Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1TH:1  2  3  4  5 


1TH 3:1     Alignment score: 0.388 → 0.405
Therefore , when we could no longer bear it , we thought it was good to be left behind at Athens alone .
Noho izany , rehefa tsy afaka niaritra izany intsony izahay , dia noeritreretinay
fa tsara ny mitoetra irery tao Atena .


1TH 3:2     Alignment score: 0.431 → 0.43
We sent Timothy , our brother and fellow worker for God in the gospel of Christ , to strengthen and comfort you regarding your faith ,
Nandefa an'i Timoty izahay , rahalahinay
sy mpiara - miasa ho an'Andriamanitra ao amin ' ny filazantsaran'i Kristy , mba hanamafy sy hankahery momban ' ny finoanareo .
1TH 3:3     Alignment score: 0.211
so that no one would be shaken by these
tribulations . For you yourselves know that for this we have been appointed .
Nataonay izany mba tsy hisy olona ho taitra noho ireo fahoriana ireo . Fa ny tenanareo dia mahafantatra fa izany no nanendrena antsika .
1TH 3:4     Alignment score: 0.265 → 0.286
Truly , when we were with you , we told you in advance that we were about to suffer affliction , and it happened just so , as you know .
Marina tokoa , rehefa niaraka taminareo izahay , dia nilaza mialoha taminareo fa isika dia tsy maintsy hampahoriana , ary nitranga izany , araka ny fantatrareo .
1TH 3:5     Alignment score: 0.389 → 0.395
For this reason , when I could no longer endure it , I sent that I might know
about your faith . Perhaps the tempter had somehow tempted you , and our labor was in vain .
Noho izany antony izany , rehefa tsy naharitra izany intsony aho , dia naniraka mba ahafantarako ny finoanareo . Angamba ny mpaka fanahy dia efa naka fanahy anareo , ary ho zava - poana ny asantsika .
1TH 3:6     Alignment score: 0.267 → 0.274
But Timothy came to us from you and brought us the good news of your faith and love . He told us that you always have good memories of us , and that you long to see us just as we also long to see you .
Fa tonga taty aminay avy tany
aminareo i Timoty ary nitondra ny vaovao mahafalin ' ny finoana sy fitiavanareo ho anay . Nilaza taminay izy fa ianareo dia manana fahatsiarovana tsara anay foana , ary ianareo dia maniry mafy ny ahita anay tahaka ny fanirianay ahita anareo .
1TH 3:7     Alignment score: 0.312
Because of this , brothers , we were comforted by you because of your faith , in all our distress and affliction .
Noho izany , ry rahalahy , izahay dia namaherezinareo nohon ' ny finoanareo , tao anatin
' ny fitaintainana sy fahorianay rehetra .
1TH 3:8     Alignment score: 0.405
For now we live , if you stand firm in the Lord .
Fa ankehitriny velona izahay , raha mifikitra mafy amin ' ny Tompo ianareo .
1TH 3:9     Alignment score: 0.269 → 0.27
For what thanks can we give to God for you , for all the joy that we have before our God over you ?
Fa fisaorana toy ny ahoana no azonay omena an'Andriamanitra ny aminareo , tamin ' ny fifaliana rehetra izay anananay teo anatrehan
' ny Andriamanitray noho ny aminareo ?
1TH 3:10     Alignment score: 0.257 → 0.281
Night and day we pray very hard that we may see your face and provide what is lacking in your faith .
Mivavaka mafy andro aman'alina izahay mba mety ahita ny endrikareo sy amatsy izay tsy ampy ao amin ' ny finoanareo .
1TH 3:11     Alignment score: 0.356
May our God and Father himself , and our Lord Jesus , direct our way to you .
Andriamanitra Raintsika tenany , ary Jesosy Tompontsika anie , hanitsy ny lalanay
ho aminareo .
1TH 3:12     Alignment score: 0.226 → 0.249
May the Lord make you increase and abound in love one for another and toward all people , as we also do for you .
Ny Tompo anie hampitombo sy hampandroso amin ' ny fifankatiavanareo amin ' ny hafa sy ny olon
- drehetra , tahaka ny ataonay aminareo koa .
1TH 3:13     Alignment score: 0.322 → 0.333
May he strengthen your hearts so that they will be blameless in holiness before our God and Father at the coming of our Lord Jesus with all his holy people .
Izy anie hanamafy ny fonareo , ka mba tsy hanan - tsiny amin ' ny fahamasinana izy ireo eo anatrehan'Andriamanitra Raintsika , amin ' ny fihavian'i Jesosy Tompontsika mbamin'ireo masiny
rehetra .
1TH 3     Average alignment score: 0.324 for 13 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1TH:1  2  3  4  5