Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JON:1  2  3  4 


JON 3:1     Alignment score: 0.356 → 0.446
The word of Yahweh came to Jonah a second time , saying ,
Ary tonga tamin'i Jona fanindroany indray ny tenin'i Yaveh nanao hoe :


JON 3:2     Alignment score: 0.425
" Get up , go to Nineveh , that great city , and proclaim to it the message that I command you to give
. "
" Mitsangàna , mandehana mankany Ninive , ilay tanàna lehibe , ary torio aminy ny hafatra izay andidiako anao . "
JON 3:3     Alignment score: 0.485 → 0.486
So Jonah got up and went to Nineveh , according to the word of Yahweh . Now Nineveh was a very large city , one of three days ' journey .
Ary dia nitsangana Jona ka nankany Ninive tamin ' ny fankatoavana ny tenin'i Yaveh . Ary Ninive dia tanàna lehibe tokoa , iray amin'ireo lalana hateloana .
JON 3:4     Alignment score: 0.479 → 0.479
Jonah began to enter the city and after a day 's journey he called out and said , " In forty days Nineveh will be overthrown . "
Nanomboka niditra ny tanàna i Jona ary taorian ' ny lalana iray andro dia niantso mafy izy ary niteny hoe : " Horavana i Ninive ao anatin
' ny efapolo andro . "
JON 3:5     Alignment score: 0.38
The people of Nineveh believed God and they proclaimed a fast . They all put on sackcloth , from the greatest of them down to the least of them .
Nino an'Andriamanitra ny vahoaka tao Ninive ary niantso fifadian - kanina izy ireo . Nanao lamba fisaonana avokoa izy rehetra , hatramin ' ny lehibe indrindra ka hatramin ' ny kely indrindra amin'izy ireo .
JON 3:6     Alignment score: 0.392 → 0.409
Soon the news reached the king of Nineveh . He rose up from his throne , took off his robe , covered himself with sackcloth , and sat in ashes .
Tsy ela dia tonga teo amin ' ny mpanjakan'i Ninive ilay vaovao . Dia nitsangana avy teo amin ' ny seza fiandrianany
izy , nanaisotra ny akanjom - boninahiny , ka nanarona ny tenany tamin ' ny lamba fisaonana , ary nipetraka teo an - davenona .
JON 3:7     Alignment score: 0.42 → 0.422
He sent out a proclamation that said , " In Nineveh , by the authority of the king and his nobles : ' Do not let any man or animal , herd nor flock , taste
anything . Let them not eat , nor drink water .
Nandefa fanambarana izy nilaza hoe : " Eto Ninive , amin ' ny fahefan ' ny mpanjaka sy ny olo - manan - kajany , aoka tsy hisy olona na biby , omby na ondry aman'osy , hanendry zavatra . Aoka tsy hihinana izy ireo , na hisotro rano .
JON 3:8     Alignment score: 0.382 → 0.392
But let both man and animal be covered with sackcloth and let them cry out loudly to God . Let each one turn from his evil way and from the violence that is in his hands .
Fa aoka ny biby sy ny olona hisarona lamba fisaonana ary aoka izy ireo hitaraina mafy amin'Andriamanitra . Aoka ny tsirairay samy hiala amin ' ny lalan - dratsiny sy amin ' ny herisetra izay eo an - tanany .
JON 3:9     Alignment score: 0.203 → 0.204
Who knows ? God may relent and change his mind and turn away from his fierce anger so that we do not perish . ' "
Iza no mahalala ? Mety hanenina ihany Andriamanitra ka hiova hevitra ary hiala amin ' ny fahavinirany
ka tsy ho ringana isika . "
JON 3:10     Alignment score: 0.208 → 0.221
God saw their deeds , that they turned from their evil ways . So then God changed his mind about the punishment that he had said he would do to them , and he did not do it .
Hitan'Andriamanitra ny nataon'izy ireo , fa niala tamin ' ny lalan
- dratsiny izy ireo . Noho izany dia niova hevitra Andriamanitra ny amin ' ny famaizana izay nolazainy hataony amin'izy ireo , ka tsy nataony izany .
JON 3     Average alignment score: 0.39 for 10 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JON:1  2  3  4