Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PHP:1  2  3  4 


PHP 4:1     Alignment score: 0.373
Therefore , my beloved brothers whom I long for , my joy and crown , in this way stand firm in the Lord , beloved friends .
Noho izany , ry rahalahy malalako izay mahamanina ahy , fifaliako sy satro - boninahitro
, amin'izany dia mijoroa tsara ao amin ' ny Tompo , ry namako malala .


PHP 4:2     Alignment score: 0.399
I am pleading with Euodia , and I am pleading with Syntyche , be of the same mind in the Lord .
Miangavy an'i Eodia aho , ary miangavy an'i Syntyke , miraisa saina ao amin ' ny Tompo .
PHP 4:3     Alignment score: 0.291 → 0.293
Yes , I ask you , my true companion , to help these
women who labored with me in spreading the gospel , along with Clement and the rest of my fellow workers , whose names are in the Book of Life .
Ary , mangataka aminao ihany koa aho , ry namako mpiray zioga : Ampio ireo vehivavy ireo . Satria izy ireo dia niara - niasa tamiko tamin ' ny fampielezana ny Filazantsara niaraka tamin'i Klementa sy ireo sisa namana mpiara - miasa amiko rehetra , izay efa ao amin ' ny Bokin ' ny Fiainana ny anaran'izy ireo .
PHP 4:4     Alignment score: 0.333 → 0.375
Rejoice in the Lord always . Again I will say , rejoice .
Mifalia
hatrany ao amin ' ny Tompo . Hoy ihany aho , mifalia .
PHP 4:5     Alignment score: 0.308 → 0.315
Let your gentleness be known to all people . The Lord is near .
Avelao ho fantatry
ny olona rehetra ny fahatsoram - ponareo . Efa akaiky ny Tompo .
PHP 4:6     Alignment score: 0.234 → 0.24
Do not be anxious about anything . Instead , in everything by prayer and earnest appeal with thanksgiving , let your requests be known to God ,
Aza manahy na amin'inona na amin'inona . Fa kosa , amin ' ny zava - drehetra amin ' ny alalan ' ny vavaka sy fangatahana , miaraka amin ' ny fisaorana , avelao ny fangatahinareo ho fantatr'Andriamanitra .
PHP 4:7     Alignment score: 0.31 → 0.333
and the peace of God , which surpasses all understanding , will guard your hearts and your thoughts in Christ Jesus .
Ary ny fiadanan'Andriamanitra , izay mihoatra ny fahalalàna rehetra , hiaro ny fonareo sy ny fisainanareo rehetra ao amin'i Kristy Jesosy .
PHP 4:8     Alignment score: 0.238 → 0.247
Finally , brothers , whatever things are true , whatever things are honorable , whatever things are just , whatever things are pure , whatever things are lovely , whatever things are of good report , if there is anything excellent , if there is anything to be praised , think about these things .
Ary farany , ry rahalahy , na inona na inona marina , na inona na inona manan
- kaja , na inona na inona ara - drariny , na inona na inona madio , na inona na inona mahafinaritra , na inona na inona nolazaina fa tsara , raha misy na inona na inona tena tsara , raha misy na inona na inona tokony ho deraina , dia mihevera an'ireny zavatra ireny .
PHP 4:9     Alignment score: 0.334
The things that you have learned and received and heard and seen in me , do these things , and the God of peace will be with you .
Ireo zavatra izay nianaranareo sy noraisinareo sy henonareo ary hitanareo tamiko , ataovy ireny zavatra ireny , ary ny Andriamanitry ny fiadanana hiaraka aminareo .
PHP 4:10     Alignment score: 0.322
I greatly rejoice in the Lord because now at last you have renewed your concern for me . You had indeed been concerned for me before , but there was no opportunity for you to help .
Mifaly be ao amin ' ny Tompo aho satria nohavaozinareo ihany ankehitriny ny fiheveranareo ahy . Efa nihevitra ahy tokoa ianareo teo aloha , fa tsy nisy fahafahana ho anareo mba hanampy .
PHP 4:11     Alignment score: 0.265 → 0.26
I am not saying this because I am in need . For I have learned to be content in all circumstances .
Tsy milaza izany aho satria ao anatin
' ny tsy fahampiana . Fa efa nianatra ny hifaly amin'izay toe - java - miseho rehetra aho .
PHP 4:12     Alignment score: 0.233
I know what it is to be poor , and I also know what it is to have plenty . In every way and in all things I have learned the secret of how to be well fed or to be hungry , and how to have an abundance or to be in need .
Fantatro ny hoe mahantra ary fantatro koa ny hoe manam - be . Amin ' ny fomba rehetra sy amin ' ny zavatra rehetra dia nianatra ny tsiambaratelon ' ny fihinanam - be sy ny hanoanana aho , ary ny hoe manam - be sy ny hoe ao anatin
' ny tsy fahampiana .
PHP 4:13     Alignment score: 0.308 → 0.305
I can do all things through him who strengthens me .
Afaka manao ny zavatra rehetra aho amin ' ny alalan'Ilay mampahery ahy .
PHP 4:14     Alignment score: 0.156
However , you did well to share with me in my difficulties .
Kanefa , ianareo nanao ny tsara tamiko tamin ' ny fahasahiranako .
PHP 4:15     Alignment score: 0.47
You Philippians know that in the beginning of the gospel , when I left Macedonia , no church supported me in the matter of giving and receiving except you alone .
Ary ianareo Filipiana mahafantatra fa tamin ' ny fiandohan ' ny filazantsara , rehefa nandao an'i Makedonia aho , dia tsy nisy fiangonana nanohana ahy raha ny mahakasika ny fanomezana sy fandraisana afa - tsy ianareo irery .
PHP 4:16     Alignment score: 0.416
Even when I was in Thessalonica , you sent help for my needs more than once .
Na tamin'izaho tany Tesalonika aza , dia nandefa fanampiana ho an'izay
nilaiko mihoatra ny indray mandeha ianareo .
PHP 4:17     Alignment score: 0.304
It is not that I seek the gift . Instead , I seek the fruit that increases to your credit .
Tsy hoe mitady fanomezana aho . Fa kosa , mitady ny vokatra
izay mampiakatra ny voninahitrareo aho .
PHP 4:18     Alignment score: 0.287 → 0.29
I have received everything in full , and even more . I have been well supplied now that I have received from Epaphroditus the things you sent . They are a sweet - smelling aroma , a sacrifice acceptable and pleasing to God .
Nandray ireo zavatra rehetra aho , ary manana be dia be . Fa feno aho . Voaraiko avy tamin'i Epafrodito ireo zavatra avy aminareo . Ireo dia hanitra manim - pofona , izay fanatitra azo ekena sy ankasitrahan'Andriamanitra .
PHP 4:19     Alignment score: 0.409
My God will meet all your needs according to his riches in glory in Christ Jesus .
Ary ny Andriamanitro hameno izay rehetra ilainareo araka ny haren
' ny voninahiny ao amin'i Kristy Jesosy .
PHP 4:20     Alignment score: 0.441
Now to our God and Father be the glory forever and ever . Amen .
Ary ho an'Andriamanitra sady Raintsika anie ny voninahitra mandrakizay doria . Amena .
PHP 4:21     Alignment score: 0.489
Greet all God 's holy people in Christ Jesus . The brothers who are with me greet you .
Manaova veloma an ' ny mpino rehetra ao amin'i Kristy Jesosy . Ireo rahalahy izay miaraka amiko dia manao veloma anareo .
PHP 4:22     Alignment score: 0.377
All God 's holy people who are here greet you , especially those of Caesar 's household .
Ireo mpino rehetra izay eto manao veloma anareo , indrindra ireo izay avy ao amin ' ny ankohonan'i
Kaisara .
PHP 4:23     Alignment score: 0.602
The grace of the Lord Jesus Christ be with your spirit .
Ny fahasoavan
' ny Tompo Jesosy Kristy anie ho amin ' ny fanahinareo .
PHP 4     Average alignment score: 0.333 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PHP:1  2  3  4