Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JAS:1  2  3  4  5 


JAS 5:1     Alignment score: 0.28 → 0.279
Come now , you who are rich , weep and wail because of the miseries coming on you .
Avia , ianareo izay manan
- karena , mitomania sy midradradradrà noho ireo fahoriana tonga aminareo .


JAS 5:2     Alignment score: 0.252 → 0.257
Your riches have rotted , and your clothes have become
moth - eaten .
Ny harenareo efa lo , ary ny fitafianareo efa lanin ' ny kalalao .
JAS 5:3     Alignment score: 0.296 → 0.337
Your gold and your silver have become
tarnished and their rust will be a witness against you . It will consume your flesh like fire . You have stored up your treasure for the last days .
Ny volamenanareo sy ny volafotsinareo dia efa harafesina . Ny harafesiny dia ho vavolombelona hiampanga anareo . Handoro ny nofonareo tahaka ny afo izany . Notehirizinareo ny harenareo ho amin ' ny ireo andro farany .
JAS 5:4     Alignment score: 0.194 → 0.203
Look , the wages you kept back from the laborers who mowed your fields are crying out against you . The cries of the harvesters have reached the ears of the Lord of hosts .
Indro , ny karaman'ireo mpiasa dia mitaraina _ ny karama izay nohazoninareo tsy ho an'ireo izay nampamokatra ny sahanareo , ary ireo fitarainan ' ny mpijinja dia efa tonga any an'tsofin ' ny Tompon ' ny maro .
JAS 5:5     Alignment score: 0.296
You have lived in luxury on the earth and indulged yourselves . You have fattened your hearts for a day of slaughter .
Niaina tamin ' ny harena teto an - tany ianareo ary nanara - po tamin ' ny tenanareo . Natavezinareo ny fonareo ho an ' ny andro famonoana .
JAS 5:6     Alignment score: 0.294
You have condemned and murdered the righteous person . He does not oppose you .
Nanameloka sy namono ny olo - marina ianareo . Tsy nanohitra anareo izy .
JAS 5:7     Alignment score: 0.332 → 0.337
Be patient , then , brothers , until the Lord 's coming . See how the farmer waits for the precious fruit from the ground and he is patient about it , until it receives the early and late rains .
Koa mahareta , ry rahalahy , mandra - piavin ' ny Tompo . indro , ny mpamboly miandry ny vokatra
sarobidy avy amin ' ny tany . Miandry amim - paharetana izany izy , mandra - pahazoan'izany ny voaloha sy ny fara - orana .
JAS 5:8     Alignment score: 0.386
You , too , be patient . Strengthen your hearts because the Lord 's coming is near .
Ianareo , ihany koa , mahàreta . Hatanjaho
ny fonareo , satria efa akaiky ny fiavian ' ny Tompo .
JAS 5:9     Alignment score: 0.266 → 0.281
Do not complain , brothers , against one another , so that you will not be condemned . See , the judge is standing at the door .
Aza mifampitaraina , ry rahalahy , mba tsy ho tsaraina ianareo . Indro , ny mpitsara mijoro eo am - baravarana
.
JAS 5:10     Alignment score: 0.438
Take an example , brothers , from the suffering and patience of the prophets , those
who spoke in the name of the Lord .
Makà ohatra , ry rahalahy , avy amin ' ny fijaliana sy faharetan'ireo mpaminany , ireo izay niteny tamin ' ny anaran ' ny Tompo .
JAS 5:11     Alignment score: 0.336 → 0.348
See , we regard those
who endured as blessed . You have heard of the endurance of Job , and you know the purpose of the Lord , how he is very compassionate and merciful .
Indro , ataontsika toy ny sambatra ireo izay efa niharitra . Efa renareo ny fiaretan'i Joba , ary fantatrareo ny tanjon ' ny Tompo , ny maha - feno fangorahana sy famindram - po Azy .
JAS 5:12     Alignment score: 0.37 → 0.374
Above all , my brothers , do not swear , either by heaven or by the earth , or by any other oath . Rather , let your " Yes " mean " Yes " and your " No " mean " No , " so you do not fall
under judgment .
Fa ambonin ' ny rehetra , ry rahalahiko , aza mianiana , na amin ' ny lanitra na amin ' ny tany , na amin ' ny fianianana hafa . Fa kosa , aoka ny teninareo hoe : " Eny " ho " Eny " ary ny " Tsia " ho " Tsia , " mba tsy hiditra amin ' ny fitsarana ianareo .
JAS 5:13     Alignment score: 0.291
Is anyone among you suffering hardship ? Let him pray . Is anyone cheerful ? Let him sing praise .
Misy olona va eo aminareo mijaly amin ' ny ady sarotra ? Aoka izy hivavaka . Misy olona faly ve ? Aoka izy hihira fiderana .
JAS 5:14     Alignment score: 0.476
Is anyone among you sick ? Let him call for the elders of the church , and let them pray over him . Let them anoint him with oil in the name of the Lord .
Misy marary va eo anivonareo ? Aoka izy hiantso ny loholon
' ny fiangonana , ary aoka izy ireo hivavaka ho azy . Aoka izy ireo hanosotra menaka azy amin ' ny anaran ' ny Tompo .
JAS 5:15     Alignment score: 0.466
The prayer of faith will heal the sick person , and the Lord will raise him up . If he has committed sins , God will forgive him .
Ny fivavaky
ny finoana no hanasitrana ilay olona marary , ary ny Tompo hanangana azy . Raha nanota izy , dia hamela azy Andriamanitra .
JAS 5:16     Alignment score: 0.203 → 0.209
So confess
your sins to one another and pray for each other so that you may be healed . The prayer of a righteous person is very strong in its working .
Koa mifaneke heloka ianareo , ary mifampivavaha , mba ho sitrana ianareo . Ny vavaka ataon ' ny olo - marina dia tena matanjaka amin ' ny fiasany .
JAS 5:17     Alignment score: 0.327 → 0.335
Elijah was a man just like us . He prayed earnestly that it would not rain , and it did not rain in the land for three years and six months .
Elia dia lehilahy nitovy tamintsika ihany . Nivavaka mafy izy mba tsy hilatsahan ' ny ranon'orana , ary tsy nilatsaka
tamin ' ny tany nandritra ny telo taona sy enim - bolana izany .
JAS 5:18     Alignment score: 0.513
Then Elijah prayed again . The heavens gave rain , and the earth produced its fruit .
Avy eo nivavaka indray Elia . Ny lanitra dia nanome ranon'orana , ary ny tany namoa ny vokany .
JAS 5:19     Alignment score: 0.307 → 0.313
My brothers , if anyone among you strays from the truth , and someone brings him back ,
Ry rahalahiko , raha misy eo aminareo miala amin ' ny fahamarinana , ary misy anankiray mampiverina azy ,
JAS 5:20     Alignment score: 0.268 → 0.271
that person should know
that whoever turns a sinner from the error of his way will save him from death and will cover over a great number of sins .
dia tokony ho fantatr'io olona io fa na iza na iza manala ny mpanota iray amin ' ny lalan - diso dia hamonjy azy amin ' ny fahafatesana , ary hanarona fahotana marobe .
JAS 5     Average alignment score: 0.336 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of JAS:1  2  3  4  5