Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JAS:1  2  3  4  5 


JAS 2:1     Alignment score: 0.398
My brothers , do not hold to faith in our Lord Jesus Christ , the Lord of glory , with partiality toward certain people .
Ry rahalahiko , aza mihazona ny finoana an'i Tompontsika Jesosy Kristy , Ilay Tompon ' ny voninahitra , amin ' ny fiagarana amin ' ny olona sasany .


JAS 2:2     Alignment score: 0.276 → 0.286
Suppose that someone enters your meeting wearing gold rings and splendid clothes , and there also enters a poor man in dirty clothes .
Ataovy hoe misy olona miditra ao amin ' ny fivorianareo manao peratra volamena sy akanjo tsara , ary misy lehilahy mahantra ihany koa miditra manao akanjo maloto .
JAS 2:3     Alignment score: 0.253 → 0.259
If you look at the person wearing fine clothes and say , " You sit here in a good place , " but you say to the poor man , " You stand over there " or " Sit by my footstool , "
Raha mijery ilay olona miakanjo tsara ianao ary miteny hoe : " Azafady mitoera eto amin ' ny toerana tsara , " fa hiteny amin'ilay lehilahy mahantra kosa hoe : " Mitsangàna ianao ery , " na hoe : " Mipetraha eto an - tongotro
, "
JAS 2:4     Alignment score: 0.262 → 0.262
are you not judging among yourselves ? Have you not become
judges with evil thoughts ?
moa tsy mifampitsara aminareo ianareo ? Moa tsy lasa mpitsara amin ' ny eritreri - dratsy ianareo ?
JAS 2:5     Alignment score: 0.366 → 0.449
Listen , my beloved brothers , did not God choose
the poor of the world to be rich in faith and to be heirs of the kingdom that he promised to those who love him ?
Mihainoa , ry rahalahy malalako , tsy efa nofidian ' Andriamanitra ve ny mahantran'izao tontolo izao mba hanankarena amin ' ny finoana sy mba ho mpandova ny fanajakana izay nampanantenainy ireo izay tia Azy ?
JAS 2:6     Alignment score: 0.278 → 0.28
But you have dishonored the poor ! Is it not the rich who oppress you ? Are they not the ones who drag you to court ?
Fa ianareo dia nanala baraka ny mahantra ! Moa tsy ny mpanan - karena ve no mampahory anareo ? Moa tsy ireo va no mitarika anareo ho eo amin ' ny fitsarana ?
JAS 2:7     Alignment score: 0.166 → 0.179
Do they not insult the good name by which you have been called ?
Moa tsy izy ireo va no nanaratsy ny anarana
tsara izay anareo ?
JAS 2:8     Alignment score: 0.323
If , however , you fulfill the royal law according to the scripture , " Love your neighbor as yourself , " you do well .
Na izany aza , raha manatanteraka ny lalàn ' ny mpanjaka ianareo , araky
ny Soratra Masina hoe : " Tiava ny namanao tahaka ny tenanao , " dia manao ny tsara ianareo .
JAS 2:9     Alignment score: 0.245
But if you favor certain people , you are committing sin , and you are convicted by the law as transgressors
.
Fa raha manome sitraka ny olona sasany kosa ianareo , dia manota , ka voaheloka toy ny mpandika lalàna .
JAS 2:10     Alignment score: 0.295
For whoever obeys the whole law , except that he stumbles in just a single way , has become
guilty of breaking the whole law .
Fa na iza na iza mankatoa ny lalàna rehetra , kanefa lavo amin ' ny lalana iray monja , dia ho meloka amin ' ny lalàna rehetra .
JAS 2:11     Alignment score: 0.375
For the one who said , " Do not commit adultery , " also said , " Do not murder . " If you do not commit adultery , but if you do commit murder , you have become
a transgressor of the law .
Fa ilay niteny hoe : " Aza mijangajanga , " dia niteny ihany koa hoe : " Aza mamono olona . " Raha tsy mijangajanga ianareo , kanefa mamono olona , dia lasa mpandika lalàna .
JAS 2:12     Alignment score: 0.287 → 0.29
So speak and act as those
who will be judged by means of the law of freedom .
Noho izany mitenena sy manaova tahaka ireo izay ho tsaraina amin ' ny lalàn ' ny fahafahana .
JAS 2:13     Alignment score: 0.277 → 0.277
For judgment comes without mercy to those who have shown no mercy . Mercy triumphs over judgment .
Fa ny fitsarana dia tonga tsy misy famindram - po amin'ireo izay tsy naneho famindram - po . Ary ny famindram - po dia mandresy ny fitsarana .
JAS 2:14     Alignment score: 0.303 → 0.304
What profit is it , my brothers , if someone says he has faith , but he has no works ? Can that faith save him ?
Inona no soa , ry rahalahiko , raha milaza ny olona iray fa manam - pinoana izy , kanefa tsy misy asa ? Afaka hamonjy azy ve izany finoana izany ?
JAS 2:15     Alignment score: 0.244
Suppose that a brother or sister is badly clothed and lacks food for the day .
Ataovy hoe misy rahalahy na anabavy ratsy fitafy sy tsy ampy sakafo isan'andro .
JAS 2:16     Alignment score: 0.253 → 0.258
Suppose that one of you says to them , " Go in peace , stay warm and be filled . " If you do not give them the things necessary for the body , what profit is that ?
Ataovy hoe misy iray aminareo miteny amin'izy ireo hoe : " Mandehana am - piadanana , manaova mafana ary mivokisa . " Raha tsy manome azy ireo ny zavatra ilainy
ho an ' ny vatana ianareo , inona no mahatsara izany ?
JAS 2:17     Alignment score: 0.372 → 0.374
In the same way faith by itself , if it does not have works , is dead .
Dia toy izany koa ny finoana , raha tsy misy asa izany , dia maty .
JAS 2:18     Alignment score: 0.221
Yet someone may say , " You have faith , and I have works . " Show me your faith without works , and I will show you my faith by my works .
Nefa mety misy olona miteny hoe : " Manam - pinoana ianao , ary izaho manan'asa . " Asehoy ahy ny finoanao
tsy misy asa , dia hasehoko anao koa ny finoako amin ' ny alalan ' ny asako .
JAS 2:19     Alignment score: 0.382
You believe that there is one God ; you do well . But even the demons believe that , and they tremble .
Ianao dia mino fa iray ihany ny Andriamanitra ; tsara izany ataonao
izany . Fa na ireo demonia aza mino izany , ka dia mangovitra izy ireo .
JAS 2:20     Alignment score: 0.207 → 0.238
Do you want to know
, foolish man , that faith without works is useless ?
Tianareo ho fantatra ve , ry lehilahy adala , fa ny finonana tsy misy asa dia tsy misy ilaina azy ?
JAS 2:21     Alignment score: 0.474 → 0.491
Was not Abraham our father justified by works when he offered up Isaac his son on the altar ?
Tsy tamin ' ny asa koa ve no nanamarinana an'i Abrahama raintsika rehefa nanolotra an'Isaka zanany lahy teo amin ' ny alitara izy ?
JAS 2:22     Alignment score: 0.248 → 0.248
You see that faith worked with his works , and that by works his faith was completed .
Hitanao fa ny finoana dia niasa niaraka tamin ' ny asany
, ary amin ' ny asa dia nivoatra tanteraka ny finoany .
JAS 2:23     Alignment score: 0.427
The scripture was fulfilled that says , " Abraham believed God , and it was counted to him as righteousness , " and he was called a friend of God .
Dia tanteraka ny Soratra Masina izay milaza hoe : " Abrahama nino an'Andriamanitra , ka nisaina taminy ho fahamarinana izany , " ary izy nantsoina hoe sakaizan'Andriamanitra .
JAS 2:24     Alignment score: 0.352 → 0.353
You see that it is by works that a man is justified , and not only by faith .
Hitanareo izao fa amin ' ny asa no hanamarinana ny olona , fa tsy amin ' ny finoana ihany .
JAS 2:25     Alignment score: 0.389 → 0.406
In the same way also , was not Rahab the prostitute justified by works when she welcomed the messengers and sent them away by another road ?
Toy izany koa , Rahaba mpivaro - tena tsy nohamarinina tamin ' ny asa koa ve izy , rehefa nandray ireo iraka sy nandefa azy ireo tamin ' ny lalan
- kafa ?
JAS 2:26     Alignment score: 0.33 → 0.33
For as the body apart from the spirit is dead , even so faith apart from works is dead .
Fa maty ny tena raha misaraka amin ' ny fanahy , dia toy izany ihany koa , ny finoana tsy misy asa dia maty .
JAS 2     Average alignment score: 0.317 for 26 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JAS:1  2  3  4  5