Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1JN:1  2  3  4  5 


1JN 3:1     Alignment score: 0.337 → 0.337
See what kind of love the Father has given to us , that we should be called children of God , and this is what we are . For this reason , the world does not know us , because it did not know him .
Indro toy ny inona ny fitiavana nomen
' ny Ray antsika , mba hiantsoana antsika hoe zanak'Andriamanitra , ary izany isika . Noho izany antony izany , izao tontolo izao dia tsy mahafantatra antsika , satria tsy mahafantatra azy izany .


1JN 3:2     Alignment score: 0.374 → 0.375
Beloved , we are now children of God , and it has not yet been revealed what we will be . We know that when Christ appears , we will be like him , for we will see him just as he is .
Ry malala , zanak'Andriamanitra isika ankehitriny , ary izany dia mbola tsy nambara hoe ho toy ny inona isika . Isika dia mahafantatra fa rehefa miseho i Kristy , dia ho tahaka Azy isika , satria hahita Azy toa Azy isika .
1JN 3:3     Alignment score: 0.168 → 0.183
Everyone who has this hope in him purifies himself just as he is pure .
Ny rehetra izay manana izany fahatokisana momba ny ho avy mifototra aminy izany dia manadio ny tenany mba hadio tahaka Azy .
1JN 3:4     Alignment score: 0.185 → 0.185
Everyone who sins is committing acts of lawlessness , for sin is lawlessness .
Izay rehetra manota dia manao izay tsy ara - dalàna ; fa ny fahotana dia tsy ara - dalàna .
1JN 3:5     Alignment score: 0.313
You know that Christ was revealed in order to take away sins , and in him there is no sin .
Ianareo dia mahafantatra fa i Kristy dia nambara mba hanala ireo fahotana , ary ao aminy dia tsy misy fahotana .
1JN 3:6     Alignment score: 0.202 → 0.201
No one who remains in him will keep on sinning . No one who continues to sin has seen him or known him .
Tsy misy olona izay mitoetra ao aminy ka mbola hanota hatrany . Tsy misy olona mbola manota nahita azy na nahafantatra azy .
1JN 3:7     Alignment score: 0.292
Children , do not let anyone lead you astray . The one who does righteousness is righteous , just as Christ is righteous .
Ry zanaka
malala , aza avela hisy olona hamitaka anareo . Ilay iray izay manao ny fahamarinana dia marina , tahaka ny mahamarina an'i Kristy .
1JN 3:8     Alignment score: 0.427 → 0.428
The one who commits sin is from the devil , for the devil has sinned from the beginning . For this reason the Son of God was revealed , so that he would destroy the devil 's works .
Ilay iray izay manota dia avy amin ' ny devoly , fa ny devoly dia nanota hatrany am - piandohana . Noho izany antony izany ny Zanak'Andriamanitra dia naseho
, mba hahafahany mamotika ireo asan ' ny devoly .
1JN 3:9     Alignment score: 0.419
Whoever has been born from God does not continue to sin , because God 's seed remains in him . He can not continue to sin , because he has been born of God .
Na iza na iza naterak'Andriamanitra dia tsy hanohy ny fahotana satria ny voa avy tamin'Andriamanitra dia mitoetra ao aminy . Tsy afaka manohy ny fahotana izy satria naterak'Andriamanitra .
1JN 3:10     Alignment score: 0.311
In this the children of God and children of the devil are revealed : Whoever does not do what is righteous is not from God , neither is the one who does not love his brother .
Ao amin'izany no hampisehoana ireo zanak'Andriamanitra sy ireo zanaky
ny devoly . Na iza na iza tsy manao ny marina dia tsy avy amin'Andriamanitra ; na ny iray izay tsy tia ny rahalahiny ihany koa aza .
1JN 3:11     Alignment score: 0.408 → 0.435
For this is the message that you have heard from the beginning : We should love one another .
Fa izany no hafatra izay efa renareo hatrany am - piandohana : fa isika dia tokony mifankatia ,
1JN 3:12     Alignment score: 0.373
We should not be like Cain , who was from the evil one and murdered his brother . Why did he kill him ? Because his works were evil and his brother 's righteous .
fa tsy toa an'i Kaina , izay avy amin'ilay ratsy sy namono ny rahalahiny . Fa nahoana izy no namono azy ? Satria ireo asany
dia ratsy , ary ny an ' ny rahalahiny dia marina .
1JN 3:13     Alignment score: 0.421
Do not be amazed , my brothers , if the world hates you .
Aza gaga , ry rahalahiko , raha mankahala anareo ny tany
.
1JN 3:14     Alignment score: 0.352
We know
that we have passed out of death into life , because we love the brothers . Anyone who does not love remains in death .
Fantatsika fa efa niala tamin ' ny fahafatesana mankany amin ' ny fiainana isika , satria tia an'ireo rahalahy isika . Izay tsy tia dia mitoetra any amin ' ny fahafatesana .
1JN 3:15     Alignment score: 0.377
Anyone who hates his brother is a murderer . You know that no murderer has eternal life residing in him .
Izay mankahala ny rahalahiny dia mpamono olona
. Fantatrareo fa tsy misy mpamono olona manana fiainana mandrakizay mitoetra ao aminy .
1JN 3:16     Alignment score: 0.383
By this we know
love , because Christ laid down his life for us . We also ought to lay down our lives for the brothers .
Amin'izany no hahafantarantsika ny fitiavana , satria Kristy nanolotra ny ainy ho antsika . Isika ihany koa dia tokony manolotra ny aintsika ho an'ireo rahalahy .
1JN 3:17     Alignment score: 0.269 → 0.291
But whoever has the world 's goods , sees his brother in need , and shuts up his heart of compassion from him , how does the love of God remain in him ?
Fa na iza na iza manana ny haren'izao tontolo izao , ka mahita ny fahasahiranan ' ny rahalahiny , ary manakatona ny fon ' ny fangorahany azy , amin ' ny fomba ahoana no itoeran ' ny fitiavan'Andriamanitra ao aminy ?
1JN 3:18     Alignment score: 0.263
My children , let us not love in word or in tongue , but in actions and truth .
Ry zanako malalako , aoka isika tsy hitia amin ' ny teny na koa amin ' ny vava , fa amin ' ny asa sy fahamarinana .
1JN 3:19     Alignment score: 0.189
It is by this we know
that we are from the truth , and we assure our hearts before him .
Avy amin'izany no hahafantarantsika fa avy amin ' ny fahamarinana isika , ary mampatoky ny fontsika eo anatrehany isika .
1JN 3:20     Alignment score: 0.266 → 0.292
For if our hearts condemn us , God is greater than our hearts , and he knows all things .
Fa raha manameloka antsika ny fontsika , Andriamanitra dia lehibe noho ny fontsika , ary mahafantatra ny zava - drehetra Izy .
1JN 3:21     Alignment score: 0.295 → 0.326
Beloved , if our hearts do not condemn us , we have confidence toward God .
Ry malala , raha tsy manameloka antsika ny fontsika , dia manana fahatokisana amin'Andriamanitra isika .
1JN 3:22     Alignment score: 0.293 → 0.292
Whatever we ask we will receive from him , because we keep his commandments and do the things that are pleasing before him .
Na inona na inona angatahintsika dia ho azontsika avy aminy , satria isika mitandrina ireo didiny
sy manao izay ankasitrahana eo anatrehany .
1JN 3:23     Alignment score: 0.436
This is his commandment
: that we should believe in the name of his Son Jesus Christ and love one another , just as he gave us this commandment .
Izao no didiny : tokony mino ny anaran ' ny Zanany Jesosy Kristy ary mifankatia isika , tahaka ny efa nanomezany antsika izany didy izany .
1JN 3:24     Alignment score: 0.302 → 0.295
The one who keeps God 's commandments
remains in him , and God remains in him . By this we know that he remains in us , by the Spirit whom he gave to us .
Ny iray izay mitazona ireo didin'Andriamanitra dia mitoetra ao aminy , ary Andriamanitra mitoetra ao aminy . Amin'izany no hahafantarantsika fa izy dia mitoetra ao amintsika , amin ' ny Fanahy izay nomeny antsika .
1JN 3     Average alignment score: 0.331 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1JN:1  2  3  4  5