Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1TH:1  2  3  4  5 


1TH 2:1     Alignment score: 0.265
For you yourselves know , brothers , that our coming to you was not useless .
Fa ny tenanareo dia mahalala , ry rahalahy , fa ny fahatongavanay teto aminareo dia tsy foana .


1TH 2:2     Alignment score: 0.269
Rather , as you know , though we previously suffered and were shamefully treated at Philippi , we were bold in our God to speak to you the gospel of God in much struggling .
Fantatrareo fa teo aloha dia nijaly ary nalaim - baraka tany Filipy izahay . Izahay dia sahy tao amin'Andriamanitray hilaza taminareo ny filazantsaran'Andriamanitra tao anatin
' ny fanoherana lehibe .
1TH 2:3     Alignment score: 0.278 → 0.28
For our exhortation
was not from error , nor from uncleanness , nor from deceit .
Satria ny fananaranay dia tsy avy tamin ' ny fahadisoana , na avy tamin ' ny fahalotoana , na avy tamin ' ny fitaka .
1TH 2:4     Alignment score: 0.233 → 0.246
Instead , just as we have been approved by God to be trusted with the gospel , so we speak , not to please men , but God . He is the one who examines our hearts .
Fa kosa , araka ny nankatoavan'Andriamanitra anay mba hatokisana amin ' ny filazantsara , noho izany dia miteny izahay . Miteny izahay , tsy hampifaly ny olona , fa hampifaly an'Andriamanitra . Izy ilay mahalala ny fonay
.
1TH 2:5     Alignment score: 0.106
For we never came
with words of flattery , as you know , nor with a pretext to cover up greed God is our witness .
Satria tsy dia nampiasa na oviana na oviana ireo teny fandokafana izahay , araka ny fantatrareo , na koa ho fialan - tsiny amin ' ny fitsiriritana , satria Andriamanitra no vavolombelonay .
1TH 2:7     Alignment score: 0.124
We could have claimed privileges as apostles of Christ . Instead , we were as gentle among you as a mother comforting her own children .
Fa kosa , izahay dia tsotra teo aminareo toy ny reny mankahery ny zanany naterany .
1TH 2:8     Alignment score: 0.244 → 0.256
In this way we had affection for you . We were pleased to share with you not only the gospel of God but also our own lives . For you had become
very dear to us .
Dia toy izany no nanananay fitiavana ho anareo . Faly izahay mizara aminareo , tsy ny filazantsara an'Andriamanitra ihany , fa ny fiainanay manokana ihany koa . Satria ianareo dia lasa malalanay tokoa .
1TH 2:9     Alignment score: 0.21 → 0.253
For you remember , brothers , our labor and toil . Night and day we were working so that we might not be a burden to any of you as we preached to you the gospel of God .
Satria tsaroanareo , ry rahalahy , ny asanay sy ny fisasaranay . Andro aman'alina no niasanay mba tsy ahafahanay mampitondra mavesatra ny iray aminareo . Nandritra
izany fotoana izany , dia nitory ny filazantsaran'Andriamanitra taminareo izahay .
1TH 2:10     Alignment score: 0.414 → 0.414
You are witnesses
, and God also , how holy , righteous , and blameless was our behavior toward you who believe .
Ianareo no vavolombelona , ary Andriamanitra ihany koa , fa masina , sy marina , ary tsy manan - tsiny ny fitondran - tenanay teo aminareo izay mino .
1TH 2:11     Alignment score: 0.199
In the same way you know how we were with each one of you , as a father with his own children ,
Toy izany ihany koa dia fantatrareo hoe toy ny ahoana no nataonay taminareo tsirairay toy ny ataon
' ny ray amin ' ny zanany naterany ,
1TH 2:12     Alignment score: 0.293 → 0.299
exhorting you and comforting you and urging you to walk in a manner that is worthy of God , who calls you into his own kingdom and glory .
niangavy sy nankahery ary nandrisika anareo izahay mba handeha amin ' ny fomba izay mendrika an'Andriamanitra , izay miantso anareo ho ao amin ' ny fanjakany
sy ny voninahiny manokana .
1TH 2:13     Alignment score: 0.28 → 0.295
For this reason we also thank God constantly , that when you received God 's message that you heard from us , you accepted it not as the word of man , but just as it truly is , the word of God , which is also at work in you who believe .
Fa izany antony izany no isaoranay ihany koa an'Andriamanitra mandrakariva . Fa ianareo rehefa nandray avy taminay ny hafatr'Andriamanitra izay renareo , dia noraisinareo izany tsy ho toy ny tenin'olona . Fa kosa , noraisinareo izany araka izay marina , dia ny tenin'Andriamanitra . Izany teny
izany ihany koa no miasa eo aminareo izay mino .
1TH 2:14     Alignment score: 0.393
For you , brothers , became
imitators of the churches of God that are in Judea in Christ Jesus . For you also suffered the same things from your own countrymen , as they did from the Jews
Satria ianareo , ry rahalahy , dia lasa tahaka ireo fiangonan'Andriamanitra any Jodia izay amin'i Jesosy Kristy . Fa ianareo ihany koa dia nijaly tamin'ireo zavatra ireo ihany noho ny nataon'ireo mpiray tanindrazana aminareo , sahala ny nanjo azy ireo koa noho ny nataon ' ny Jiosy taminy .
1TH 2:15     Alignment score: 0.3
who killed both the Lord Jesus and the prophets , and who drove
us out . They do not please God . Instead , they are hostile to all people .
Ireo Jiosy no namono na an'i Jesosy Kristy na ireo mpaminany . Ireo Jiosy no nandroaka anay . Tsy nankasitraka an'Andriamanitra izy ireo . Fa kosa , izy ireo dia fahavalon ' ny olona rehetra .
1TH 2:16     Alignment score: 0.265 → 0.277
They forbid us to speak to the Gentiles for them to be saved . The result is that they always fill up their sins to the limit . But wrath will overtake them in the end .
Izy ireo dia nandrara anay tsy hiteny amin'ireo Jentilisa mba tsy hamonjena azy ireny . Vokatr'izany dia mameno ny fahotan
' ny tenany mandrakariva izy ireo . Ny fahatezerana dia tsy maintsy tonga eo amin'izy ireo amin ' ny farany .
1TH 2:17     Alignment score: 0.233
But we , brothers , were separated from you for a short time , in person not in heart . We were especially eager , with great desire , to see your faces .
Tafasaraka taminareo izahay , ry rahalahy , nandritry
ny fotoana fohy , tamin ' ny fanatrehana fa tsy tamin ' ny fo . Tena nazoto fatratra izahay , naniry mafy , ny hahita ny tavanareo .
1TH 2:18     Alignment score: 0.324 → 0.326
For we wished to come
to you indeed I , Paul , once and again but Satan stopped us .
Satria naniry ny ho any aminareo izahay , izaho , Paoly , matetitetika , nefa nanakana anay i Satana .
1TH 2:19     Alignment score: 0.329 → 0.345
For what is our hope , or joy , or crown of pride in front of our Lord Jesus at his coming ? Is it not you ?
Fa inona moa ny fanantenanay
ny ho avy , na fifaliana , na satro - boninahitry ny fandresena eo anatrehan'i Jesosy Tompontsika amin ' ny fihaviany ? Moa tsy ianareo toy ireo sasany hafa koa ve ?
1TH 2:20     Alignment score: 0.099
For you are our glory and joy .
Fa ianareo no voninahitray
sy fifalianay .
1TH 2     Average alignment score: 0.274 for 19 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1TH:1  2  3  4  5