Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1JN:1  2  3  4  5 


1JN 4:1     Alignment score: 0.427
Beloved , do not believe every spirit . Instead , test the spirits to see whether they are from God , because many false prophets have gone out into the world .
Ry malala , aza mino ny fanahy rehetra . Fa kosa , mitsapa ireo fanahy mba hahita fa avy amin'Andriamanitra izy ireo , satria mpaminany sandoka maro no efa niala tamin'izao tontolo izao .


1JN 4:2     Alignment score: 0.462
By this you will know
the Spirit of God every spirit that confesses that Jesus Christ has come in the flesh is from God ,
Amin'izany no ahafantaranareo ny Fanahin'Andriamanitra - ny fanahy rehetra izay manaiky fa i Jesosy Kristy izay tonga nofo dia avy amin'Andriamanitra ,
1JN 4:3     Alignment score: 0.404
and every spirit that does not confess Jesus is not from God . This is the spirit of the antichrist , which you have heard is coming , and now is already in the world .
ary ny fanahy rehetra izay tsy manaiky fa Jesosy dia tsy avy amin'Andriamanitra . Dia izany ny fanahin ' ny antiKristy , izay efa renareo fa ho avy , ary ankehitriny dia efa eto an - tany .
1JN 4:4     Alignment score: 0.324
You are from God , children , and have overcome them , because the one who is in you is greater than the one who is in the world .
Ianareo dia avy amin'Andriamanitra , ry zanaka
malala , ary efa nandresy azy ireo , satria ilay iray izay ao aminareo dia lehibe mihaotra noho ilay iray izay eto amin'izao tontolo izao .
1JN 4:5     Alignment score: 0.468
They are from the world ; therefore what they say is from the world , and the world listens to them .
Izy ireo dia avy amin'izao tontolo izao ; noho izany izay rehetra lazain'izy ireo dia avy amin'izao tontolo izao , ary izao tontolo izao dia mihaino an'izy ireo .
1JN 4:6     Alignment score: 0.253
We are from God . Anyone who knows God listens to us . He who is not from God does not listen to us . By this we know
the spirit of truth and the spirit of error .
Avy amin'Andriamanitra isika . Izay mahafantatra ny Tompo dia maheno antsika . Izy izay tsy avy amin'Andriamanitra dia tsy maheno antsika . Amin'izany no ahafantarantsika ny fanahin ' ny fahamarinana sy ny fanahin ' ny fahadisoana .
1JN 4:7     Alignment score: 0.382
Beloved , let us love one another , for love is from God , and everyone who loves is born from God and knows God .
Ry malala , aoka isika hifankatia , fa ny fitiavana dia avy amin'Andriamanitra , ary izay rehetra mitia dia naterak'Andriamanitra sy mahafantatra an'Andriamanitra .
1JN 4:8     Alignment score: 0.325
The person who does not love does not know God , for God is love .
Ny olona izay tsy mitia dia tsy mahafantatra an'Andriamanitra , satria Andriamanitra dia fitiavana .
1JN 4:9     Alignment score: 0.336
Because of this the love of God was revealed among us , that God has sent his only Son into the world so that we would live because of him .
Noho izany ny fitiavan'Andriamanitra dia nambara tamintsika , fa Andriamanitra dia nandefa ny Zanany lahitokana ho an'izao tontolo izao mba ho velona noho Izy isika .
1JN 4:10     Alignment score: 0.314
In this is love : not that we loved God , but that he loved us , and that he sent his Son to be the atoning sacrifice
for our sins .
Ao amin'izany fitiavana izany , tsy ny nitiavantsika an'Andriamanitra , fa ny nitiavany antsika , ary ny nandefasany ny Zanany lahy ho fanavotana ireo fahotantsika .
1JN 4:11     Alignment score: 0.407 → 0.408
Beloved , if God so loved us , we also should love one another .
Ry malala , raha tia loatra antsika Andriamanitra , dia tokony hifankatia ihany koa isika .
1JN 4:12     Alignment score: 0.303 → 0.303
No one has ever seen God . If we love one another , God remains in us , and his love is perfected in us .
Tsy mbola nisy nahita an'Andriamanitra . Fa raha mifankatia isika , dia mitoetra ao amintsika Andriamanitra ary ny fitiavany
dia tanteraka ao amintsika .
1JN 4:13     Alignment score: 0.3
By this we know
that we remain in him and he in us , because he has given us some of his Spirit .
Amin'izany no ahafantarantsika fa mitoetra ao aminy isika ary izy ao amintsika , satria izy dia nanome antsika ny sasany amin ' ny Fanahiny .
1JN 4:14     Alignment score: 0.417
Also , we have seen and testify that the Father has sent the Son to be the Savior of the world .
Ary ihany koa , efa nahita isika sy efa mijoro vavolombelona fa ny Ray dia efa nandefa ny Zanany lahy ho Mpamonjy an'izao tontolo izao .
1JN 4:15     Alignment score: 0.391 → 0.392
Whoever confesses
that Jesus is the Son of God , God remains in him and he in God .
Na iza na iza manaiky fa Jesosy dia Zanaka lahin'Andriamanitra , dia mitoetra ao aminy Andriamanitra ary izy ao amin'Andriamanitra .
1JN 4:16     Alignment score: 0.388
Also , we have known and believed the love that God has for us . God is love , and the one who remains in this love remains in God , and God remains in him .
Isika ihany koa dia nahafantatra ary nino ny fitiavana izay efa nananan'Andriamanitra ho antsika . Andriamanitra dia fitiavana , ary ilay iray izay mitoetra amin'izany fitiavana izany dia mitoetra ao amin'Andriamanitra , ary Andriamanitra dia mitoetra ao aminy .
1JN 4:17     Alignment score: 0.273 → 0.288
Because of this , this love has been made perfect among us , so that we will have confidence on the day of judgment , because as he is , just so are we in this world .
Noho izany , izany fitiavana izany dia notanterahina tamintsika , mba hananantsika fahatokisana amin ' ny andron ' ny fitsarana , satria toa Azy , dia toy izany ihany koa isika eto amin'ity tany ity .
1JN 4:18     Alignment score: 0.356
There is no fear in love . Instead , perfect love throws out fear , because fear has to do with punishment . But the one who fears has not been made perfect in love .
Tsy misy tahotra ao amin ' ny fitiavana . Fa kosa , ny fitiavana tanteraka dia manala ny tahotra , satria ny tahotra dia tsy maintsy miaraka amin ' ny sazy . Fa ilay iray izay matahotra dia tsy natao ho tanteraka ao amin ' ny fitiavana .
1JN 4:19     Alignment score: 0.494
We love because God first loved us .
Mitia isika satria Andriamanitra nitia antsika voalohany .
1JN 4:20     Alignment score: 0.324
If anyone says , " I love God " but hates his brother , he is a liar . For the one who does not love his brother , whom he has seen , can not love God , whom he has not seen .
Raha misy olona miteny hoe : " Tiako Andriamanitra " nefa mankahala ny rahalahany
, dia mpandainga izy . Fa ilay iray izay tsy mitia ny rahalahany , izay hitany , dia tsy afaka ny hitia an'Andriamanitra , izay tsy hitany .
1JN 4:21     Alignment score: 0.299 → 0.307
Also , this is the commandment
we have from him : Whoever loves God must also love his own brother .
Ary , izany ihany koa no didy izay ananantsika avy aminy : Na iza na iza mitia an'Andriamanitra dia tsy maintsy mitia ny rahalahany ihany koa .
1JN 4     Average alignment score: 0.358 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1JN:1  2  3  4  5