Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1PE:1  2  3  4  5 


1PE 5:1     Alignment score: 0.321 → 0.357
I am exhorting the elders among you I , who am a fellow elder and a witness
of the sufferings of Christ , and am also one who will share in the glory that will be revealed :
Mananatra ireo loholona aminareo aho , izaho , izay loholona namana . Izaho ihany koa dia vavolombelon'ireo fijalian'i Kristy , ary ihany koa mpikambana ao amin ' ny voninahitra izay efa haseho .


1PE 5:2     Alignment score: 0.073 → 0.087
Be shepherds
of God 's flock that is under your care , serving as overseers not because you must , but because you are willing , as God would have you serve not for shameful profit but eagerly .
Noho izany , mananatra anareo aho , ry loholona , andraso ny ondrin ' Andriamanitra izay eo aminareo . Araho maso izy ireny , tsy amin ' ny fahateriterena , fa amin ' ny sitraponareo , araka ny sitrapon ' Andriamanitra . Araho maso izy ireny , tsy amin ' ny vola maloto , fa an - tsitrapo .
1PE 5:3     Alignment score: 0.202
Do not act as lords over those allotted to you . Instead , be examples to the flock .
Aza manjakazaka amin ' ny olona
izay tandremanareo . Fa kosa , aoka ho fitaratra ho an ' ny ondry .
1PE 5:4     Alignment score: 0.258 → 0.273
Then when the Chief Shepherd is revealed , you will receive an unfading crown of glory .
Ary rehefa miseho ilay Lohan ' ny mpiandry ondry , dia hahazo satro - boninahitra
tsy mety simba ianareo .
1PE 5:5     Alignment score: 0.326 → 0.341
In the same way , you younger men , submit to the older men . All of you , clothe yourselves with humility and serve one another . " For God is opposed to the proud , but he gives grace to the humble . "
Tahaka izany koa , ianareo tanora fanahy , maneke ny olon
- dehibe . Ianareo rehetra , tafio fanetren - tena ny tenanareo ary mifanompoa . Fa Andriamanitra manohitra ny mpirehareha , fa manome fahasoavana ny mpanetry tena .
1PE 5:6     Alignment score: 0.271 → 0.333
Therefore humble yourselves under God 's mighty hand so that he may exalt you in due time .
Noho izany manetre
tena eo ambanin ' ny tana - maherin'Andriamanitra mba hanandratany anareo amin'izany fotoana izany .
1PE 5:7     Alignment score: 0.276
Cast all your anxiety on him because he cares for you .
Apetraho eo aminy ny fanahianareo rehetra , satria Izy no miahy anareo .
1PE 5:8     Alignment score: 0.336 → 0.36
Be sober , be watchful . Your adversary the devil is walking around like a roaring lion , looking for someone to devour .
Mahonona tena , miambena . Ny fahavalonareo , dia ny devoly , miodidinana tahaka ny liona mierona , mitady izay olona ho arapany .
1PE 5:9     Alignment score: 0.162
Stand against him . Be strong in your faith . You know that your brotherhood in the world is enduring the same sufferings
.
Manohera azy . Miorena amin ' ny finoanareo . Fantatrareo fa izany fahoriana izany dia manjo ny firaisan'ireo mpino manerana an'izao tontolo izao ihany koa .
1PE 5:10     Alignment score: 0.305 → 0.325
After you suffer for a little while , the God of all grace , who called you to his eternal glory in Christ , will perfect you , confirm you , strengthen you , and establish you .
Rehefa avy nijaly nandritra
ny fotoana fohy ianareo , ny Andriamanitry ny fahasoavana rehetra , izay niantso anareo ho amin ' ny voninahiny mandrakizay ao amin'i Kristy , dia hahatanteraka anareo , hanangana anareo , ary hampahery anareo .
1PE 5:11     Alignment score: 0.444
To him be the dominion forever and ever . Amen .
Ho Azy anie ny fanjakana mandrakizay mandrakizay . Amena
1PE 5:12     Alignment score: 0.27 → 0.286
I regard Silvanus as a faithful brother , and I have written to you briefly through him . I am exhorting you and I am testifying to you that what I have written is the true grace of God . Stand in it .
Raisiko toy ny rahalahy mahatoky i Silasy , ary nanoratra teny
fohifohy ho anareo tamin ' ny alalany aho . Mananatra anareo aho ary manambara anareo fa izay nosoratako dia fahasoavana marin'Andriamanitra . Mijoroa amin'izany .
1PE 5:13     Alignment score: 0.491
The woman who is in Babylon , who is chosen together with you , greets you . Also Mark , my son , greets you .
Ny vehivavy izay any Babylona , izay voafidy niaraka taminareo , manao veloma anareo . Ary koa i Marka
, zanako lahy , manao veloma anareo .
1PE 5:14     Alignment score: 0.461 → 0.461
Greet one another with a kiss of love . May peace be to you all who are in Christ .
Mifanaova veloma amin ' ny fanoroham - pitiavana . Ho aminareo rehetra anie ny fiadanana izay ao amin'i Kristy .
1PE 5     Average alignment score: 0.302 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1PE:1  2  3  4  5