .
JOL 4:5     Alignment score: 0.299 → 0.427
For you took my silver and my gold , and you brought my precious treasures
into your temples .
Fa naka ny volafotsiko sy ny volamenako ianareo , ary hitondra ny harena sarobidy ao amin ' ny tempolinareo Aho .
JOL 4:6     Alignment score: 0.416
You sold the people of Judah and Jerusalem to the Greeks , in order to send
them far away from their territory .
Nivarotra ny olon'i Joda sy Jerosalema amin'ireo Grika ianareo , mba hanesorana azy ireo lavitry ny faritaniny .
JOL 4:7     Alignment score: 0.144 → 0.18
Look , I am about to stir them up , out of the place where you sold them , and will return payment on your own head .
Indro , hampiala azy ireo amin ' ny toerana izay nivarotanareo azy ireo Aho , ary hanonitra eo amin ' ny lohanareo .
JOL 4:8     Alignment score: 0.459
I will sell your sons and your daughters
, by the hand of the people of Judah . They will sell them to the Sabeans , to a nation far off , for Yahweh has spoken . "
Hivarotra ny zanakareo lahy sy zanakareo vavy , eo an - tanan ' ny olon'i Joda Aho . Hivarotra azy ireo ho amin'i Sabeana izy ireo , any amin ' ny firenena lavitra . Fa Yaveh no efa niteny .
JOL 4:9     Alignment score: 0.299 → 0.315
Proclaim this among the nations : " Prepare yourselves for war ; rouse
the mighty men ; let them come near ; let all the men of battle come up .
Ambarao eo amin'ireo firenena izao hoe : ' Omano amin ' ny ady ny tenanareo , fohazo ireo lehilahy mahery , aoka hanatona izy ireo , aoka ny lehilahin'ady rehetra hiakatra .
JOL 4:10     Alignment score: 0.247 → 0.297
Beat your plowshares into swords and your pruning knives into spears . Let the weak say , ' I am mighty . '
Tefeo ho sabatra ny fangadinareo ary ho lefona ny antsy fandrasanareo . Aoka ny osa hiteny hoe : " Mahery aho . "
JOL 4:11     Alignment score: 0.332 → 0.332
Hurry and come , all you nearby nations ; gather yourselves together there . Yahweh , bring down your mighty warriors .
Faingana ary tongava , ianareo firenena rehetra eny manodidina eny , vorio miaraka eny ny tenanareo . Ry Yaveh , ampidino ireo lehilahy mpiady maherinao . '
JOL 4:12     Alignment score: 0.503 → 0.5
Let the nations wake themselves up and come
up to the Valley of Jehoshaphat . For there will I sit to judge all the surrounding nations .
Aoka hifoha ireo firenena ary hiakatra ho ao amin ' ny Lohasahan'i Josafata . Fa ao no hitoerako hitsara ny firenena rehetra manodidina .
JOL 4:13     Alignment score: 0.294 → 0.301
Put in the sickle , for the harvest is ripe . Come
, crush the grapes , for the winepress is full . The vats overflow , for their wickedness is great . "
Apetraho ny antsy fijinjana , fa ny vokatra dia matoy . Miavia , potsipotsero ny voaloboka , fa feno ny famiazana . Mihoatra ny vata fitatazana , fa ny faharatsian'izy ireo dia goavana . "
JOL 4:14     Alignment score: 0.388
There is a tumult , a tumult in the Valley of Judgment . For the day of Yahweh is near in the Valley of Judgment .
Misy tabataba , dia tabataba ao amin ' ny Lohasahan
' ny Fitsarana . Fa antomotra ny andron'i Yaveh ao amin ' ny Lohasahan ' ny Fitsarana .
JOL 4:15     Alignment score: 0.421 → 0.423
The sun and the moon become
dark , the stars keep back their brightness .
Ny masoandro sy volana ho lasa maizina , ary ireo kintana hihazona ny famirapiratany .
JOL 4:16     Alignment score: 0.492
Yahweh will roar from Zion , and raise his voice from Jerusalem . The heavens and earth will shake , but Yahweh will be a shelter for his people , and a fortress for the people of Israel .
Hierona avy any Ziona Yaveh , ary hanandratra ny feony ao Jerosalema . Hiozongozona ny tany sy ny lanitra , nefa Yaveh dia ho fialofan
' ny olony , ary fiarovana mafy ho an ' ny olon'Israely .
JOL 4:17     Alignment score: 0.462
" So you will know that I am Yahweh your God who lives in Zion , my holy mountain . Then Jerusalem will be holy , and foreigners
will not pass through her again .
" Dia ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh Andriamanitrareo izay monina ao Ziona , tendrombohitro masina . Koa dia ho masina Jerosalema , ary tsy misy tafika hanao diabe eo aminy indray .
JOL 4:18     Alignment score: 0.527 → 0.541
It will come
about on that day that the mountains will drip with sweet wine , the hills will flow with milk , all the brooks of Judah will flow with water , and a fountain will come from the house of Yahweh and water the Valley of Shittim .
Ho tonga izany amin ' ny andro izay hipoiran ' ny divay mamy amin ' ny tendrombohitra , ny havoana dia hikoriana ronono , ny lohasahan - driakan'i Joda rehetra dia hikoriana rano , ary loharano dia ho tonga avy amin ' ny tranon'i Yaveh ary ny rano avy amin ' ny Lohasahan'i Sitima .
JOL 4:19     Alignment score: 0.461 → 0.46
Egypt will become an abandoned devastation , and Edom will become
an abandoned wilderness , because of the violence done to the people of Judah , because they shed innocent blood in their land .
Ho tonga faharavana nilaozana i Egypta ary Edoma ho lasa efitra foana , noho ny herisetra natao tamin ' ny olon'i Joda , satria nandatsaka ràn'olona tsy manan - tsiny tao amin ' ny taniny izy ireo .
JOL 4:20     Alignment score: 0.47
But Judah will be inhabited forever , and Jerusalem will be inhabited from generation to generation .
Fa i Joda dia honenana mandrakizay , ary Jerosalema honenan
' ny taranaka fara - mandimby .
JOL 4:21     Alignment score: 0.418 → 0.418
I will avenge their blood that I have not yet avenged , for Yahweh lives in Zion . "
Hamaly faty ny ràn'izay
tsy mbola novaliako ho faty Aho , " Fa Yaveh monina ao Ziona .
JOL 4     Average alignment score: 0.415 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOL:1  2  3  4