Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOL:1  2  3  4 


JOL 2:1     Alignment score: 0.461
Blow the ram 's horn in Zion , and sound an alarm on my holy mountain ! Let all the inhabitants of the land tremble in fear , for the day of Yahweh is coming ; indeed , it is near .
Tsofy ny anjomara ao Ziona , ary ampanenoy ny fanairana any an - tendrombohitro
masina ! Aoka ny mponin ' ny tany rehetra hangovitra amin ' ny tahotra , fa ho tonga ny andron'i Yaveh ; akaiky tokoa izany .


JOL 2:2     Alignment score: 0.333 → 0.34
It is a day of darkness and gloom , a day of clouds and thick darkness . Like the dawn that spreads on the mountains
, a large and mighty army is approaching . There has never been an army like it , and there never will be again , even after many generations .
Andron ' ny fahamaizinana sy aizim - pito izany , andron ' ny rahona sy aizim - pito . Tahaka ny mangiran - dratsy izay miely eny amin'ireo tendrombohitra , manatona ny tafika lehibe sy matanjaka . Tsy mbola nisy tafika tahaka ity hatrizay , ary tsy hisy tahaka azy intsony , na aorian ' ny taranaka fara mandimby maro aza .
JOL 2:3     Alignment score: 0.368
A fire is consuming everything in front of it , and behind it a flame is burning . The land is like the garden of Eden in front of it , but behind it there is a ruined wilderness . Indeed , nothing will escape from it .
Ny afo dia mandevona ny zavatra rehetra manoloana azy , ary ao ambadik'izany ny lelan'afo dia mirehitra . Ny tany dia tahaka ny saha Edena eo anoloan'izany , nefa ao ambadik'izany dia misy efitra foana . Tsy hisy na inona na inona handositra amin'izany tokoa .
JOL 2:4     Alignment score: 0.467
The army 's appearance is like horses , and they run like horsemen .
Niendrika toy ny soavaly ireo tafika , ary mihazakazaka toy ny mpitaingin - tsoavaly izy ireo .
JOL 2:5     Alignment score: 0.333
They jump with a noise like that of chariots on the tops of the mountains
, like the sound of fiery flames that devour the stubble , like a mighty army ready for battle .
Mitsambikina miaraka amin ' ny feo toy ny an'ireo sarety eny an - tampon ' ny tendrombohitra izy ireo , tahaka ny feon ' ny lelan'afo mirehitra izay mandevona ny mololo , tahaka ny tafika matanjaka vonona ho amin ' ny ady izy ireo .
JOL 2:6     Alignment score: 0.273 → 0.298
At their presence people are in anguish and all their faces become
pale .
Ao anaty fangirifiriana ny olona ary lasa fotsy hatsatra ny tavan'izy ireo rehetra rehefa eo anatrehan'izy ireo .
JOL 2:7     Alignment score: 0.271 → 0.272
They run like mighty warriors ; they climb the walls like soldiers ; they march , every one in step , and do not break their ranks .
Mihazakazaka tahaka ny mpiady matanjaka izy ireo ; mihanika ireo manda toy ireo miaramila mpiady izy ireo ; manao diabe amin ' ny laharany avy izy ireo ary tsy vaky ny laharany .
JOL 2:8     Alignment score: 0.173
Neither does one thrust another aside ; they march , each in his path ; they break through the defenses and do not fall
out of line .
Tsy mifanosika izy ireo ; samy mandeha amin ' ny lalany avy izy ireo ; mamakivaky ny fiarovana izy ireo ary tsy rava ny laharana .
JOL 2:9     Alignment score: 0.306
They rush on the city , they run on the wall , they climb in the houses , and they go through the windows like thieves .
Mirohitra eny amin ' ny tanàna izy ireo , ary mihazakazaka eny amin ' ny manda , mihanika amin'ireo trano izy ireo , ary miditra eo am - baravarankely
toy ny mpangalatra izy ireo .
JOL 2:10     Alignment score: 0.34
The earth shakes in front of them , the heavens tremble , the sun and the moon are darkened , and the stars stop shining .
Mihorohoro manoloana azy ireo ny tany , ary miozongozona ny lanitra , ny masoandro sy ny volana dia maizina , ary ny kintana dia mijanona mamiratra .
JOL 2:11     Alignment score: 0.307
Yahweh raises his voice in front of his army , for his warriors are very numerous ; for they are strong , those
who carry out his commands . For the day of Yahweh is great and very terrible . Who can endure it ?
Manandratra ny feony manoloana ny tafiny i Yaveh , satria ireo mpiadiny dia maro an'isa tokoa ; satria mahery izy ireo , ireo izay hanatanteraka ny didiny . Fa lehibe sy mahatsiravina tokoa ny andron'i Yaveh . Iza no ho velona amin'izany ?
JOL 2:12     Alignment score: 0.268 → 0.271
" Yet even now " this is Yahweh 's declaration " Return to me with all your heart . Fast , weep , and mourn . "
" Koa na dia ankehitriny aza " hoy i Yaveh hoe : " Miverena
Amiko amin ' ny fonareo manontolo . Mifadia hanina , mitomania , ary manaova fisaonana . "
JOL 2:13     Alignment score: 0.221 → 0.231
Tear your heart and not only your garments , and return to Yahweh your God . For he is gracious and merciful , slow to anger and abounding in steadfast love and relenting from inflicting punishment .
Viravirao ihany koa ny fonareo fa tsy ny fitafinareo ihany , ary miverena
amin'i Yaveh Andriamanitrareo . Fa mamindra fo sy miantra Izy , tsy mora tezitra ary be famindram - po , ary hiala amin ' ny fampitondrana famaizana Izy .
JOL 2:14     Alignment score: 0.345 → 0.358
Who knows ? Will he perhaps turn and relent , and leave a blessing behind him , a grain offering and a drink offering for Yahweh your God ?
Iza no mahalala ? Mety hiverina ve izy ary hanana fangoraham - po , ary hamela fitahiana aoriany , dia ny fanatitra voa sy fanatitra sotroina ho an'i Yaveh Andriamanitrareo ?
JOL 2:15     Alignment score: 0.49
Blow the ram 's horn in Zion , call for a holy fast , and call a holy assembly .
Tsofy ny anjomara ao Ziona , miantsoa
fifadian - kanina masina , ary miantsoa fivoriana masina .
JOL 2:16     Alignment score: 0.337 → 0.362
Gather the people ; call for the holy assembly . Assemble the elders ; gather the children and the nursing infants . Let the bridegrooms come
out of their rooms , and the brides out of their bridal chambers .
Angony ny vahoaka , antsoy amin ' ny fivoriana masina . Vorio ireo loholona , angony ny ankizy mbamin ' ny zaza minono . Aoka ny mpampakatra hiala ao an'efitranony , ary ny ampakarina hiala an - trano fandriany .
JOL 2:17     Alignment score: 0.43 → 0.434
Let the priests , the servants of Yahweh , weep between the porch and the altar . Let them say , " Spare your people , Yahweh , and do not make your inheritance into an object of scorn , that the nations mock them . Why should they say among the nations , ' Where is their God ? ' "
Aoka ireo mpisorona , mpanompon'i
Yaveh hitomany eo anelanelan ' ny lavarangana fidirana sy ny alitara . Aoka izy ireo hilaza hoe : " Iantrao ny olonao , ry Yaveh , ary aza avela ho amin ' ny fahafaham - baraka ny lovanao , ka hesoin'ireo firenena . Nahoana izy ireo no tokony hiteny amin'ireo firenena hoe : Aiza ny Andriamanin'izy ireo ? ' "
JOL 2:18     Alignment score: 0.312
Then Yahweh was zealous for his land and had pity on his people .
Koa dia saro - piaro ny amin ' ny taniny
i Yaveh ary niantra ny olony .
JOL 2:19     Alignment score: 0.448 → 0.449
Yahweh answered his people , " Look , I will send you grain , new wine , and oil . You will be satisfied with them , and I will no longer make you a disgrace among the nations .
Namaly ny olony
i Yaveh manao hoe : " Indro , handefa vary ho anareo , divay vaovao , ary menaka Aho . Ho afa - po amin'izany ianareo , ary tsy havelako ho afa - baràka eo amin'ireo firenena intsony ianareo .
JOL 2:20     Alignment score: 0.323 → 0.323
I will remove the northern attackers far from you , and will drive
them into a dry and desolate land . The front of their army will go into the eastern sea , and the rear into the western sea . Its stench will rise , and its bad smell will rise . " Indeed , he has done great things .
Esoriko lavitra anareo ny mpanafika avy any avaratra , ary hitondra azy ireo ho eo amin ' ny tany karakaina sy maina Aho . Ny loha - laharan ' ny tafik'izy ireo dia handeha any amin ' ny ranomasina atsinanana , ary vodi - laharany ho any amin ' ny ranomasina andrefana . Hiakatra ny fofony , ary ny fofon - dratsiny hiakatra . " Efa nanao zavatra lehibe tokoa izy .
JOL 2:21     Alignment score: 0.433 → 0.441
Do not fear , land ; be glad and rejoice , for Yahweh will do great things .
Aza matahotra , ry tany , mifalia sy miravoa , fa Yaveh hanao zavatra lehibe .
JOL 2:22     Alignment score: 0.322 → 0.35
Do not fear , you wild animals ! For the pastures of the wilderness will sprout , the trees will bear their fruit , and the fig trees and the vines will yield their full harvest .
Aza matahotra , ry biby any an - tsaha , fa hitsimoka ny ahitra any an'efitra , hamoa ireo hazo , ary ny hazo aviavy sy ny voaloboka hamokatra feno .
JOL 2:23     Alignment score: 0.448 → 0.456
Be glad , people of Zion , and rejoice in Yahweh your God . For he will give you the autumn rain as vindication and bring down showers for you , the autumn rain and the spring rain as before .
Miravoa , ry vahoakan'i
Ziona , ary mifalia ao amin'i Yaveh Andriamanitrareo . Fa hanome fararanon'orana ary handatsaka orana ho anareo Izy , fararanon'orana sy ny fararanon - dohataona toy ny teo aloha .
JOL 2:24     Alignment score: 0.509
The threshing floors will be full of wheat , and the vats will overflow with new wine and oil .
Ny famoloana dia ho feno vary , ary ireo vata ho feno divay vaovao sy diloilo .
JOL 2:25     Alignment score: 0.267
" I will restore to you the years of crops that the swarming locust has eaten the great locust , the devouring locust , and the destroying locust my mighty army that I sent among you .
" Hamerina amin ' ny laoniny ireo taonan ' ny vokatra izay efa nohanin ' ny andiam - balala
Aho ny valala lehibe , ny valala mpandrava , ary ny valala mpanimba ho anao Aho ny tafiko mahery izay nalefako eo aminareo .
JOL 2:26     Alignment score: 0.36
You will eat plentifully and be satisfied , and praise the name of Yahweh your God , who has done wonders among you , and I will never again bring shame on my people .
Hihinana be dia be ianareo ary ho voky , ary miderà ny anaran'i
Yaveh Andriamanitrareo , izay efa nanao fahagagana teo aminareo , ary tsy hitondra fahamenarana eo amin ' ny oloko intsony Aho .
JOL 2:27     Alignment score: 0.302 → 0.303
You will know
that I am among Israel , and that I am Yahweh your God , and there is none else , and I will never bring shame on my people .
Hahafantatra ianareo fa eo amin'Israely Aho , ary Izaho no Yaveh Andriamanitrareo , ary tsy misy ankoatra Ahy , ary tsy hitondra fahamenarana eo amin ' ny oloko intsony Aho .
JOL 2     Average alignment score: 0.352 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JOL:1  2  3  4