Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of RUT:1  2  3  4 


RUT 3:1     Alignment score: 0.351 → 0.39
Naomi , her mother-in-law , said to her , " My daughter
, should I not seek a place for you to rest , so that things may go well for you ?
Ary Naomy , razofam - baviny , niteny taminy hoe : " Ry zanako vavy , tsy tokony hitady toerana mba hitsaharanao ve aho , mba hahatsara anao ?


RUT 3:2     Alignment score: 0.349 → 0.366
Now Boaz , the man whose young female workers you have been with , is he not our kinsman ? Look , he will be winnowing barley tonight at the threshing floor .
Ary Boaza , ilay lehilahy izay niarahanao ny mpiasa vavy mpanompony
, tsy havantsika ve izy ? Indro , hikororoka vary hordea ao am - pamoloana izy rahalina .
RUT 3:3     Alignment score: 0.287 → 0.299
Therefore , wash yourself , anoint yourself , put on your best clothes , and go down to the threshing floor . But do not make yourself known to the man until he finishes eating and drinking .
Noho izany , sasao ny tenanao , hosory menaka ny tenanao , anaovy ireo akanjonao
tsara indrindra , ary midïna any am - pamoloana . Fa aza atao fantatry ny olona ianao mandra - pahavitany mihinana sy misotro .
RUT 3:4     Alignment score: 0.255 → 0.258
But when he lies down , take notice of the place where he lies down so that later you can go to him , uncover his feet , and lie down there . Then he will explain to you what to do . "
Fa rehefa mandry izy , mariho ny toerana izay handriany mba hahafahanao mankany aminy avy eo , esory ny lamba amin ' ny tongony , ary mandria eo . Dia holazainy aminao izay hatao . "
RUT 3:5     Alignment score: 0.558
Ruth said to Naomi , " I will do everything you say . "
Hoy Rota tamin'i Naomy : " Hanao ny zavatra rehetra nolazainao aho . "
RUT 3:6     Alignment score: 0.426 → 0.426
So she went down to the threshing floor , and she followed the instructions her mother-in-law had given her .
Ka dia nidina tany am - pamoloana izy , ary nanaraka ireo toro - marika
nomen ' ny rafozam - baviny azy .
RUT 3:7     Alignment score: 0.323 → 0.323
When Boaz had eaten and drunk
and his heart was merry , he went to lie down at the end of the pile of grain . Then she came softly , uncovered his feet , and lay down .
Rehefa nihinana sy nisotro i Boaza ary faly ny fony , dia nandeha nandry teo amin ' ny faran ' ny antontam - bary izy . Avy eo dia tonga tsimoramora izy , nanala ny lamba tamin ' ny tongony , ary nandry .
RUT 3:8     Alignment score: 0.236 → 0.243
It came
about at midnight that the man was startled . He turned over , and right there a woman was lying at his feet !
Izao no nitranga rehefa taitra ralehilahy tamin ' ny misasakalina . Nitodika izy , ary tampoka teo indro nisy vehivavy nandry teo an - tongony !
RUT 3:9     Alignment score: 0.412
He said , " Who are you ? " She answered , " I am Ruth , your female servant . Spread your cloak over your female servant , for you are a near kinsman . "
Hoy izy : " Iza ianao ? " Dia namaly izy hoe : " Izaho no Rota , mpanompo vavinao . Aelezo amin ' ny mpanompo vavinao ny lambanao
, fa havana akaiky ianao . "
RUT 3:10     Alignment score: 0.372 → 0.396
Boaz said , " My daughter
, may you be blessed by Yahweh . You have made your latest kindness better than the first , because you have not gone after any of the young men , whether poor or rich .
Hoy i Boaza : " Ry zanako vavy , hotahian'i Yaveh anie ianao . Efa naneho hatsaram - panahy bebe kokoa tamin ' ny ato aoriana noho ny tamin ' ny voalohany ianao , satria tsy nanaraka ny zatovo lahy ianao , na mahantra na manan - karena .
RUT 3:11     Alignment score: 0.408
Now , my daughter
, do not be afraid ! I will do for you all that you say , because all the city of my people knows that you are a worthy woman .
Ankehitriny , ry zanako vavy , aza matahotra ! Hataoko ho anao ny rehetra izay lazainao , satria ny tanànan ' ny vahoakako rehetra mahafantatra fa vehivavy mendrika ianao .
RUT 3:12     Alignment score: 0.308
It is true that I am a kinsman , but there is a kinsman nearer than I .
Marina fa havana aho , nefa misy havana akaiky kokoa noho izaho .
RUT 3:13     Alignment score: 0.405 → 0.408
Stay here tonight , and in the morning , if he will perform for you the duty of a kinsman , good , let him do the kinsman 's duty . But if he will not do the duty of a kinsman for you , then I will do it , by the life
of Yahweh . Lie down until the morning . "
Mijanòna eto rahalina , ary amin ' ny maraina , raha hanatanteraka ny adidin ' ny maha - havana akaiky ho anao izy , tsara izany , aoka izy hanao ny adidin ' ny maha - havana akaiky . Fa raha tsy hanao ny adidin ' ny maha - havana akaiky ho anao izy , dia ho ataoko izany , noho ny fahaveloman'i Yaveh . Mandria mandra - maraina . "
RUT 3:14     Alignment score: 0.373 → 0.373
So she lay at his feet until the morning . But she rose up before anyone could recognize another person . For Boaz had said , " Let it not be known that the woman came to the threshing floor . "
Dia nandry teo an - tongony mandra - maraina izy . Fa nifoha izy raha mbola maizina tsy ahalalana olona iny ny andro . Fa i Boaza niteny hoe : " Aoka tsy ho fantatra hoe tonga eo am - pamoloana ravehivavy . "
RUT 3:15     Alignment score: 0.389 → 0.395
Then Boaz said , " Bring your shawl and hold it out . " When she did so , he measured six large measures of barley into it and put the load on her . Then he went into the city .
Dia hoy i Boaza : " Ento ny lamba fitafianao
ary hazony izany . " Rehefa nanao toy izany izy , dia nandrefy vary hordea inenin ' ny famarana tao anatin'izany izy ary nametraka ny entana teo aminy . Dia nankany an - tanàna izy .
RUT 3:16     Alignment score: 0.465
When Ruth came to her mother-in-law , she said , " How did you do , my daughter
? " Then Ruth told her all that the man had done for her .
Rehefa tonga tany amin ' ny rafozam - baviny i Rota , dia hoy izy : " Ahoana no nataonao , ry zanako vavy ? " Dia niteny taminy ny rehetra izay nataon - dralehilahy taminy i Rota .
RUT 3:17     Alignment score: 0.361 → 0.369
She said , " These six measures of barley are what he gave me , for he said , ' Do not go empty to your mother-in-law . ' "
Hoy izy : " Ireto vary hordea in'enin
' ny famarana ireto no nomeny ahy , fa hoy izy : ' Aza mandeha fotsiny amin'izao mankany amin ' ny rafozam - bavinao . '
RUT 3:18     Alignment score: 0.352 → 0.366
Then Naomi said , " Stay here , my daughter
, until you know how the matter will turn out , for the man will not rest until he has finished this thing today . "
Dia hoy i Naomy : " Mijanòna eto , ry zanako vavy , mandra - pahafantaranao izay fivadian - javatra , fa tsy hitsahatra ralehilahy mandra - pahavitany izany zavatra izany anio . "
RUT 3     Average alignment score: 0.372 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of RUT:1  2  3  4