Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of RUT:1  2  3  4 


RUT 2:1     Alignment score: 0.212 → 0.308
Now Naomi had a relative
of her husband , a man of great wealth of the clan of Elimelek , and his name was Boaz .
Ary Elimeleka , vadin'i Naomy , dia nanana havana akaiky , i Boaza , izay nanan - karena , sy lehilahy nanam - pahefana .


RUT 2:2     Alignment score: 0.377 → 0.387
Ruth , the Moabite woman , said to Naomi , " Now let me go and glean what remains among the ears of grain in the fields . I will follow anyone in whose eyes I will find
favor . " So Naomi said to her , " Go , my daughter . "
Rota , ilay Moabita , niteny tamin'i Naomy hoe : " Ankehitriny avelao aho handeha ary hitsimpona izay sisa tavela amin'ireo salohim - bary eny an - tsaha . Hanaraka izay olona hahitako fitia eo imasony aho . " Koa hoy i Naomy taminy hoe : " Mandehana , ry zanako vavy . "
RUT 2:3     Alignment score: 0.343 → 0.345
Ruth went and gleaned what remained in the fields after they had harvested it . She happened to come
to the portion of the fields belonging to Boaz , who was of the clan of Elimelek .
Dia lasa i Rota ary nitsimpona izay sisa tavela teny amin ' ny saha rehefa avy nojinjain'izy ireo izany . Ary sendra tonga teo amin ' ny anjara sahan'i Boaza , izay havan'i Elimeleka izy .
RUT 2:4     Alignment score: 0.615
Behold , Boaz came from Bethlehem and said to the reapers , " May Yahweh be with you . " They answered him , " May Yahweh bless you . "
Ary indro , Boaza tonga avy tany Betlehema ary niteny tamin'ireo mpijinja hoe : " Ho aminareo anie i Yaveh . " Namaly azy izy ireo hoe : " Hitahy anao anie i Yaveh . "
RUT 2:5     Alignment score: 0.325 → 0.327
Then Boaz said to his servant who was supervising the reapers , " What man does this young woman belong to ? "
Ary Boaza niteny tamin ' ny mpanompony
izay nanara - maso ireo mpijinja hoe : " Zanak'iza moa io tovovavy io ? "
RUT 2:6     Alignment score: 0.42 → 0.443
The servant supervising the reapers answered and said , " It is the young Moabite woman who came back with Naomi from the land of Moab .
Ilay mpanompo mpanara - maso ny mpijinja namaly ary niteny hoe : " Tovovavy Moabita niara - niverina tamin'i Naomy avy any amin ' ny tanin'i Moaba io .
RUT 2:7     Alignment score: 0.243 → 0.248
She said to me , ' Please let me glean and gather among the bundles of cut grain after the reapers . ' So she came here and has continued from the morning until now , except that she rested a little in the house . "
Niteny tamiko izy hoe : ' Mba avelao re aho hitsimpona izay ambiny
eo an - tsaha rehefa avy mijinja ny vokatra ireo mpiasa . ' Koa dia tonga teto izy ka nanohy nanomboka tamin ' ny maraina ka hatramin'izao , fa naka - aina kely tao an - trano izy . "
RUT 2:8     Alignment score: 0.342 → 0.355
Then Boaz said to Ruth , " Are you not listening to me , my daughter
? Do not go and glean in another field ; do not leave my field . Instead , stay here and work with my young female workers .
Dia hoy Boaza tamin'i Rota : " Mihaino ahy ve ianao , anaka ? Aza mandeha mitsimpona any amin ' ny saha hafa ; aza mandao ny sahako . Fa kosa , mijanòna eto ka miaraha - miasa amin'ireo tovovavy mpiasako .
RUT 2:9     Alignment score: 0.302 → 0.317
Keep your eyes only on the field where the men are reaping and follow behind the other women
. Have I not instructed the men not to touch you ? Whenever you are thirsty , you may go to the waterpots and drink the water that the young men have drawn . "
Eo amin ' ny saha izay hijinjan ' ny zatovo ihany no afantohy ny masonao ka manaraha avy aorian'ireo vehivavy hafa . Tsy efa niteny ireo zatovo tsy hikasika anao ve aho ? Na oviana na oviana ianao no mangetaheta , dia afaka mankeo amin ' ny sinin - drano ianao ary misotro ny rano izay nantsakain'ireo zatovo . "
RUT 2:10     Alignment score: 0.28 → 0.287
Then she fell on her face before Boaz and bowed to the ground . She said to him , " Why have I found such favor in your eyes that you should be concerned about me , a foreigner ? "
Dia niankohoka teo anatrehan'i Boaza izy , nampikasika ny lohany tamin ' ny tany . Hoy izy taminy : " Nahoana no dia nahita fitia teo imasonao aho , ka miahy ahy ianao , izaho izay mpivahiny ? "
RUT 2:11     Alignment score: 0.342 → 0.367
Boaz answered and said to her , " It has been reported to me , all that you have done since the death of your husband . You have left your father , mother , and the land of your birth to follow your mother-in-law and to come
to a people you do not know .
Namaly i Boaza ka niteny taminy hoe : " Voatatitra taty amiko , izay rehetra nataonao hatramin ' ny nahafatesan ' ny vadinao . Nandao ny rainao , ny reninao , ary ny tany nilatsahan ' ny tavoninao ianao mba hanaraka ny rafozam - bavinao ka handeha ho any amin ' ny vahoaka izay tsy fantatrao .
RUT 2:12     Alignment score: 0.269 → 0.295
May Yahweh reward you for your deed . May you receive full payment from Yahweh , the God of Israel , under whose wings you have found
refuge . "
Andriamanitra anie hamaly fitia anao nohon ' ny asanao . Enga anie ianao handray ny tambiny feno avy amin'i Yaveh , ilay Andriamanitr'i Israely , izay nahitanao fialofana tao ambany elany . "
RUT 2:13     Alignment score: 0.298 → 0.297
Then she said , " Let me find favor in your eyes , my master , for you have comforted me , and you have spoken kindly to me , though I am not one of your female servants . "
Dia hoy izy avy eo : " Aoka hahita fitia eo imasonao
aho , tompoko , fa nampionona ahy ianao , ary niteny tamin ' ny fahatsoram - po tamiko , na dia tsy isan'ireo mpanompo vavinao aza aho . "
RUT 2:14     Alignment score: 0.391
At mealtime Boaz said to Ruth , " Come here , and eat some of the bread , and dip your morsel in the wine vinegar . " She sat beside the reapers , and he offered her some roasted grain . She ate until she was satisfied and left the rest of it .
Tamin ' ny ora fisakafoana dia hoy Boaza tamin'i Rota : " Avia eto , ary mihinana amin ' ny mofo , ka atsobohy ao amin ' ny divay marikivy ny sombi - mofonao
. " Dia nipetraka teo akaikin'ireo mpijinja izy , ary nanolotra vary voaendy ho azy izy . Nihinana izy ambara - pahavokiny ary navelany ny ambin'izany .
RUT 2:15     Alignment score: 0.294 → 0.295
As she got up to glean , Boaz commanded his young men , saying , " Let her glean even among the bundles of cut grain , and do not humiliate her .
Raha iny izy nitsangana hanangona voa iny , dia nandidy ireo tovolahiny i Boaza , nanao hoe : " Aoka izy hanangona ny voa na dia eo amin'ireo amboara aza , ary aza miteny azy tsy hanao izany .
RUT 2:16     Alignment score: 0.219 → 0.222
Also pull out for her some ears of grain from the bundles , and leave them for her to glean , and do not rebuke her . "
Ary manipaza salohim - bary
maromaro avy amin ' ny amboara ho azy ihany , dia avelao izany mba ho angoniny , ary aza mibedy azy . "
RUT 2:17     Alignment score: 0.417 → 0.425
So she gleaned in the field until evening . Then she beat out the ears of grain that she had gleaned , and the grain was about an ephah of barley .
Koa dia nitsimpona teny
an - tsaha izy mandra - paharivan ' ny andro . Avy eo dia nively ireo salohim - bary izay voaangony izy , ary vary hordea teo ho eo amin ' ny iray efaha izany .
RUT 2:18     Alignment score: 0.404 → 0.426
She lifted it up and went into the city . Then her mother-in-law saw what she had gleaned . Ruth also brought out the roasted grain left from her meal and gave it to her .
Nampiakariny izany ka nankany an - tanàna izy . Avy eo dia hitan ' ny rafozam - baviny ireo voaangony . Nitondra vary nendasina ambin'ilay sakafony
ihany koa i Rota ka nanome izany ho azy .
RUT 2:19     Alignment score: 0.392 → 0.393
Her mother-in-law said to her , " Where have you gleaned today ? Where did you go to work ? May the man who was concerned about you be blessed . " Then Ruth told her mother-in-law about the man who owned the field where she had worked . She said , " The name of the man who owns the field where I worked today is Boaz . "
Hoy ny rafozam - baviny taminy hoe : " Taiza ianao no nitsimpona androany ? Taiza ianao no nandeha niasa ? Ho tahiana anie ny lehilahy izay nanampy anao . " Dia nolazain'i Rota tamin ' ny rafozam - baviny ny momba ilay lehilahy izay nanana ilay saha niasany . Hoy izy hoe : " Boaza no anaran'ilay lehilahy izay tompon
' ny tany niasako androany . "
RUT 2:20     Alignment score: 0.355 → 0.368
Naomi said to her daughter-in-law , " May he be blessed by Yahweh , who has not left off his loyalty to the living and to the dead . " Naomi said to her , " That man is near of kin to us , one of our kinsman - redeemers
. "
Hoy Naomy tamin ' ny vinantovaviny hoe : " Ho tahian'i Yaveh , ilay tsy nahafoy ny fahitsiany tamin ' ny velona sy ny maty anie izy . " Hoy i Naomy taminy : " Havantsika akaiky ilay lehilahy , anankiray amin ' ny havana mpanavotra antsika . "
RUT 2:21     Alignment score: 0.317 → 0.39
Ruth the Moabite woman said , " Indeed , he said to me , ' You should keep close to my young men until they have finished all my harvest . ' "
Hoy i Rota Moabita hoe : " Hoy tokoa izy tamiko hoe : ' Tokony hifanakaiky amin ' ny zatovolahiko hatrany ianao ambara - pahavitan'izy ireo ny fijinjam - bokatro rehetra . " '
RUT 2:22     Alignment score: 0.363 → 0.377
Naomi said to Ruth her daughter-in-law , " It is good , my daughter
, that you go out with his young female workers , so that they do not harm you in another field . "
Hoy i Naomy tamin'i Rota vinantovaviny hoe : " Tsara izany , ry zanako vavy , ny handehananao miaraka amin'ireo mpiasany vavy , mba tsy hisy hanjo anao any amin ' ny saha hafa . "
RUT 2:23     Alignment score: 0.353 → 0.381
So she stayed close to Boaz 's female workers in order to glean to the end of the barley harvest and the wheat harvest . She lived with her mother-in-law .
Koa dia nitoetra akaikin'ireo mpiasa vavin'i Boaza izy mba hitsimpona ambara - pahatapitry ny fijinjana vary hordea sy ny fijinjana varim - bazaha . Niara - nonina tamin ' ny rafozam - baviny izy .
RUT 2     Average alignment score: 0.359 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of RUT:1  2  3  4