Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1PE:1  2  3  4  5 


1PE 3:1     Alignment score: 0.216 → 0.215
In the same way , you who are wives should submit to your own husbands . Do this so that even if some men are disobedient to the word , they may be won without a word , through their wives ' behavior ,
Amin'izany fomba izany , Ianareo vehivavy dia tokony hanaiky ny vadinareo . Ataovy izany na dia misy lehilahy maro aza tsy mankatoa ny teny
, ary mety ho azo izy ireo na tsy misy aza ny teny , amin ' ny alalan ' ny fitondran - tenan ' ny vadin'izy ireo .


1PE 3:2     Alignment score: 0.133 → 0.168
having been eyewitnesses of your respectful , pure behavior .
Fa izy ireo dia hahita ny fitondran - tena mendrikareo am - panajana .
1PE 3:3     Alignment score: 0.242 → 0.28
Do not let your adornment be outward the braiding of hair and putting on of gold ornaments , or the clothing you wear .
Aoka izany ho tanteraka tsy miaraka amin'ireo haingo ivelany
: randram - bolo , firavaka volamena , na akanjo lamaody .
1PE 3:4     Alignment score: 0.292 → 0.306
Instead , let your adornment be the inner person of the heart with the lasting beauty of a gentle and quiet spirit , which is precious before God .
Fa kosa , aoka izany ho tanteraka miaraka amin'izay
ao am - pon ' ny olona , sy ny hatsarana maharitran ' ny fanahy tsara sy mangina , izay sarobidy eo anatrehan'Andriamanitra .
1PE 3:5     Alignment score: 0.204 → 0.219
For this is how holy women
long ago who hoped in God adorned themselves , by submitting to their husbands .
Fa ireo vehivavy masina taloha no nandravaka ny tenan'izy ireo toy izany . Nanana fahatokiana an'Andriamanitra izy ireo ary nanaiky ny vadiny avy .
1PE 3:6     Alignment score: 0.37 → 0.37
In this way Sarah obeyed Abraham and called him her lord . You are now her children if you do what is good and if you are not afraid of trouble .
Toy izany fomba izany no nankatoavan'i Abrahama an'i Saraha sy niantsoany
azy ho tompony . Ianareo dia zanany ankehitriny raha manao izay tsara sy tsy matahotra olana ianareo .
1PE 3:7     Alignment score: 0.337 → 0.337
In the same way , you husbands should live with your wives according to understanding , as with a weaker container , a woman . You should give
them honor as fellow heirs of the grace of life . Do this so that your prayers will not be hindered .
Toy izany ihany , ianareo lehilahy dia tokony miaina miaraka amin ' ny vadinareo araky ny fahazavan - tsaina , toy ny fanaka malemy kokoa , ny vehivavy . Tokony omenareo voninahitra izy ireo tahaka ny mpiara - mandova ny fanomezan ' ny fiainana . Ataovy izany mba tsy ho voasakana ny vavakareo .
1PE 3:8     Alignment score: 0.301 → 0.307
Finally , all of you , be like - minded , compassionate , loving as brothers , tenderhearted , and humble .
Farany , ianareo rehetra , aoka hiray saina , hangoraka , hifankatia tahaka ny mpirahalahy , ho tso - po , ary hanetri
- tena .
1PE 3:9     Alignment score: 0.237 → 0.246
Do not pay back evil for evil or insult for insult . On the contrary , continue to bless , because for this you were called , that you might inherit a blessing .
Aza mamaly ratsy ny ratsy na manevateva ny mpanevateva . Mifanohitra amin'izay
aza , mitahia hatrany , fa noho izany no niantsoana anareo , mba hahafahanareo mandova ny fitahiana .
1PE 3:10     Alignment score: 0.35
" The one who wants to love life and see good days should stop his tongue from evil and his lips from speaking deceit .
" Ilay iray izay te hankafy ny fiainana sy te hahita andro tsara dia tokony hanatsahatra ny lelany
amin ' ny ratsy sy ny molony amin ' ny fitenenana fitaka .
1PE 3:11     Alignment score: 0.329
Let him turn away from what is bad and do what is good . Let him seek peace and pursue it .
Aoka izy hiala amin ' ny atao hoe ratsy ary hanao izay tsara . Aoka izy hitady fiadanana sy hitaky izany .
1PE 3:12     Alignment score: 0.406
The eyes of the Lord see the righteous , and his ears hear their prayers . But the face of the Lord is against those
who do evil . "
Ny mason ' ny Tompo mahita ny marina , ary ny sofiny mandre ireo fangatahan'izy ireo . Fa ny tavan ' ny Tompo dia manohitra ireo izay manao ratsy . "
1PE 3:13     Alignment score: 0.236
Who is the one who will harm you if you are eager to do what is good ?
Iza ilay iray izay hamely anareo raha maniry ny hanao ny tsara ianareo ?
1PE 3:14     Alignment score: 0.345
But even if you suffer because of righteousness , you are blessed . Do not fear their threats . Do not be troubled .
Nefa raha mijaly nohon ' ny fahamarinana ianareo , dia sambatra . Aza matahotra izay hatahoran'izy ireo . Aza mangorohoro .
1PE 3:15     Alignment score: 0.294 → 0.293
Instead , set apart the Lord Christ in your hearts as holy . Always be ready to give
an account to anyone who asks about the hope you have
Fa kosa , atokano toy ny masina ao am - ponareo ilay Tompo Kristy . Mivonona hatrany hamaly ny olona rehetra izay manontany anareo ny antony hatokinareo an'Andriamanitra . Ataovy amin ' ny halemem - panahy sy fanajana izany .
1PE 3:16     Alignment score: 0.165 → 0.169
however , with meekness and respect . Have a good conscience so that , in whatever you are spoken of as evil , the people who slander your good life in Christ may be put to shame .
Manàna feon
' ny fieritreretana madio mba ny olona izay manevateva ny fiainana tsaranareo ao amin'i Kristy dia mety menatra satria miteny manohitra anareo izy ireo toy ny hoe mpanao ratsy ianareo .
1PE 3:17     Alignment score: 0.29
It is better , if it should be God 's will , that you suffer for doing good than for doing evil .
Tsara kokoa , raha Andriamanitra no maniry , fa mijaly ianareo amin ' ny fanaovana ny tsara nohon ' ny fanaovana ny ratsy .
1PE 3:18     Alignment score: 0.329 → 0.401
Christ also suffered once for sins . He who is righteous suffered for us , who were unrighteous , so that he would bring us to God . He was put to death in the flesh , but he was made alive
by the Spirit .
Efa nijaly nohon ' ny fahotana ihany koa i Kristy . Izy izay marina dia nijaly ho antsika , izay tsy marina , mba hitondrany antsika eo amin'Andriamanitra . Novonoina tamin ' ny nofo Izy , fa novelomin ' ny Fanahy .
1PE 3:19     Alignment score: 0.39 → 0.392
By the Spirit , he went and preached to the spirits who are now in prison .
Tamin ' ny alalan ' ny Fanahy , dia nandeha izy ary nitory ho an'ireo fanahy izay any am - ponja ankehitriny .
1PE 3:20     Alignment score: 0.362 → 0.406
They were disobedient when the patience of God was waiting in the days of Noah , in the days of the building of an ark , and God saved a few people eight souls by means of the water .
Tsy nankatoa izy ireo rehefa niandry ny faharetan'Andriamanitra tamin ' ny andron'i Noa , tamin ' ny andronn ' ny fananganana sambofiara , ary Andriamanitra namonjy olona vitsy _ fanahy valo _ tamin ' ny rano .
1PE 3:21     Alignment score: 0.3 → 0.299
This is a symbol of the baptism that saves you now not as a washing away of dirt from the body , but as the appeal of a good conscience to God through the resurrection of Jesus Christ .
Izany no famantarana ny batisa izay mamonjy anareo ankehitriny_tsy toy ny fanadiovana
ny loto amin ' ny vatana , fa toy ny antson ' ny feon ' ny fieritreretana ho amin'Andriamanitra_tamin ' ny alalan ' ny fitsangan'i Jesosy Kristy tamin ' ny maty .
1PE 3:22     Alignment score: 0.416 → 0.417
Christ is at the right hand of God . He went into heaven . Angels , authorities , and powers must submit to him .
Kristy dia eo an - tanana
ankavanan'Andriamanitra . Niakatra any an - danitra izy . Ireo anjely , ireo manam - pahefana , ary ny hery dia tsy maintsy manaiky Azy .
1PE 3     Average alignment score: 0.311 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1PE:1  2  3  4  5