Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1JN:1  2  3  4  5 


1JN 2:1     Alignment score: 0.383 → 0.383
Children , I am writing these things to you so that you will not sin . But if anyone sins , we have an advocate with the Father , Jesus Christ , the one who is righteous .
Anaka , manoratra ireto zavatra ireto aho mba tsy hanotanareo . Kanefa raha misy manota , dia manana mpisolo vava isika miaraka amin ' ny Ray , Jesosy Kristy , ilay marina .


1JN 2:2     Alignment score: 0.326 → 0.328
He is the atoning sacrifice
for our sins , and not for ours only , but also for the whole world .
Izy no fanavotana an'ireo fahotantsika , ary tsy ny antsika ihany , fa ny an'izao tontolo izao iray manontolo ihany koa .
1JN 2:3     Alignment score: 0.266 → 0.263
We know
that we have come to know him , if we keep his commandments .
Amin'izany no ahafantarantsika fa mahafantatra Azy isika : raha mitandrina ireo didiny isika .
1JN 2:4     Alignment score: 0.32
The one who says " I know God " but does not keep his commandments is a liar , and the truth is not in him .
Ilay miteny hoe : " Mahafantatra an'Andriamanitra aho " , fa tsy mitandrina ireo didiny
, dia mpandainga , ary ny marina dia tsy ao aminy .
1JN 2:5     Alignment score: 0.231
But whoever keeps his word , in him truly the love of God has been perfected . By this we know
that we are in him :
Fa na iza na iza mitandrina ny teniny , marina tokoa , dia ao amin'izany olona izany no nanatanterahana ny fitiavan'Andriamanitra . Amin'izany no ahafantarantsika fa ao aminy isika .
1JN 2:6     Alignment score: 0.206 → 0.242
whoever says that he remains in God should himself also walk just as he walked .
Ilay iray izay miteny fa mitoetra ao amin'Andriamanitra dia tokony andeha ihany koa izy tahaka ny nandehanan'i Jesosy Kristy .
1JN 2:7     Alignment score: 0.336 → 0.351
Beloved , I am not writing a new commandment
to you , but an old commandment that you have had from the beginning . The old commandment is the word that you heard .
Ry malala , tsy manoratra didy vaovao ho anareo aho , fa didy taloha izay efa nananareo hatramin ' ny fiandohana . Ny didy taloha dia ny teny izay renareo .
1JN 2:8     Alignment score: 0.411
Yet I am writing a new commandment
to you , which is true in Christ and in you , because the darkness is passing away , and the true light is already shining .
Fa manoratra didy vaovao ho anareo aho , izay marina ao amin'i Kristy sy ao aminareo , satria ny haizina dia mandalo , fa ny fahazavana marina dia efa mamiratra .
1JN 2:9     Alignment score: 0.32
The one who says that he is in the light and hates his brother is in the darkness until now .
Ilay iray izay miteny fa ao amin ' ny mazava izy ary mankahala ny rahalahiny dia ao anaty haizina
hatramin'izao .
1JN 2:10     Alignment score: 0.234
The one who loves his brother remains in the light , and there is no occasion for stumbling in him .
Ilay iray izay mitia ny rahalahiny dia mitoetra ao amin ' ny mazava ary tsy hisy fotoana hanafintohinana azy .
1JN 2:11     Alignment score: 0.459
But the one who hates his brother is in the darkness and walks in the darkness ; he does not know where he is going because the darkness has blinded his eyes .
Fa ilay iray izay mankahala ny rahalahiny ao amin ' ny haizina
dia mandeha ao amin ' ny haizina ; izy dia tsy mahafantatra izay alehany , satria ny haizina dia efa nahajamba ny masony .
1JN 2:12     Alignment score: 0.371
I am writing to you , children , because your sins are forgiven because of his name .
Manoratra ho anareo aho , ry zanaka
malala , satria ireo fahotanareo dia voavela nohon ' ny anarany .
1JN 2:13     Alignment score: 0.32
I am writing to you , fathers , because you know the one who is from the beginning . I am writing to you , young men , because you have overcome the evil one . I have written to you , children , because you know the Father .
Manoratra ho anareo aho , ry ray , satria fantatrareo ilay iray avy amin ' ny fiandohana
. Manoratra ho anareo aho , ry zatovo , satria noresenareo ilay ratsy . Efa nanoratra ho anareo aho , ry zaza madinika , satria ianareo dia mahafantatra ny Ray .
1JN 2:14     Alignment score: 0.317
I have written to you , fathers , because you know the one who is from the beginning . I have written to you , young men , because you are strong , and the word of God remains in you , and you have overcome the evil one .
Efa nanoratra ho anareo aho , ry ray , satria fantatrareo ilay avy amin ' ny fiandohana
. Efa nanoratra ho anareo aho , ry zatovo , satria mafy ianareo , ary ny tenin'Andriamanitra dia mitoetra ao aminareo , ary ianareo dia efa nandresy ilay ratsy .
1JN 2:15     Alignment score: 0.354
Do not love the world or the things that are in the world . If anyone loves the world , the love of the Father is not in him .
Aza mitia na an'izao tontolo izao na ireo zavatra eo aminy . Raha misy mitia an'izao tontolo izao , dia tsy ao aminy ny fitiavan
' ny Ray .
1JN 2:16     Alignment score: 0.367
For everything that is in the world the lust of the flesh , the lust of the eyes , and the arrogance of life is not from the Father but is from the world .
Fa ny zavatra rehetra izay ao amin'izao tontolo izao - dia ny filan ' ny nofo , ny filan ' ny maso , ary ny fieboebon
' ny fiainana - izay tsy avy amin ' ny Ray fa avy amin'izao tontolo izao .
1JN 2:17     Alignment score: 0.397
The world and its desire are passing away . But whoever does the will of God will remain forever .
Izao tontolo izao sy ny faniriany
dia mandalo . Fa na iza na iza manao ny sitrapon'Andriamanitra dia hitoetra mandrakizay .
1JN 2:18     Alignment score: 0.416
Children , it is the last hour . Just as you heard that the antichrist is coming , now many antichrists
have come . By this we know that it is the last hour .
Rankizy , ity no ora farany . Toy ny efa renareo fa ho avy ny antiKristy , ankehitriny maro ireo antiKristy izay efa tonga . Amin'izany no ahafantarantsika fa ity no ora farany .
1JN 2:19     Alignment score: 0.295
They went out from us , but they were not from us . For if they had been from us , they would have remained with us . But when they went out , that showed they were not from us .
Niala tamintsika izy ireo , kanefa tsy avy amintsika . Fa raha tamintsika izy ireo dia nitoetra niaraka tamintsika . Fa rehefa niala izy ireo , dia nampiseho fa tsy tamintsika .
1JN 2:20     Alignment score: 0.434 → 0.438
But you have an anointing from the Holy One , and you all know .
Fa manana fanosorana avy amin'ilay Iray Masina ianareo , ary fantatrareo rehetra ny marina .
1JN 2:21     Alignment score: 0.3
I did not write
to you because you do not know the truth , but because you know it and because no lie is from the truth .
Tsy nanoratra ho anareo aho satria ianareo dia tsy mahalala ny marina , fa satria fantatrareo izany ary tsy misy lainga avy amin ' ny marina .
1JN 2:22     Alignment score: 0.529 → 0.532
Who is the liar but the one who denies that Jesus is the Christ ? That person is the antichrist , since he denies the Father and the Son .
Iza no mpandainga fa tsy ilay iray izay mandà fa i Jesosy no Kristy ? Izay olona izay dia ilay antiKristy , rehefa mandà ny Ray sy ny Zanaka izy .
1JN 2:23     Alignment score: 0.349
No one who denies the Son has the Father . Whoever confesses
the Son also has the Father .
Tsy misy olona izay mandà ny Zanaka ka hanana ny Ray . Na iza na iza manaiky ny Zanaka ihany koa dia manana ny Ray .
1JN 2:24     Alignment score: 0.341
As for you , let what you have heard from the beginning remain in you . If what you heard from the beginning remains in you , you will also remain in the Son and in the Father .
Fa ho anareo , aoka izay renareo hatramin ' ny fiandohana
hitoetra ao aminareo . Raha izay renareo hatramin ' ny fiandohana no mitoetra ao aminareo , dia hitoetra ao amin ' ny Zanaka sy ao amin ' ny Ray ihany koa ianareo .
1JN 2:25     Alignment score: 0.499
This is the promise he gave to us eternal life .
Izany no fampanantenana nomeny
antsika : dia ny fiainana mandrakizay .
1JN 2:26     Alignment score: 0.186 → 0.186
I have written these
things to you about those who would lead you astray .
Efa nanoratra izany zavatra izany ho anareo aho momban'ireo izay hitondra anareo amin ' ny lalan - diso .
1JN 2:27     Alignment score: 0.298
As for you , the anointing that you received from him remains in you , and you do not need anyone to teach you . But as his anointing teaches you everything and is true and is not a lie , and just as it has taught you , remain in him .
Fa ho anareo , ilay hosotra izay noraisinareo avy taminy dia hitoetra ao aminareo , ary ianareo dia tsy mila olona mampianatra anareo . Fa toy izay nampianarin
' ny fanosorana anareo ny zavatra rehetra dia marina ary tsy lainga , ary toy izay efa nampianarin'izany anareo , dia mitoera ao Aminy .
1JN 2:28     Alignment score: 0.415
Now , children , remain in him so that when he appears we will have boldness and not be ashamed before him at his coming .
Ankehitriny , ry zanaka
malala , mitoera ao aminy , mba rehefa miseho Izy , dia hanana fahasahiana isika ary tsy ho menatra eo anatrehany amin ' ny fiaviany .
1JN 2:29     Alignment score: 0.292
If you know that he is righteous , you know that everyone who does what is right has been born from him .
Raha fantatrareo fa izy no marina , fantatrareo fa izay rehetra manao ny mety dia teraka taminy .
1JN 2     Average alignment score: 0.347 for 29 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1JN:1  2  3  4  5