Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1TH:1  2  3  4  5 


1TH 4:1     Alignment score: 0.314 → 0.316
Finally , brothers , we earnestly appeal to you and exhort you in the Lord Jesus . As you received instructions from us about how you must walk and please God , also in this way walk , so that you do so even more .
Ary farany , ry rahalahy , mampahery sy mananatra anareo izahay ao amin ' ny Tompo Jesosy . Raha nahazo ireo fampianarana
avy aminay ianareo momban ' ny fomba tsy maintsy handehananareo sy hamalifalinareo an'Andriamanitra , ny amin'io lalana andehanana io ihany koa , dia mba anaovanareo mihoatra izany .


1TH 4:2     Alignment score: 0.374 → 0.377
For you know what instructions we gave you through the Lord Jesus .
Fa ianareo dia mahafantatra ireo fampianarana
izay nomenay anareo tamin ' ny alalan'i Jesosy Tompo .
1TH 4:3     Alignment score: 0.197 → 0.195
For this is the will of God , your sanctification , that you avoid sexual immorality ,
Fa izao no sitrapon'Andriamanitra , dia ny hanamasinana anareo , mba hialanareo amin ' ny fijangajangana ,
1TH 4:4     Alignment score: 0.214 → 0.27
that each of you knows how to possess his own vessel in holiness and honor ,
izay ahafantaran ' ny tsirairay avy aminareo ny fomba ahazoana ny fanaky ny tenany
ao amin ' ny fahamasinana sy voninahitra ,
1TH 4:5     Alignment score: 0.468
not in the passion of lust ( as the Gentiles who do not know God ) .
tsy amin ' ny filan - dratsy ( tahaka ireo Jentilisa izay tsy mahafantatra an'Andriamanitra ) .
1TH 4:6     Alignment score: 0.199 → 0.218
Let no man transgress and wrong his brother in this matter . For the Lord is an avenger in all these things , just as we forewarned you and testified .
Aoka tsy hisy olona handika na hanaratsy ny rahalahiny amin'izany . Fa ny Tompo no mamaly amin'ireny zava - drehetra ireny , tahaka ny nampitandremanay mialoha sy nijoronay vavolombelona taminareo .
1TH 4:7     Alignment score: 0.318
For God did not call us to uncleanness , but to holiness .
Fa Andriamanitra tsy niantso anay ho amin ' ny fahalotoana , fa amin ' ny fahamasinana .
1TH 4:8     Alignment score: 0.454
Therefore , he who rejects this rejects not people , but God , who gives his Holy Spirit to you .
Noho izany , izy izay mandà izany dia tsy mandà olona , fa Andriamanitra , izay nanome ny Fanahiny
Masina ho anareo .
1TH 4:9     Alignment score: 0.232 → 0.296
Regarding brotherly love , you have no need for anyone to write to you , for you yourselves are taught by God to love one another .
Momban ' ny fifankatiavan ' ny mpirahalahy , tsy mila olona hafa ianareo hanoratra ho anareo , fa ianareo tenanareo dia nampianarin'Andriamanitra mba hifankatia .
1TH 4:10     Alignment score: 0.413
Indeed , you do this for all the brothers who are in all Macedonia . But we exhort you , brothers , to do this even more .
Ataonareo tokoa izany , ho an'ireo rahalahy rehetra izay eran'i Makedonia . Fa izahay dia mananatra anareo , ry rahalahy , mba hanao mihoatra .
1TH 4:11     Alignment score: 0.21 → 0.225
We also exhort you to aspire to live quietly , take care of your own responsibilities , and labor with your hands , just as we commanded you ,
Mananatra anareo ihany koa izahay mba hanandrana hiaina am - pilaminana , hisaina ny raharahanareo manokana , ary hiasa amin ' ny tananareo , araka ny nandidianay
anareo ,
1TH 4:12     Alignment score: 0.079 → 0.09
so that you may walk properly before outsiders and not be in any need .
mba hanananareo fitondran - tena mendrika eo anatrehan'ireo tsy mino ary tsy hanan - java - mahory .
1TH 4:13     Alignment score: 0.29 → 0.305
We do not want you to be uninformed , brothers , about those
who sleep , so that you do not grieve like the rest , who do not have hope .
Fa tsy tianay tsy ho fantatrareo , ry rahalahy , ny momba ireo izay nodimandry , mba tsy halahelovanareo tahaka ireo ambiny izay tsy manana antoka ny amin ' ny ho avy .
1TH 4:14     Alignment score: 0.397 → 0.433
For if we believe that Jesus died
and rose again , even so God will bring with Jesus those who have fallen asleep in him .
Fa raha mino isika fa Jesosy dia maty ary nitsangana indray , dia toy izany koa no hitondran'Andriamanitra miaraka amin'i Jesosy ireo izay efa nodimandry tao aminy .
1TH 4:15     Alignment score: 0.333
For this we say to you by the word of the Lord , that we who are alive
, who are left at the coming of the Lord , will surely not go before those who have fallen asleep .
Fa izao no lazainay aminareo tamin ' ny tenin ' ny Tompo , fa isika izay velona , izay sisa tavela amin ' ny fahatongavan ' ny Tompo , dia tsy hialoha tokoa ireo izay nodimandry .
1TH 4:16     Alignment score: 0.37 → 0.44
For the Lord himself will descend from heaven . He will come
with a shout , with the voice of the archangel , and with the trumpet of God , and the dead in Christ will rise first .
Fa ny tenan ' ny Tompo no hidina avy any an - danitra . Ho avy miaraka amin ' ny feo avo Izy , miaraka amin ' ny feon ' ny Arkanjely , ary miaraka amin ' ny trompetran'Andriamanitra , ary ny maty ao amin'i Kristy no hitsangana voalohany .
1TH 4:17     Alignment score: 0.327 → 0.33
Then we who are alive
, who are left , will together with them be caught up in the clouds to meet the Lord in the air . In this way we will always be with the Lord .
Avy eo isika izay velona , izay sisa tavela , hiaraka hiakatra amin'izy ireo eny amin ' ny rahona ka hihaona amin ' ny Tompo eny amin ' ny habakabaka . Amin'izany dia hiaraka amin ' ny Tompo mandrakariva isika .
1TH 4:18     Alignment score: 0.309
Therefore , comfort one another with these
words .
Noho izany , mifankahereza amin'ireo teny ireo .
1TH 4     Average alignment score: 0.325 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1TH:1  2  3  4  5