Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1PE:1  2  3  4  5 


1PE 2:1     Alignment score: 0.229 → 0.233
Therefore , put aside all evil , all deceit , hypocrisy , envy , and all slander .
Noho izany ario ny ratsy rehetra , ny fahadisoam - panantenana rehetra , ny fihatsaram
- belatsihy , ny faniriana , ary ny fanendrikendrehana rehetra .


1PE 2:2     Alignment score: 0.344 → 0.357
As newborn infants , long for pure spiritual milk , so that through it you may grow in salvation ,
Tahaka ny zaza vao teraka , maniry ronono ara - panahy madio , mba hahafahanareo mitombo ao amin ' ny famonjena amin ' ny alalan'izany ,
1PE 2:3     Alignment score: 0.327
if you have tasted that the Lord is kind .
raha nahatsapa ianareo fa tsara fanahy ny Tompo .
1PE 2:4     Alignment score: 0.251 → 0.252
Come to him who is a living stone that has been rejected by people , but that has been chosen by God as valuable to him .
Manatona azy ilay vato velona izay narian ' ny olona , fa voafidin'Andriamanitra ho manan - danja Aminy .
1PE 2:5     Alignment score: 0.412 → 0.451
You also are like living stones that are being built up to be a spiritual house in order to be a holy priesthood that offers the spiritual sacrifices
acceptable to God through Jesus Christ .
Ianareo ihany koa dia tahaka ireo vato velona izay voaorina ho trano ara - panahy , mba ho mpisorona masina izay manolotra ny sorona ara - panahy eken'Andriamanitra amin ' ny alalan'i Jesosy Kristy .
1PE 2:6     Alignment score: 0.426 → 0.427
Scripture contains this : " See , I am laying in Zion a cornerstone , chosen and valuable . Whoever believes in him will not be ashamed . "
Ny Soratra Masina dia ahitana izao : " Indro , Izaho mipetraka amin ' ny Ziona vato fehizoro , voafidy sy manan - danja . Izay rehetra mino azy dia tsy ho menatra . "
1PE 2:7     Alignment score: 0.222 → 0.217
The value , then , is to you who believe . But to those
who do not believe , " The stone that was rejected by the builders , this has become the head of the corner , "
Ny voninahitra noho izany dia ho anao izay mino . Kanefa , " ny vato narian'ireo mpanori - trano , izany dia tonga lohan ' ny fehizoro " -
1PE 2:8     Alignment score: 0.239 → 0.241
and " A stone of stumbling and a rock that makes them fall
. " They stumble because they disobey the word which is what they were appointed to do .
ary , vato mahatafintohina sy vatolampy mahalavo . Tafintohina izy ireo , tsy nankàto ny teny , izay voatokana ho azy ireo ihany koa .
1PE 2:9     Alignment score: 0.248 → 0.269
But you are a chosen people , a royal priesthood , a holy nation , a people for God 's possession
, so that you would announce the wonderful actions of the one who called you out from darkness into his marvelous light .
Fa ianao dia olom - boafidy , mpisoron ' ny mpanjaka , firenena masina , olona ho an ' ny fananan'Andriamanitra , mba ho afaka hanambara ny hatsaran'ireo asan'ilay iray izay niantso anao avy tao amin ' ny haizina hankao amin ' ny hazavany mahatalanjona ianao .
1PE 2:10     Alignment score: 0.337
Once you were not a people , but now you are the people of God . You did not receive mercy , but now you have received mercy .
Taloha ianao tsy olona , kanefa ankehitriny ianao dia olon'Andriamanitra . Tsy nandray famindram - po ianao , fa ankehitriny ianao nandray famindram - po .
1PE 2:11     Alignment score: 0.234 → 0.237
Beloved , I exhort you as foreigners
and exiles to abstain from fleshly desires , which fight against your soul .
Ry malala , miantso anareo toy ny vahiny sy mpirenireny aho mba hifady ny filàn ' ny nofo , izay mahatonga ady manohitra ny fanahinareo .
1PE 2:12     Alignment score: 0.238 → 0.252
Your conduct among the Gentiles should be honorable , so that when they slander you as evildoers , they may be eyewitnesses of your good deeds and give
glory to God on the day when he appears .
Tokony manana fitondran - tena tsara ianareo eo amin'ireo Jentilisa , mba ho , raha miresaka momba anareo ho nanao zavatra ratsy izy ireo , dia tokony hahita ireo asa tsaranareo sy hankalaza an'Andriamanitra amin ' ny andro izay hahatongavany .
1PE 2:13     Alignment score: 0.283 → 0.285
Be subject to every human authority for the Lord 's sake . Obey both the king as supreme
Ankatoavy ny fahefan
' ny olombelona rehetra noho ny amin ' ny Tompo . Ankatoavy toy ny ambony indrindra ny mpanjaka ,
1PE 2:14     Alignment score: 0.302 → 0.331
and also the governors
, who are sent for the punishment of evildoers and to praise those who do good .
sy ireo governora ihany koa , izay nalefa mba hanasazy ireo mpanao ratsy sy hankalaza ireo izay manao ny tsara .
1PE 2:15     Alignment score: 0.24 → 0.242
For this is God 's will , that in doing good you silence the ignorant talk of foolish people .
Fa izany no sitrapon ' Andriamanitra , amin ' ny fanaovana ny tsara anareo dia mampangina ny resaka tsy mahalala fomban ' ny olona adala .
1PE 2:16     Alignment score: 0.199 → 0.239
As free people , do not use your freedom as a covering for wickedness , but be like servants of God .
Tahakan ' ny maha
- olon'afaka , aza ampiasaina ho toy ny fanaronana fahalemena ny fahafahanao , fa aoka ho toy ny mpanompon'Andriamanitra .
1PE 2:17     Alignment score: 0.27
Honor all people . Love the brotherhood . Fear God . Honor the king .
Omeo voninahitra ny olon
- drehetra . Tiavo ny firahalahiana . Mahatahora an'Andriamanitra . Omeo voninahitra ny mpanjaka .
1PE 2:18     Alignment score: 0.167 → 0.173
Servants , be subject to your masters with all respect . Be subject not only to the good and gentle masters , but also to the malicious ones .
Ry mpanompo , meteza hanaiky ny tomponareo amin ' ny fanajana rehetra . Aza manaiky ho mpanompon
' ny tsara sy ho tompo tsara fanahy , fa ho an'ireo ratsy toetra ihany koa .
1PE 2:19     Alignment score: 0.142 → 0.17
For it is praiseworthy if , because he is conscious of God , a person endures sorrows while suffering
unjustly .
Satria mendri - piderana izany raha misy miaritra fanaintainana rehefa mijaly amin ' ny tsy rariny noho ny fanantenany an'Andriamanitra .
1PE 2:20     Alignment score: 0.145
For how much credit is there if you sin and then endure while being afflicted ? But if you have done good and then you suffer while being punished , this is worthy of praise from God .
Fa ohatrinona ny vola raha manota ianao ary miaritra mandritry
ny fanasaziana anao avy eo ? Fa raha nanao ny tsara ianao ary miaritra mandritry ny fanasaziana anao , dia mendri - piderana amin'Andriamanitra izany .
1PE 2:21     Alignment score: 0.373 → 0.378
For it is to this that you were called , because Christ also suffered for you . He left an example for you to follow in his steps .
Fa noho ity no niantsoana
anao , satria Kristy ihany koa dia nijaly ho anao . Namela ohatra ho anao Izy mba hanarahana ireo lalany .
1PE 2:22     Alignment score: 0.217 → 0.218
" He committed no sin , neither was any deceit found
in his mouth . "
Tsy nanota Izy , na hoe nisy fitaka teo am - bavany .
1PE 2:23     Alignment score: 0.313
When he was insulted , he gave no insult in return . When he suffered , he did not threaten back , but he gave himself over to the one who judges justly .
Rehefa notenenana ratsy Izy , dia tsy mba namaly ratsy . Rehefa nijaly Izy , dia tsy nandrahona , fa nanolotra ny tenany tamin'ilay iray izay Mpitsara ampahamarinana .
1PE 2:24     Alignment score: 0.255
He himself carried our sins in his body on the tree so that we would die to sin and live for righteousness . By his bruises you have been healed .
Izy tenany dia nitondra ireo fahotantsika tao amin ' ny tenany ho eo ambony hazo , mba tsy hanana anjara amin ' ny fahotana intsony isika , ary mba hiaina ho an ' ny fahamarinana . Tamin ' ny alalan ' ny ratrany
no nahasitrana anareo .
1PE 2:25     Alignment score: 0.372
All of you had been straying like lost sheep , but now you have returned to the shepherd and overseer of your souls .
Nirenireny toy ny ondry very ianareo rehetra , fa ankehitriny ianareo niverina tamin ' ny mpiandry ondry sy mpiambina ny fanahinareo .
1PE 2     Average alignment score: 0.281 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1PE:1  2  3  4  5