Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1JN:1  2  3  4  5 


1JN 5:1     Alignment score: 0.518
Whoever believes that Jesus is the Christ is born from God , and whoever loves a father also loves the child born from him .
Na iza na iza mino fa i Jesosy no Kristy dia naterak'Andriamanitra , ary na iza na iza tia ny Ray ihany koa dia tia ny zanaka
naterany .


1JN 5:2     Alignment score: 0.235 → 0.244
This is how we know
that we love the children of God : when we love God and obey his commandments .
Noho izany no ahafantarantsika fa tiantsika ireo zanak'Andriamanitra : rehefa tia an'Andriamanitra sy manatanteraka ireo didiny isika .
1JN 5:3     Alignment score: 0.335 → 0.332
For this is love for God : that we keep his commandments . And his commandments are not burdensome .
Satria izany no fitiavana ho an'Andriamanitra : dia ny hanatanterahantsika ireo didiny
. Ary ireo didiny dia tsy mavesatra .
1JN 5:4     Alignment score: 0.421
For everyone who is born from God overcomes the world . And this is the victory that has overcome the world , even our faith .
Fa ny olona rehetra izay naterak'Andriamanitra dia mandresy an'izao tontolo izao . Ary izany dia fandresena izay efa nandresy an'izao tontolo izao : ny finoantsika .
1JN 5:5     Alignment score: 0.509
Who is the one who overcomes the world ? The one who believes that Jesus is the Son of God .
Iza ilay iray izay mandresy an'izao tontolo izao ? Ilay iray izay mino fa i Jesosy dia Zanak'Andriamanitra .
1JN 5:6     Alignment score: 0.439 → 0.441
This is the one who came by water and blood : Jesus Christ . He came not only by water , but also by water and blood . The Spirit is the one who testifies , because the Spirit is the truth .
Izany dia ilay Iray izay tonga tamin ' ny rano sy : Jesosy Kristy . Izy dia tonga tsy tamin ' ny rano ihany , fa tamin ' ny rano sy .
1JN 5:7     Alignment score: 0.44
For there are three that testify :
Fa misy telo izay mijoro
vavolombelona :
1JN 5:8     Alignment score: 0.523
the Spirit , the water , and the blood . These
three are in agreement .
ny Fanahy , ny rano , ary ny . Ireo telo ireo dia mifanaraka .
1JN 5:9     Alignment score: 0.318
If we receive the testimony of men , the testimony of God is greater . For this is the testimony of God that he has testified concerning his Son .
Raha mandray ny fijoroana vavolombelon
' ny olona isika , dia ho lehibe kokoa ny fijoroana vavolombelon'Andriamanitra . Fa ny fijoroana vavolombelon'Andriamanitra dia izao : izy dia mijoro vavolombelona mahakasika ny Zanany .
1JN 5:10     Alignment score: 0.414
Anyone who believes in the Son of God has the testimony in himself . Anyone who does not believe God has made him out to be a liar , because he has not believed the testimony that God has given concerning his Son .
Na iza na iza mino ny Zanak'Andriamanitra dia manana fijoroana vavolombelona ao amin'izy tenany . Izay tsy mino an'Andriamanitra dia manao Azy ho mpandainga , satria izy dia tsy nino ny fijoroana vavolombelona izay efa nomen'Andriamanitra mahakasika ny Zanany .
1JN 5:11     Alignment score: 0.468
And the testimony is this : God gave us eternal life , and this life is in his Son .
Ary ny fijoroana vavolombelona dia izao : Andriamanitra dia nanome antsika fiainana mandrakizay , ary izany fiainana izany dia ao amin ' ny Zanany .
1JN 5:12     Alignment score: 0.332
The one who has the Son has life . The one who does not have the Son of God does not have life .
Ilay iray izay manana ny Zanaka dia manana ny fiainana . Ny olona izay tsy manana ny Zanak'Andriamanira dia tsy manana fiainana .
1JN 5:13     Alignment score: 0.308
I have written to you these things so that you will know that you have eternal life to you who believe in the name of the Son of God .
Efa nanoratra ireto zavatra ireto ho anareo aho mba hahafantaranareo fa manana ny fiainana mandrakizay ianareo - ho anareo izay mino ny anaran
' ny Zanak'Andriamanitra .
1JN 5:14     Alignment score: 0.232 → 0.233
Also , this is the confidence we have before him , that if we ask anything according to his will , he hears us .
Toy izany ihany koa , izao no fifanekena izay ananantsika eo anatrehany
, fa na inona na inona angatahantsika araka ny sitrapony , dia maheno antsika Izy .
1JN 5:15     Alignment score: 0.234 → 0.265
Also , if we know
that he hears us whatever we ask of him we know that we have whatever we have asked of him .
Toy izany ihany koa , raha fantantsika fa mandre antsika Izy - na inona na inona angatahantsika Aminy - dia fantantsika fa azontsika izay rehetra nangatahantsika taminy .
1JN 5:16     Alignment score: 0.322 → 0.336
If anyone sees his brother commit a sin that does not result in death , he must pray , and God will give him life . I refer to those whose sin does not result in death . There is a sin that results in death ; I am not saying that he should pray about that .
Raha misy olona iray mahita ny rahalahiny manao fahotana izay tsy miteraka fahafatesena , tsy maintsy mivavaka izy , ary Andriamanitra dia hanome fiainana ho azy . Izaho dia mampitaha ireo izay manana fahotana tsy miteraka fahafatesana . Misy fahotana izay miteraka fahafatesana ; tsy miteny aho hoe tokony hivavaka amin'izany izy .
1JN 5:17     Alignment score: 0.358 → 0.397
All unrighteousness is sin , but there is sin that does not result in death .
Ny tsy fahamarinana rehetra dia fahotana , nefa misy fahotana tsy miteraka fahafatesana .
1JN 5:18     Alignment score: 0.316 → 0.317
We know
that whoever has been born from God does not sin . But the one who was born from God keeps him safe , and the evil one can not harm him .
Fantantsika fa na iza na iza naterak'Andriamanitra dia tsy manota . Nefa ilay iray izay naterak'Andriamanitra dia miaro ny tenany , ary ny ratsy dia tsy afaka ny ahakasika azy .
1JN 5:19     Alignment score: 0.242 → 0.245
We know
that we are from God , and we know that the whole world lies in the power of the evil one .
Fantantsika fa avy amin'Andriamanitra isika , ary izao tontolo izao dia mitoetra ao amin ' ny ratsy .
1JN 5:20     Alignment score: 0.4 → 0.403
But we know
that the Son of God has come and has given us understanding so that we may know him who is true . Also , we are in him who is true , in his Son Jesus Christ . This one is the true God and eternal life .
Kanefa fantantsika fa ny Zanak'Andriamanitra dia efa tonga ary efa nanome antsika fahazavan - tsaina mba ahafantarantsika ilay iray izay tena marina . Toy izany ihany koa , isika dia ao amin'ilay iray izay marina , ao amin'i Jesosy Kristy Zanany . Izy no Andriamanitra marina ary fiainana mandrakizay .
1JN 5:21     Alignment score: 0.355
Children , keep yourselves from idols .
Anaka , arovy amin'ireo sampy ny tenanareo .
1JN 5     Average alignment score: 0.37 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1JN:1  2  3  4  5