Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1PE:1  2  3  4  5 


1PE 4:1     Alignment score: 0.432
Therefore , because Christ suffered in the flesh , arm yourselves with the same intention . For whoever has suffered in the flesh has ceased from sin .
Noho izany , satria nijaly tamin ' ny nofo i Kristy , dia ataovy fiadian ' ny tenanareo izany tanjona
izany . Fa izay rehetra nijaly tamin ' ny nofo dia nitsahatra tamin ' ny fahotana .


1PE 4:2     Alignment score: 0.284
As a result , such a person , for the rest of his time in the flesh , no longer lives for men 's desires , but for God 's will .
Vokatr'izany , ny olona toy izany , mandritra
ny fotoana sisa hiainany , dia tsy hiaina ho an ' ny fanirian ' ny olona intsony , fa ho an ' ny sitrapon'Andriamanitra .
1PE 4:3     Alignment score: 0.218 → 0.224
For the time that has passed is enough for you to do the desire of the Gentiles , living in sensuality , lusts , drunkenness , drunken celebrations , having wild parties , and committing lawless acts of idolatry .
Fa ampy izay ny fotoana lasa nanaovana izay tian
' ny Jentilisa atao - hafalian ' ny nofo , fijejojejoana , fimamoana , fitondran - tena mahamenatra , filalaovan - dratsy , ary ireo asan ' ny fanompoan - tsampy maharikoriko .
1PE 4:4     Alignment score: 0.199 → 0.202
They think it is strange that you do not join with them in these
floods of reckless behavior , so they speak evil about you .
Heverin'izy ireo fa hafahafa satria tsy mikambana amin'izy ireo ao amin'izany fanaranam - po be izany ianareo , noho izany dia hiteny ratsy momba anareo izy ireo .
1PE 4:5     Alignment score: 0.389 → 0.407
They will give
an account to the one who is ready to judge the living and the dead .
Hamaly ny iray izay vonona hitsara ny velona sy ny maty izy ireo .
1PE 4:6     Alignment score: 0.278 → 0.286
For this purpose the gospel was preached also to the dead , so that , although they have been judged in the flesh as humans , they may live in the spirit the way God does .
Noho izany antony izany no nitoriana ny vaovao mahafaly tamin'ireo maty ihany koa , mba , na dia notsaraina tamin ' ny nofo toy ny olona
aza izy ireo , dia hiaina toa an'Andriamanitra ao amin ' ny fanahy .
1PE 4:7     Alignment score: 0.192 → 0.196
The end of all things is coming near . Therefore be of sound mind , and be sober in your thinking for the sake of prayers .
Manakaiky ny faran ' ny zavatra rehetra . Noho izany tongava saina , ary mahonona tena amin ' ny eritreritrareo ho an ' ny fitiavam - bavaka
.
1PE 4:8     Alignment score: 0.319
Above all things , have fervent love for one another , for love covers a multitude of sins .
Ambonin ' ny zavatra rehetra , manàna fitiavana feno ho an ' ny tsirairay avy , fa ny fitiavana mandrakotra fahotana maro .
1PE 4:9     Alignment score: 0.321 → 0.333
Be hospitable to one another without complaining .
Mifampiantranoa tsy am - pitarainana .
1PE 4:10     Alignment score: 0.14 → 0.183
As each one of you has received a gift , use it to serve one another as good stewards of God 's grace in its various forms .
Fa ny tsirairay aminareo dia nandray fanomezam - pahasoavana
, ampiasao hifanompoana izany . Manaova izany toy ny mpitan - draharahan ' ny fanomezam - pahasoavana maro maimaimpoana an'Andriamanitra .
1PE 4:11     Alignment score: 0.413 → 0.415
If anyone speaks , let it be with God 's words . If anyone serves , let it be from the strength that God supplies . Do these
things so that in all ways God would be glorified through Jesus Christ . May there be to Jesus Christ glory and dominion forever and ever . Amen .
Raha misy miteny , aoka izy hanao izany toy ny iray miteny ny tenin'Andriamanitra . Raha misy manompo , aoka izany ho avy amin ' ny hery izay vatsian'Andriamanitra . Manaova ireo zavatra ireo mba homem - boninahitra amin ' ny alalan'i Jesosy Kristy amin ' ny fomba rehetra Andriamanitra . Aoka ho an'i Jesosy Kristy ny voninahitra sy hery mandrakizay doria . Amena .
1PE 4:12     Alignment score: 0.363
Beloved , do not regard as strange the testing in the fire that has come
upon you , as if something strange were happening to you .
Ry malala , aza raisina ho hafahafa ny fitsapana amin ' ny afo izay nitranga taminareo , toy ny hoe nisy zavatra hafahafa nitranga taminareo .
1PE 4:13     Alignment score: 0.346 → 0.346
Instead , however much you experience the sufferings of Christ , rejoice , so that you may also rejoice and be glad when his glory is revealed .
Fa kosa , na dia betsaka aza ny hiainanareo ireo fijalian'i
Kristy , mifalia , mba ho afaka hifaly ihany koa ianareo ary ho ravoravo amin ' ny fanambarana ny voninahiny .
1PE 4:14     Alignment score: 0.374
If you are insulted for Christ 's name , you are blessed , because the Spirit of glory and of God rests on you .
Raha notevatevaina noho ny anaran'i
Kristy ianareo , dia voatahy , satria ny Fanahin ' ny voninahitra sy ny Fanahin'Andriamanitra dia mitoetra ao aminareo .
1PE 4:15     Alignment score: 0.416
But let none of you suffer as a murderer , a thief , an evildoer , or a meddler .
Fa aoka tsy hisy na iza na iza aminareo hijaly toy ny mpamono olona
, mpangalatra , mpanao ratsy , na mpiraharaha ny an ' ny hafa .
1PE 4:16     Alignment score: 0.386
Yet if anyone suffers as a Christian
, let him not be ashamed ; instead , let him glorify God with that name .
Fa raha misy mijaly fa Kristiana , aoka izy tsy ho menatra ; fa kosa , aoka hanome voninahitra an'Andriamanitra amin'izany anarana izany izy .
1PE 4:17     Alignment score: 0.339
For it is time for judgment to begin with the household of God . If it begins with us , what will be the outcome for those who disobey God 's gospel ?
Fa fotoana izao hanombohana ny fitsarana miaraka amin ' ny ankohonan'Andriamanitra . Raha manomboka amintsika izany , inona no ho vokatra ho an'ireo izay tsy mankàto ny filazantsaran'Andriamanitra ?
1PE 4:18     Alignment score: 0.276
And " If it is difficult for the righteous to be saved , what will become
of the ungodly and the sinner ? "
Ary raha " ny olo - marina aza ila tsy ho voavonjy , amin ' ny fomba ahoana no hisehoan ' ny olona tsy an'Andriamanitra sy ny mpanota ? "
1PE 4:19     Alignment score: 0.205 → 0.219
Therefore , let those
who suffer because of God 's will commit their souls to the faithful Creator in well - doing .
Noho izany aoka ireo izay mijaly noho ny sitrapon'Andriamanitra hanankina ny fanahin'izy ireo amin ' ny Mpamorona mahatoky amin ' ny fanaovan - tsoa .
1PE 4     Average alignment score: 0.316 for 19 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1PE:1  2  3  4  5