Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JON:1  2  3  4 


JON 4:1     Alignment score: 0.431
But this displeased Jonah and he became
very angry .
Fa tsy nahafaly an'i Jona izany ka nanjary tezitra mafy izy .


JON 4:2     Alignment score: 0.321 → 0.331
So Jonah prayed to Yahweh and said , " Ah , Yahweh , is this not just what I said when I was back in my own country ? That is why I acted first and tried to flee to Tarshish because I knew
that you are a gracious God , compassionate , slow to anger and abounding in steadfast love , and you hold back from sending disaster .
Noho izany dia nivavaka tamin'i Yaveh i Jona ary nanao hoe : " Oh ry Yaveh , tsy izao ve no efa nolazaiko taminao rehefa tafaverina tany amin ' ny fireneko aho ? Izany no antony nihetsehako voalohany sy niezahako handositra tany Tarsisy satria fantatro fa Andriamanitra manan - karem - pahasoavana , mahari - po , malain - ko tezitra , feno fahatokiana , ary manenina amin ' ny fandefasana loza Ianao .
JON 4:3     Alignment score: 0.422 → 0.422
Therefore now , Yahweh , I beg you , take my life from me , for it is better for me to die than to live . "
Koa ankehitriny ary , ry Yaveh , mitalaho aminao aho , esory amiko ny aiko , fa tsara ho ahy ny ho faty toy izay ho velona . "
JON 4:4     Alignment score: 0.33
Yahweh said , " Is it good that you are so angry ? "
Hoy i Yaveh hoe : " Mety ve izao fahatezeranao loatra izao ? "
JON 4:5     Alignment score: 0.408 → 0.421
Then Jonah went out of the city and sat on the east side of the city . There he made a shelter and sat under it in the shade so that he could see what might become
of the city .
Dia nivoaka ny tanàna i Jona ary nipetraka teny amin ' ny ilany antsinanan ' ny tanàna . Tany no nanaovany fialofana ka nipetraka teo ambanin ' ny alok'izany izy mba hahitany izay mety hanjo ny tanàna .
JON 4:6     Alignment score: 0.264 → 0.31
Yahweh God appointed a plant and made it grow
up over Jonah so that it might be a shade over his head to relieve him of his distress . Jonah was very glad because of the plant .
Nanomana hazo Yaveh Andriamanitra ka nampaniry izany teo ambonin'i Jona hanalokaloka ny lohany mba hanamaivana ny fahoriany . Tena faly tokoa i Jona nohon ' ny amin'ilay hazo .
JON 4:7     Alignment score: 0.327
But God appointed a worm at sunrise the next morning . It attacked the plant and the plant withered .
Saingy nanomana kankana Andriamanitra tamin ' ny fiposahan ' ny masoandro ny ampitso maraina . Namely ny hazo izany ka dia maina ilay hazo .
JON 4:8     Alignment score: 0.372 → 0.375
It came
about that when the sun rose the next morning , God appointed a hot east wind . Also , the sun beat down on Jonah 's head and he became faint . Then Jonah wished that he might die . He said to himself , " It is better for me to die than to live . "
Ary rehefa niposaka ny masoandro ny ampitso maraina , dia nanomana rivo - mahamay avy any antsinanana Andriamanitra . Ary koa , namely ny lohan'i Jona ny masoandro hany ka lany hery izy . Dia naniry ny hahafatesany i Jona . Hoy izy tamin ' ny tenany hoe : " Aleoko maty toy izay ho velona . "
JON 4:9     Alignment score: 0.321
Then God said to Jonah , " Is it good that you are so angry about the plant ? " Then Jonah said , " It is good that I am angry , even to death . "
Ary hoy Andriamanitra tamin'i Jona : " Mety ve izao fahatezeranao lehibe ny amin'ilay hazo izao ? " Dia hoy i Jona hoe : " Mety ny fahatezerako , na ho amin ' ny fahafatesana aza . "
JON 4:10     Alignment score: 0.306 → 0.313
Yahweh said , " You have had compassion for the plant , for which you have not labored , nor did you make it grow
. It grew up in a night and died in a night .
Hoy Yaveh hoe : " Nangoraka an'ilay hazo ianao , izay tsy niasanao , na nampanirianao . Naniry tao anatin ' ny alina iray izany ary maty tao anatin ' ny alina iray .
JON 4:11     Alignment score: 0.392 → 0.408
So as for me , should I not have compassion for Nineveh , that great city , in which there are more than 120,000 people who do not know the difference between their right hand and their left hand , and also many animals ? "
Toy izany koa ny Amiko , tsy tokony hangoraka an'i Ninive , ilay tanàna lehibe , izay misy vahoaka mihoatra ny zato sy roa alina izay tsy mahalala ny fahasamihafana eo amin ' ny tanana
ankavanana sy ny tanana ankavian'izy ireo , sy ireo biby fiompy maro ihany koa ve Aho ? "
JON 4     Average alignment score: 0.36 for 11 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JON:1  2  3  4