Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1TH:1  2  3  4  5 


1TH 5:1     Alignment score: 0.387
Now concerning the times and seasons , brothers , you have no need that anything be written to you .
Ankehitriny mikasika ireo fotoana sy ireo vanim - potoana , ry rahalahy , tsy mila na inona na inona voasoratra ho anareo ianareo .


1TH 5:2     Alignment score: 0.467
For you yourselves know perfectly well that the day of the Lord is coming like a thief in the night .
Fa ianareo tenanareo mahafantatra tsara fa ny andron ' ny Tompo dia ho avy tahaka ny mpangalatra amin ' ny alina .
1TH 5:3     Alignment score: 0.309 → 0.321
When they say , " Peace and safety , " then sudden destruction will come
on them . It will be like birth pains in a pregnant woman . They will in no way escape .
Rehefa miteny izy ireo , " Miadana sy milamina , " dia fahapotehana tampoka no ho avy amin'izy ireo . Ho tahaka ny fahararian ' ny vehivavy bevohoka rehefa miteraka izany . Tsy ho afa - mandositra mihitsy izy ireo .
1TH 5:4     Alignment score: 0.437
But you , brothers , are not in darkness so that the day would overtake you like a thief .
Fa ianareo , ry rahalahy , dia tsy ao anatin
' ny haizina ka hahatratra anareo tampoka tahaka ny mpangalatra ny andro .
1TH 5:5     Alignment score: 0.4
For you are all sons of the light and sons of the day . We are not sons of the night or the darkness .
Fa ianareo rehetra dia zanaky
ny mazava sy zanaky ny andro . Tsy zanaky ny alina isika na ny haizina .
1TH 5:6     Alignment score: 0.287
So then , let us not sleep as the rest do . Instead , let us keep watch and be sober .
Noho izany , ndeha isika tsy hatory tahaka ny fataon ' ny ambiny
. Fa kosa , aoka isika hiambina sy hahonon - tena .
1TH 5:7     Alignment score: 0.381
For those
who sleep do so at night , and those who get drunk do so at night .
Fa ireo izay matory dia manao izany amin ' ny alina , ary ireo izay mamo dia manao izany ihany koa amin ' ny alina .
1TH 5:8     Alignment score: 0.296 → 0.296
But since we belong to the day , we must stay sober and put on faith and love as a breastplate , and the hope of salvation for our helmet .
Fa raha mbola an ' ny andro isika , dia tsy maintsy mahonon - tena isika ary mitafy finoana sy fitiavana ho fiarovan - tratra , ary ny antoky ny famonjena amin ' ny ho avy ho fiarovan - dohantsika .
1TH 5:9     Alignment score: 0.376 → 0.378
For God did not appoint us for wrath , but to obtain salvation through our Lord Jesus Christ ,
Fa Andriamanitra tsy nanendry antsika ho amin ' ny fahatezerana , fa hahazoana ny famonjena amin ' ny alalan'i
Jesosy Kristy Tompontsika .
1TH 5:10     Alignment score: 0.22 → 0.221
who died
for us so that , whether we are awake or asleep , we may live together with him .
Izy ilay maty ho antsika , na mifoha isika na matory , dia afaka miara - miaina aminy .
1TH 5:11     Alignment score: 0.123 → 0.13
Therefore comfort one another and build
each other up , just as you are already doing .
Ka noho izany mifampionona ary mifampahereza ianareo , tahaka ny efa nataonareo .
1TH 5:12     Alignment score: 0.216 → 0.218
We earnestly appeal to you , brothers , to acknowledge those who labor among you and who rule over you in the Lord and who instruct you ,
Mangataka aminareo izahay , ry rahalahy , mba hanekenareo izay mikely aina
aminareo sy mitondra anareo amin ' ny Tompo ary izay mananatra anareo .
1TH 5:13     Alignment score: 0.163 → 0.164
and to esteem them highly in love because of their work . Be at peace among yourselves .
Mangataka anareo ihany koa izahay mba hanaja azy ireo am - pitiavana noho ny asan'izy ireo . Mihavàna amin ' ny tenanareo .
1TH 5:14     Alignment score: 0.317 → 0.321
We exhort you , brothers : Warn those
who are lazy , encourage the discouraged , help the weak , and be patient toward all .
Mananatra anareo izahay , ry rahalahy : mampitandrema ny fikorontanana , hampaherezo ireo kivy , ampio ireo malemy , mahareta amin ' ny rehetra .
1TH 5:15     Alignment score: 0.225 → 0.23
See that no one pays back evil for evil to anyone . Instead , pursue what is good for one another and for all .
Indro tsy misy olona mamaly ratsy ny ratsy na amin'iza na iza . Fa kosa , mitadiava izay tsara ho an ' ny tsirairay sy ho an ' ny rehetra .
1TH 5:16     Alignment score: 0.49
Rejoice always .
Mifalia
mandrakariva .
1TH 5:17     Alignment score: 0.037 → 0.048
Pray without ceasing .
Aza mitsahatra mivavaka .
1TH 5:18     Alignment score: 0.479
In everything give
thanks . For this is the will of God in Christ Jesus for you .
Misaora amin ' ny zavatra rehetra . Fa izany no sitrapon'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy ho anareo .
1TH 5:19     Alignment score: 0.334
Do not quench the Spirit .
Aza mamono ny Fanahy .
1TH 5:20     Alignment score: 0.436
Do not despise prophecies .
Aza manao tsinontsinona ireo faminaniana .
1TH 5:21     Alignment score: 0.139
Test all things . Hold
firmly to what is good .
Andramo ny zava - drehetra . Mifikira amin'izay tsara .
1TH 5:22     Alignment score: 0.11 → 0.116
Keep away from every kind of evil .
Esory ireo fisehoan ' ny ratsy rehetra .
1TH 5:23     Alignment score: 0.358
May the God of peace sanctify you completely . May your whole spirit , soul , and body be preserved blameless for the coming of our Lord Jesus Christ .
Andriamanitry ny fiadanana anie hampamasina anao tanteraka . Aoka ny fanahinareo manontolo , ny aina
, ary ny vatana dia hotehirizina tsy hanan - tsiny ho amin ' ny fahatongavan'i Jesosy Kristy Tompontsika .
1TH 5:24     Alignment score: 0.363
Faithful is he who calls you , the one who will also do it .
Mahatoky izy ilay miantso anao , ilay iray izay hanao izany ihany koa .
1TH 5:25     Alignment score: 0.512
Brothers , pray also for us .
Ry rahalahy , mivavaha ihany koa ho anay .
1TH 5:26     Alignment score: 0.259 → 0.379
Greet all the brothers with a holy kiss .
Arahabao amin ' ny fanorohana masina ny rahalahy rehetra .
1TH 5:27     Alignment score: 0.394
I command you by the Lord to have this letter read to all the brothers .
Mangataka aminareo amin ' ny Tompo aho mba ho vakiana amin ' ny rahalahy rehetra ity taratasy ity .
1TH 5:28     Alignment score: 0.414 → 0.384
The grace of our Lord Jesus Christ be with you .
Ho aminareo anie ny fahasoavan'i
Jesosy Kristy Tompontsika .
1TH 5     Average alignment score: 0.322 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1TH:1  2  3  4  5