Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PHP:1  2  3  4 


PHP 3:1     Alignment score: 0.297 → 0.297
Finally , my brothers , rejoice in the Lord . For me to write these same things again to you is no trouble for me , and it keeps you safe .
Farany , ry rahalahy , mifalia
ao amin ' ny Tompo . Tsy manahirana ahy ny mamerina manoratra ireny zavatra ireny ho anareo . Ireny zavatra ireny dia hiaro anareo .


PHP 3:2     Alignment score: 0.2 → 0.201
Watch out for the dogs . Watch out for those
evil workers . Watch out for the mutilation .
Mitandrema amin'ireo amboa . Mitandrema amin'ireo mpanao ratsy . Mitandrema amin'ireo fanapahana rantsam - batana .
PHP 3:3     Alignment score: 0.306 → 0.313
For it is we who are the circumcision the ones who worship by the Spirit of God , and take pride in Christ Jesus , and have no confidence in the flesh .
Fa isika no voafora . Ary Isika no manompo amin ' ny Fanahin'Andriamanitra . Ary isika no mirehareha ao amin'i Kristy Jesosy , ary tsy mitoky
amin ' ny nofo .
PHP 3:4     Alignment score: 0.336
Even so , I myself could have confidence in the flesh . If anyone thinks he has confidence in the flesh , I could have even more .
Na izany aza , izaho tenako dia afaka mitoky
amin ' ny nofo . Raha misy olona mihevitra fa izy dia manana fahatokisana amin ' ny nofo , afaka manao mihoatra noho izany aho .
PHP 3:5     Alignment score: 0.476
I was circumcised on the eighth day , of the people of Israel , of the tribe of Benjamin , a Hebrew of Hebrews ; with regard to the law , a Pharisee
.
Noforaina tamin ' ny andro fahavalo aho , teraka tao amin ' ny vahoakan'Isiraely , tao amin ' ny fokon ' ny Benjamina , Hebreo tao amin'ireo Hebreo aho ; araky ny lalàna , dia Fariseo aho .
PHP 3:6     Alignment score: 0.455 → 0.454
As for zeal , I persecuted the church ; as for righteousness under the law , I was blameless .
Tamin ' ny zotom - po , dia nanenjika ny fiangonana aho ; Raha ny amin ' ny fahamarinana ambanin ' ny lalàna , dia tsy nanan - tsiny aho .
PHP 3:7     Alignment score: 0.368
But whatever things were a profit for me , I have considered them as loss because of Christ .
Fa na inona na inona tombony ho ahy , dia noraisiko ho toy ny fatiantoka ireny nohon ' ny amin'i Kristy .
PHP 3:8     Alignment score: 0.301 → 0.305
In fact , now I count all things to be loss
because of the surpassing value of the knowledge of Christ Jesus my Lord . For him I have given up all things and I consider them rubbish so that I may gain Christ
Raha ny tena izy , nisaiko ho faty antoka avokoa ireo zavatra rehetra nohon ' ny halehiben ' ny fahalalana an'i Kristy Jesosy Tompoko . Noho Izy dia nariako ny zavatra rehetra . Heveriko ho fako ireny mba hahazoako an'i Kristy
PHP 3:9     Alignment score: 0.365 → 0.365
and be found in him , not having a righteousness of my own from the law , but that which is through faith in Christ the righteousness from God that is by faith .
ary ho hita ao Aminy aho . Tsy manana ny fahamarinana ho an ' ny tenako avy amin ' ny lalàna aho . Fa kosa , manana
ny fahamarinana izay tamin ' ny alalan ' ny finoana an'i Kristy aho , fahamarinana avy amin ' ny Andriamanitra izay mifototra amin ' ny finoana .
PHP 3:10     Alignment score: 0.213 → 0.215
So now I want to know him and the power of his resurrection and the fellowship of his sufferings
, becoming like him in his death ,
Koa ankehitriny dia te hahafantatra Azy sy ny herin ' ny fitsanganany tamin ' ny maty ary ny fiombonana amin'ireo fijaliany aho . Te hiova amin ' ny alalan'i Kristy aho mba hanahaka ny fahafatesany ,
PHP 3:11     Alignment score: 0.319
so somehow I may experience the resurrection from the dead .
mba hahafahako mahatsapa ny fitsanganana amin ' ny maty .
PHP 3:12     Alignment score: 0.274 → 0.274
Not that I have already obtained these
things , or am already perfect , but I press on to take hold of that for which I was taken hold of by Christ Jesus .
Tsy marina fa efa nandray ireo zavatra ireo sahady aho , na koa hoe tonga tanteraka aho . Fa miezaka aho mba handrombahako ilay nandrombahan'i Kristy Jesosy ahy .
PHP 3:13     Alignment score: 0.225
Brothers , I do not think that I myself have yet taken hold
of it . But one thing I do : Forgetting what is behind and straining forward to what is ahead ,
Ry rahalahy , tsy mieritreritra aho fa ny tenako dia efa nandrombaka izany . Fa misy zavatra iray : Adinoiko izay any aoriana ary miezaka ho an'izay eo aloha aho .
PHP 3:14     Alignment score: 0.253 → 0.253
I press on toward the goal with a view to the prize of the upward call of God in Christ Jesus .
Miezaka
manatratra ny tanjona aho mba hahazo ny lokan ' ny antso avy any ambony avy amin'Andriamanitra ao amin'i Kristy jesosy .
PHP 3:15     Alignment score: 0.293
All of us who are mature , let us think this way ; and if you think differently about anything , God will also reveal that to you .
Isika rehetra izay matotra , aoka isika hieritreritra tahaka izany ; ary raha misy eritreritrareo hafa momba zavatra rehetra , dia ho asehon'Andriamanitra aminareo ihany koa izany .
PHP 3:16     Alignment score: 0.14
Nevertheless , let us live
up to what we have already attained .
Kanefa , na inona na inona efa tratrantsika , aoka isika hifikitra amin'izany .
PHP 3:17     Alignment score: 0.286 → 0.32
Be imitators of me , brothers . Closely watch those who are walking by the example that you have in us .
Aoka ho mpaka tahaka ahy , ianareo ry rahalahy . Diniho akaiky ireo izay mandeha araka ny ohatra izay hitanareo ao aminay .
PHP 3:18     Alignment score: 0.361 → 0.366
Many are walking those
about whom I have often told you , and now I am telling you with tears as enemies of the cross of Christ .
Maro ireo mandeha _ ireo izay efa nolazaiko anareo matetika , ary ankehitriny aho milaza aminareo amin - dranomaso _ tahaka ny fahavalon ' ny hazofijalian'i Kristy .
PHP 3:19     Alignment score: 0.219 → 0.248
Their end is destruction . For their god is their stomach , and their glory is in their shame . They think about earthly things .
Fandringanana no fiafaran'izy ireo . Fa ny kibony
no andriamaniny , ary ny fireharehan'izy ireo dia ao amin ' ny fahamenarany . Mieritreritra ny zavatr'izao tontolo izao izy ireo .
PHP 3:20     Alignment score: 0.568 → 0.567
But our citizenship is in heaven , from where we also wait for a Savior , the Lord Jesus Christ .
Fa any an - danitra ny fanjakantsika , izay hiandrasantsika Mpamonjy ihany koa , dia ny Tompo Jesosy kristy .
PHP 3:21     Alignment score: 0.214
He will transform our lowly bodies into bodies formed like his glorious body , formed by the might of his power to subject all things to himself .
Izy dia hanova ny vatanantsika izay malemy mba ho vatana manahaka ny vatany
feno voninahitra , izay natao tamin ' ny herin ' ny fahefany mba hampanaiky ny zavatra rehetra amin ' ny tenany .
PHP 3     Average alignment score: 0.312 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PHP:1  2  3  4