Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of RUT:1  2  3  4 


RUT 4:1     Alignment score: 0.384 → 0.406
Now Boaz went up to the gate and sat down there . Soon , the near kinsman of whom Boaz had spoken came by . Boaz said to him , " My friend , come over and sit down here . " The man came over and sat down .
Ary niakatra teo amin ' ny vavahady i Boaza ary nijanona teny
. Indro , tonga ilay havana akaiky izay efa noresahan'i Boaza . Hoy i Boaza taminy hoe : " Ry namako , manatona ary mipetraha eto . " Nanatona ilay lehilahy ary nipetraka .


RUT 4:2     Alignment score: 0.557
Then Boaz took ten men of the elders of the city and said , " Sit down here . " So they sat down .
Avy eo dia naka lehilahy folo tamin'ireo loholona teo an - tanàna i Boaza ary niteny hoe : " Mipetraha eto . " Ka nipetraka izy ireo .
RUT 4:3     Alignment score: 0.472 → 0.474
Boaz said to the near kinsman , " Naomi , who has returned from the country of Moab , is selling the parcel of land that was our brother Elimelek 's .
Hoy i Boaza tamin'ilay havana akaiky hoe : " Naomy , izay niverina avy any amin ' ny tanànan'i Moaba , dia mivarotra ampahan
- tany izay an'i Elimeleka rahalahintsika .
RUT 4:4     Alignment score: 0.277 → 0.277
I thought to uncover your ears and say to you , ' Buy it in the presence of those who are sitting here , and in the presence of the elders of my people . ' If you wish to redeem it , redeem it . But if you do not wish to redeem it , then tell me , so that I may know
, for there is no one to redeem it besides you , and I am after you . " Then the other man said , " I will redeem it . "
Nieritreritra ny hampahafantatra anao sy hilaza aminao aho hoe : ' Vidio eo anatrehan'ireo izay mipetraka eto izany , ary eo anatrehan'ireo loholon ' ny vahoakako . ' fa raha maniry ny hanavotra izany ianao , havoty izany . Fa raha tsy tianao ny hanavotra izany , dia teneno aho , mba hahafantarako , satria tsy misy hanavotra an'io ankoatra anao , ary izaho manohana anao . " Ary hoy ilay lehilahy iray hafa hoe : " Ho avotako io . "
RUT 4:5     Alignment score: 0.388 → 0.39
Then Boaz said , " On the day that you buy the field from the hand of Naomi , you must also take Ruth the Moabite woman , the widow of a dead man , in order to raise up the name of the dead on his inheritance . "
Ary hoy i Boaza hoe : " Amin ' ny andro izay hividiananao io tany
eny an - tanan'i Naomy io , dia tsy maintsy maka an'i Rota ilay Moabita , vadin'ilay lehilahy maty , mba hanandratra ny anaran'ilay lehilaly maty amin ' ny lovany ihany koa ianao . "
RUT 4:6     Alignment score: 0.337 → 0.368
Then the near kinsman said , " I can not redeem it for myself without destroying my own inheritance . You take my right of redemption for yourself , for I can not redeem it . "
Ary hoy ilay havana akaiky hoe : " Tsy afaka ny hanavotra izany ho an ' ny tenako aho raha manimba ny lovako izany . Alaivo ho anao ny zon ' ny fanavotako , satria tsy afaka ny hanavotra izany aho . "
RUT 4:7     Alignment score: 0.213 → 0.217
Now this was the custom in former times in Israel concerning the redemption and exchange of goods . To confirm all things , a man took off his sandal and gave it to his neighbor ; this was the manner of making legal agreements in Israel .
Ary izany no fomba fahiny tao Israely mahakasika ny fanavotana sy fifanakalozan'entana . Mba hanamafisana ny zava - drehetra , ny lehilahy iray dia nanala ny kirarony ary nanome izany ho an ' ny mpiara - belona aminy ; izany no fomba fanaovana fifanekena manara - dalàna tao Israely .
RUT 4:8     Alignment score: 0.473
So the near kinsman said to Boaz , " Buy it for yourself , " and he took off his sandal .
Ka hoy ilay havana akaiky tamin'i Boaza hoe : " Vidio ho an ' ny tenanao izany , " ary nesoriny
ny kapany .
RUT 4:9     Alignment score: 0.777 → 0.778
Then Boaz said to the elders and to all the people , " You are witnesses
today that I have bought all that was Elimelek 's and all that was Kilion 's and Mahlon 's from the hand of Naomi .
Ary hoy i Boaza tamin'ireo loholona sy ny olona rehetra hoe : " Vavolombelona ianareo androany fa efa novidiko daholo izay rehetra an'i Elimeleka sy izay rehetra an'i Kiliona ary Mahalona teny an - tanan'i Naomy .
RUT 4:10     Alignment score: 0.35 → 0.351
Also Ruth the Moabite woman , the wife of Mahlon , I have acquired to be my wife , in order that I might raise up the name of the dead man on his inheritance , so that his name will not be cut off from among his brothers and from the gate of his place . Today you are witnesses
! "
Raha ny momban'i Rota ilay Moabita , vadin'i Mahalona : Efa nalaiko ho vadiko koa izy , mba hahafahako manandratra ny anaran'ilay lehilahy maty mba ho lovany , ka tsy hiala eo amin'ireo rahalahiny sy eo amin ' ny vavahadin ' ny fonenany ny anarany . Vavolombelona ianareo anio . "
RUT 4:11     Alignment score: 0.446
All the people who were in the gate and the elders said , " We are witnesses
. May Yahweh make the woman who has come into your house like Rachel and Leah , the two who built up the house of Israel ; and may you prosper in Ephrathah and be renowned in Bethlehem .
Hoy ireo olona rehetra izay teo amin ' ny vavahady sy ireo loholona hoe : " Vavolombelona izahay . I Yaveh anie hanao ilay vehivavy izay tonga ao antranonao ho toa an'i Rahely sy Lea , izy roa izay nanangana ny tranon ' ny Israely ; ary enga anie ianao hahomby ao Efrata ary halaza ao Betlehema .
RUT 4:12     Alignment score: 0.392 → 0.392
May your house be like the house of Perez , whom Tamar bore to Judah , through the offspring that Yahweh will give
you with this young woman . "
Enga anie ny tranonao ho toy ny tranon'i Fareza , izay naterak'i Tamara tamin'i Joda , amin ' ny alalan ' ny taranaka izay homen'i Yaveh anao miaraka amin'io tovovavy io . "
RUT 4:13     Alignment score: 0.381 → 0.392
So Boaz took Ruth , and she became
his wife . He went to her , and Yahweh enabled her to conceive , and she bore a son .
Ka noraisin'i Boaza i Rota , ary dia lasa vadiny izy . Niara - nandry taminy izy , ary i Yaveh dia namela azy ho bevohoka , ary niteraka zazalahy izy .
RUT 4:14     Alignment score: 0.335 → 0.348
The women
said to Naomi , " May Yahweh be blessed , who has not left you today without a near kinsman , this baby . May his name be famous in Israel .
Hoy ilay vehivavy tamin'i Naomy hoe : " Hisaorana anie i Yaveh , izay tsy namela anao tsy hanan - kavana akaiky , dia ity zaza ity . Halaza ao Israely anie ny anarany .
RUT 4:15     Alignment score: 0.271 → 0.298
May he be for you a restorer of life and a nourisher of your old age , for your daughter-in-law
, who loves you , who is better to you than seven sons , has borne him . "
Enga anie izy ho ilay hamerina ny fiainanao amin ' ny laoniny ary hikarakara anao rehefa antitra ianao , fa ny vinantonao , izay tia anao , izay tsara aminao mihoatra noho ny zanaka fito lahy , no niteraka azy . "
RUT 4:16     Alignment score: 0.321
Naomi took the child , laid him in her bosom , and took care of him .
Noraisin'i Naomy ilay zaza , dia nampatoriany teo an - tratrany , ary nokarakarainy .
RUT 4:17     Alignment score: 0.419 → 0.462
The women
of the neighborhood gave him a name , saying , " A son has been born to Naomi . " They named him Obed . He became the father of Jesse , who became the father of David .
Nomen'ireo vehivavy mpiara - belona anarana izy hoe : " Ilay zaza lahy nateraka ho an'i Naomy . " Nantsoin'izy ireo hoe : Obeda . Izy dia niteraka an'i Jese , izay niteraka an'i Davida .
RUT 4:18     Alignment score: 0.565
Now these were the descendants of Perez : Perez became the father of Hezron ,
Ary ireto no taranak'i Fareza : I Fareza dia niteraka an'i Hezrona ,
RUT 4:19     Alignment score: 0.476
Hezron became the father of Ram , Ram became the father of Amminadab ,
i Hezrona niteraka an'i Rama , i Rama niteraka an'i Aminadaba ,
RUT 4:20     Alignment score: 0.717
Amminadab became the father of Nahshon , Nahshon became the father of Salmon ,
i Aminadaba niteraka an'i Nasona , i Nasona niteraka an'i Salmona ,
RUT 4:21     Alignment score: 0.668
Salmon became the father of Boaz , Boaz became the father of Obed ,
i Salmona niteraka an'i Boaza , i Boaza niteraka an'i Obeda
,
RUT 4:22     Alignment score: 0.686
Obed became the father of Jesse , and Jesse became the father of David .
i Obeda
niteraka an'i Jese , ary i Jese niteraka an'i Davida .
RUT 4     Average alignment score: 0.414 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of RUT:1  2  3  4