Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JON:1  2  3  4 


JON 2:1     Alignment score: 0.517
Now Yahweh had appointed a great fish to swallow Jonah , and Jonah was in the stomach of the fish three days and three nights .
Ary efa nanomana trondro lehibe hitelina an'i Jona i Yaveh , ka nijanona tao anatin
' ny vavonin'ilay trondro telo andro sy telo alina i Jona .


JON 2:2     Alignment score: 0.506 → 0.558
Then Jonah prayed to Yahweh his God from the fish 's stomach .
Avy eo dia nivavaka tamin'i Yaveh Andriamaniny avy tao an - kibon'ilay hazandrano i Jona .
JON 2:3     Alignment score: 0.437 → 0.453
He said , " I called out to Yahweh about my distress and he answered me ; from the belly of Sheol I cried out for help ! You heard my voice .
Hoy izy hoe : " Niantso an'i Yaveh nanoloana ny fahoriako aho ka namaly ahy Izy ; avy tany
an - kibon ' ny Fiainan - tsy hita no niantsoako vonjy ! Dia renao ny feoko .
JON 2:4     Alignment score: 0.286 → 0.289
You had thrown me into the depths , into the heart of the seas , and the currents surrounded me ; all your waves and billows passed over me .
Efa natsipinao tany
amin ' ny lalina aho , tany amin ' ny farany lalin ' ny ranomasina , ary nanodidina ahy ny herin - driaka ; nanafotra ahy avokoa ny onja sy alon - dranonao .
JON 2:5     Alignment score: 0.295
I said , ' I am driven out from before your eyes ; yet I will again look toward your holy temple . '
Hoy aho hoe : ' Voaroaka tsy ho eo anoloan ' ny masonao
aho ; kanefa dia mbola hitodika hanatrika ny tempolinao masina . '
JON 2:6     Alignment score: 0.291 → 0.298
The waters closed around me up to my neck ; the deep was all around me ; seaweed wrapped around my head .
Nihidy nanodidina ahy ka hatreny amin ' ny vozoko ny rano ; ary nanodidina ahy tokoa ny lalina ; naningotra nanodidina ny lohako ny ahi - drano .
JON 2:7     Alignment score: 0.33 → 0.33
I went down to the bases of the mountains
; the earth with its bars closed upon me forever . Yet you brought up my life from the pit , Yahweh , my God !
Nidina tany am - pototr'ireo tendrombohitra aho ; dia nikatona tamiko mandrakizay ny tany sy ny hidiny . Kanefa mbola nampiakatra ny aiko avy tao an - davaka Ianao , ry Yaveh , Andriamanitro !
JON 2:8     Alignment score: 0.37 → 0.384
When my soul fainted within me , I called Yahweh to mind ; then my prayer came to you to your holy temple .
Raha reraka tato anatiko ny fanahiko , dia nahatsirao an'i Yaveh aho ; dia tonga teo Aminao ny fivavako , tao amin ' ny tempolinao
masina .
JON 2:9     Alignment score: 0.104 → 0.109
They give
attention to meaningless gods while they abandon covenant faithfulness .
Ireo izay mihaino andriamanitra tsy misy dikany dia manary ny fahatokianao manoloana azy ireo .
JON 2:10     Alignment score: 0.244
But as for me , I will sacrifice to you with a voice of thanksgiving ; I will fulfill that which I have vowed . Salvation comes from Yahweh ! "
Fa raha ny amiko kosa , dia hanao sorona ho Anao amin ' ny feo fanoloram - pisaorana aho ; ho tanterahiko izay efa nivoadiako .
JON 2:11     Alignment score: 0.425
Then Yahweh spoke to the fish , and it vomited up Jonah upon the dry land .
Avy amin'i Yaveh ny famonjena ! " Dia niteny tamin ' ny hazandrano i Yaveh , ary naloany teny
amin ' ny tany maina i Jona .
JON 2     Average alignment score: 0.358 for 11 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JON:1  2  3  4