Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOL:1  2  3  4 


JOL 3:1     Alignment score: 0.361
It will come
about afterward that I will pour out my Spirit on all flesh , and your sons and your daughters will prophesy . Your old men will dream dreams ; your young men will see visions .
Ao aorian'izany dia handatsaka ny Fanahiko amin ' ny nofo rehetra Aho , ary ny zanakareo lahy sy zanakareo vavy dia haminany . Ny anti - dahinareo dia hanonofy , ny zatovonareo dia hahita fahitana .


JOL 3:2     Alignment score: 0.125 → 0.221
Also on servants and female servants , in those days I will pour out my Spirit .
Amin'ireo andro ireo , dia handrotsaka ny Fanahiko eo amin'ireo mpanompolahy sy mpanompovavy ihany koa Aho .
JOL 3:3     Alignment score: 0.47
I will show wonders in the heavens and on the earth , blood , fire , and pillars of smoke .
Hampiseho fahagagana eny amin ' ny lanitra sy eo amin ' ny tany Aho , dia , sy afo , ary setroka miredareda .
JOL 3:4     Alignment score: 0.446 → 0.471
The sun will turn into darkness and the moon into blood , before the great and terrible day of Yahweh comes .
Ny masoandro hivadika haizina
ary ny volana ho , alohan ' ny ahatongavan ' ny andron'i Yaveh izay lehibe sy mampihorohoro .
JOL 3:5     Alignment score: 0.457 → 0.467
It will be that everyone who calls on the name of Yahweh will be saved . For on Mount Zion and in Jerusalem there will be an escaped remnant , as Yahweh has said , and among the survivors , those
whom Yahweh calls .
Izay rehetra miantso ny anaran'i Yaveh dia ho voavonjy . Fa eny amin ' ny tendrombohitr'i Ziona sy any Jerosalema no hisy ireo izay tafandositra , araka izay voalazan'i Yaveh , ary eo amin'ireo sisa velona , ireo izay nantsoin'i Yaveh .
JOL 3     Average alignment score: 0.414 for 5 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOL:1  2  3  4